Vielle fille, na VhV lany zara!!

21. rush ( 27/05/2007 10:52)
sipagasy:
ka ahoana aza ny hahafantaran'ireo mpahay fa iny tovovavy iny te hanambvady nefa tsy nahita vady????? misy marika na famantarana amanokana ve???? averiko indray fa ny ahy dia safidy malalaka any tsy hahafaty an-kazo tokana ahy annn :-P
mba mahagaga ahy koa io ry sipagasy a!io fitsaratsarana ny olona io hiany no tsy mety e!izay mahasoa ny fiainanao atao e!avelao ny hafa hanao ny fiainany!jereo aloha ny fiainanao!ataovy izay mahatsara azy!dia avelao ny olona hanao ny fiainany fa tsy misy hidiranao izany na dia kely aza e!ary misy miseho mahay eto izany an!nefa:arrow:
sady safiny io e!ohatran'ny anao ry sipagasy!tsy aleo lavitra aza manao an'izao ataonao izao toy izay:arrow:


22. karinah ( 27/05/2007 12:51)
:o angaha raha mametraka fanontaniana dia hoe miditra @ fiainan'ol :?: sa kosa ianareo misy mahana tsy enjehina dol :?
8)
23. rush ( 27/05/2007 14:03)
"laracroft":
8O8O8OTokony eo amfiry toana eo kay ny Vhv ny atao hoe lany zara rhf tsy misy mangata-bady mintsy:?:
"karinah":
:o angaha raha mametraka fanontaniana dia hoe miditra @ fiainan'ol:?: sa kosa ianareo misy mahana tsy enjehina dol:?
ngé karinah=laracroft hiany indray?
24. tslem ( 27/05/2007 14:20)
rush >>> :-D:-D:-D ary sao d mbola misy hafa ankoatr'ireo aza ? :roll::idea:
25. rush ( 27/05/2007 14:33)
tslem:

rush >>> :-D:-D:-D ary sao d mbola misy hafa ankoatr'ireo aza ? :roll::idea:
Mpandefa : karinah [ Valio ] 16-02-2007 13:28:18
Lohateny : Re : bonannif vale sy Bobette
NB: karinah = vale ihany a! (fa double ny résidence-ko manko de izay no mahtonga an'io.... sinon vale ihany eee)
dia io izany ko!


26. xxx ( 27/05/2007 14:49)
sipagasy> Dia tena migoka ny maminy tokoa ve? dia mahazo be dia be, sa mampionon-tsaina? Aleo tsy maty an-kazo tokana hoy ianao fa aleo zarazaraina amin'ny hafa. :lol: lamasinina sisa no tsy nandalo. ho ho ho

rush> fa angaha marina raha manontany dia hoe miseho mahay? Mba ampiakaro kely ny toe-tsaina tia mitsara.
27. rush ( 27/05/2007 14:54)
sipagasy:
ka ahoana aza ny hahafantaran'ireo mpahay fa iny tovovavy iny te hanambvady nefa tsy nahita vady?????
io e!
"xxx":
rush> fa angaha marina raha manontany dia hoe miseho mahay? Mba ampiakaro kely ny toe-tsaina tia mitsara.
ny anao aloha ampiakarina voalohany @ fivoahana @ io fihafenana xxx io e!


28. sipagasy ( 27/05/2007 18:37)
Ho an'ilay nanoratra t@penina ho xxx io, eto moa tsy penina no anoratana fa ranomainty e! ka efa hoe safidy ny ahy fa tsy fampiononan-tsaina tsy akory e! ary ity vavanao reh???? hoy ianao hoe :...lamasinina sisa no tsy nandalo. ho ho ho..., mba hafa kely ny fisainanao mitsara olona tsy hainao akory annn
Marina ny