Vielle fille, na VhV lany zara!!
84. xxx
(
29/05/2007 21:35)
rush:
tslem:
rush >>> :-D:-D:-D ary sao d mbola misy hafa ankoatr'ireo aza ? :roll::idea:
Mpandefa : karinah [ Valio ] 16-02-2007 13:28:18dia io izany ko!
Lohateny : Re : bonannif vale sy Bobette
NB: karinah = vale ihany a! (fa double ny résidence-ko manko de izay no mahtonga an'io.... sinon vale ihany eee)
double résidence hono nefa dia niaratonga teo ihany vale sy karinah io hariva io :-D:-D
vale (19:26:49)JMR (19:26:41)
caro (19:26:35)
mirelah (19:26:16)
glamoor (19:25:47)
watafon (19:25:41)
evasoa (19:25:28)
hermans (19:25:11)
mignone (19:25:10)
kallie (19:24:59)
soapeta (19:24:53)
ilaikelygasy (19:24:19)
MANAKASINA (19:24:07)
mandrak (19:23:19)
jakoto1600 (19:23:13)
Papoose (19:22:34)
harinah (19:21:38)
ditra (19:20:55)
karinah (19:18:40)
86. Jeankely
(
30/05/2007 06:25)
Mandainga kosa nareo fa tsy nanenjika n'izan'iza izany ny hevitray ooo. Ery ambony dia nanazava tsara ilay tsy tononiko hoe "tsy maty ankazotokana" avy eo mbola niresaka ny hoe angaha ny "lehilahy ihany no mahazo mampirafy", dia ao koa ny hoe tia ho sambatra sy ahita maro. Koa sao tsy maratsy kosa fa mba milaza ny fomba fijery Malagasy ny sasany oooo. Nisy niresaka hoe tsy resaka sexe io lainga be fa rehefa resaka fitiava dia tafiditra ny resaka sexe. Hafa ny namana. Tsy misy manome tsiny ny olona misafidy ny tsy hanambady fa safidy io ary nosoratako mazava izany. Tsy faly ny hanenjika izany izahay ary tsy ahazoana tombony izany oooo. Sady tsy ahazo eo koa anie aho na hanenjika aza eny fa na tia maro aza ny akama hita fa tsy ny sahala anay no ahazoany tsirony.=))=))=))
87. malalatinasoa
(
30/05/2007 11:07)
xxx:
double résidence hono nefa dia niaratonga teo ihany vale sy karinah io hariva io :-D:-D
vale (19:26:49)JMR (19:26:41)
caro (19:26:35)
mirelah (19:26:16)
glamoor (19:25:47)
watafon (19:25:41)
evasoa (19:25:28)
hermans (19:25:11)
mignone (19:25:10)
kallie (19:24:59)
soapeta (19:24:53)
ilaikelygasy (19:24:19)
MANAKASINA (19:24:07)
mandrak (19:23:19)
jakoto1600 (19:23:13)
Papoose (19:22:34)
harinah (19:21:38)
ditra (19:20:55)
karinah (19:18:40)
koms be an ;-)
88. pissoa
(
31/05/2007 01:04)
laracroft:
8)8)8)Tokony eo amfiry toana eo kay ny Vhv ny atao hoe lany zara rhf tsy misy mangata-bady mintsy:?:
merci8).
Tsy azo atao na dia efa 99 taona aza :oops:
Mety tsy lany zara izy fa tsy nanana anjara amin'ny fanambadiana mihitsy ! Ny "lany" mantsy toy ny hoe "nisy teo fa lany e ! ". Tsy ny fanambadiana ihany nefa no lalam-piainana azo arahina ; ka lalam-piainana hafa izany ny anjarany fa tsy fanambadiana. :-D
89. Jeankely
(
31/05/2007 02:40)
Zavatra hafa koa ity resahin'i "pissoa" ity. Lany zara amin'ny fanambadiana no nodinihana fa tsy ny resaka hafa. Ny lany zara tsy misy tokoa fa ny tenany no misafidy izay tiany hatao. Tamin'ny andron'ny Ntaolo Malagasy dia nisy ny hoe "Basin'ariary fito". Ny mahantra tsy mahatakatra azy ary my mpanana tsy tia azy. Izany hoa raha manaiky ny mahantra izy dia lasan'ny mahantra saingy tsy tiany koa ny mahantra dia mitsatoka eo izy tsy mahazo vady. Sitrapo izany. Misy foana ny tia azy fa izy no misafidy satria tsy mifanandrify amin'ny hilainy. Fa hafa koa aloha ho an'ny Malagasy ilay hoe efa nifandimbiasan'ny Bandy rehetra koa iza no ho tratra farany eo?
90. soanja
(
02/06/2007 02:21)
laracroft:
8)8)8)Tokony eo amfiry toana eo kay ny Vhv ny atao hoe lany zara rhf tsy misy mangata-bady mintsy:?:
merci8).
Izay manko ny olana amin'ny toe-tsaintsika Malagasy e. Ny fanambadiana dia atao "tanjona" sy "ny fiterahana" ka raha tsy tanteraka ireo dia fadiranovana tokoa. Taloha izany fa tsy avaizo. Amin'izao betsaka ny vehivevy mahavelon-tena tsy mila izany lehilahy izany. Ary milaza aza aho fa betsaka kokoa ny mijaly am-panambadiana eto noho ny sambatra. Ka tsy hitako mbola hisian'ny hoe"Lany Zara". Arakaraka ny tanjon'ny tsirairay io amin'izao fotoana. Tsy voatery ho tanjona ny fanambadiana.
Fa raha ny tenako dia aleoko tsy manana toy izay manan-dratsy.
Mila amboarina mihitsy ny sain'ny zavavy gasy fa aza mba mety halemen'ireo lehilahy ireo mihitsy.
Matetika aza anie ny lehilahy tsy mahavelona ny tenany e. Ka raha toa ka ianao no mba hianarany hendry dia hazavao aminy inona aby ny zavabitanao hatramin'izay ary aiza ny azy? Ny zavabita no "mahaolona". Azo atao tanjona tsara io fa tsy izay akoho tsy haneno any no andrazana!
91. wooda
(
02/06/2007 02:28)
"Revy samy manana ny azy eh!"
Mbola tsy tadidiko fona le mihira an'io!
sady kay moa resa-behivavy ny ato !:-D:-D:-D:-D
so de ho diso adiresy eto aho marina! :-D:-D :}
Mbola tsy tadidiko fona le mihira an'io!
sady kay moa resa-behivavy ny ato !:-D:-D:-D:-D
so de ho diso adiresy eto aho marina! :-D:-D :}
92. kally
(
02/06/2007 08:11)
soanja:
Mila amboarina mihitsy ny sain'ny zavavy gasy fa aza mba mety halemen'ireo lehilahy ireo mihitsy.
Izany an?
Dia tsy mba hisy fifankatiavana izany fa fifaninana foana hoe izaho mahery noho ianao?:roll:
93. rush
(
02/06/2007 09:10)
malalatinasoa:misy raha la tera e!
xxx:
double résidence hono nefa dia niaratonga teo ihany vale sy karinah io hariva io :-D:-D
vale (19:26:49)JMR (19:26:41)
caro (19:26:35)
mirelah (19:26:16)
glamoor (19:25:47)
watafon (19:25:41)
evasoa (19:25:28)
hermans (19:25:11)
mignone (19:25:10)
kallie (19:24:59)
soapeta (19:24:53)
ilaikelygasy (19:24:19)
MANAKASINA (19:24:07)
mandrak (19:23:19)
jakoto1600 (19:23:13)
Papoose (19:22:34)
harinah (19:21:38)
ditra (19:20:55)
karinah (19:18:40)
koms be an ;-)
95. diamondra27
(
02/06/2007 14:56)
héy oh!!!
nareo ry reto mandreraka be foana a!
le xxx ity tena tssssss tsy mety mivoaka ao rehefa te-hilaza zavatra fa ao foana!
le size zao de mba intéressant de avadika hafa foana
sa sao de vieille fille kosa ary i xxx e!:oops::oops:

96. diamondra27
(
02/06/2007 14:58)
basin'ariary fito....
Tsy tian'ny mpanana no tsy takatry ny malahelo
dikan'izany dia izao hoe: tsy mahazo ny anjarany le olona
ohatra izao misy sipa manjabe 1, dia le tsy bogosy te-hitia azy nefa matahotra hoe: za koa ve de ho tian'io sipa manjabe io, de le mpanakarena indray tsy tia zy fa ny an-jareo le sipa norme ireny @zay de azo ampirafesina...
Raha manana version hafa nareo de afaka manitsy.

97. diamondra27
(
02/06/2007 15:02)
rush:
malalatinasoa:misy raha la tera e!
xxx:
double résidence hono nefa dia niaratonga teo ihany vale sy karinah io hariva io :-D:-D
vale (19:26:49)JMR (19:26:41)
caro (19:26:35)
mirelah (19:26:16)
glamoor (19:25:47)
watafon (19:25:41)
evasoa (19:25:28)
hermans (19:25:11)
mignone (19:25:10)
kallie (19:24:59)
soapeta (19:24:53)
ilaikelygasy (19:24:19)
MANAKASINA (19:24:07)
mandrak (19:23:19)
jakoto1600 (19:23:13)
Papoose (19:22:34)
harinah (19:21:38)
ditra (19:20:55)
karinah (19:18:40)
____________________________
mba aoka any @izay moa ity ry rush fa on s'en fou @ le fidiran'ny olona eto a!
na 100 amberivo aza ny ps-ny tsy olana izany , izy aza mba hahatadidy ny mot de passe-ny
sady @izay mba mampisy kil eto @ sersra satria mitombo ny isan'ny mpikambana :wink::wink:
tsy mbola nandika fitsipika izy
tonga dia teneno direct fotsiny raha misy zavatra tsy nety nataony devita e!
manjary simba akia le size fa aleo nareo 2 mifanazava any @ hafatra a!
sans rancune :-*:-*
koms be an ;-)
98. diamondra27
(
02/06/2007 15:06)
vieille fille zany amiko dia olona tsy manambady fa efa dila ny taona tokony hanambadiany
mety we: variana t@ fianarana izy fa tsy taotra t@ resaka fitiavana de lasa vieille fille
lany zara = tsy mahazo ny anjarany intsony
eny misy le fitenenana we vodi-tsobika ary mana-tandrify fa refa tojo @ le période hitadiavana vady ianao nefa tsy mahita ny sahaza de tsy mitombina io ohabolana io.
Le fitiavana nge tsy kilalao e!afaka iarahana daholo ze hita fa zany hoe: samy mitady ny sahaza ho azy
lany zara koa amiko de le olona be sipa taloha ireny de avy eo maty passeport de lany zara

99. sipagasy
(
02/06/2007 15:14)
mmhhh diam's ann aiza ho aiza aza ilay fotoana hoe tokony hanambady e!???? io anie akia tsy voafetra e!:D
100. diamondra27
(
02/06/2007 15:29)
sipagasy:
mmhhh diam's ann aiza ho aiza aza ilay fotoana hoe tokony hanambady e!???? io anie akia tsy voafetra e!:D
tsy dia misy taona fixe io fa le mpiara-monina no miteny azy
efa endrasan-jareo le vhv hoe: mba iza aza no haka vady an'io de zay le fotoana
tahakan'ny hoe: otran'ny didian'le fiaraha-monina zany le fiainan'olona.
somary HS kely
tahaka an'le mpivady , de raha vao mivady zany de we hanan-janaka
de manomntany ny peuple we oviana ihany nareo vao hanao zaza e!
mahita mazaina foana le FM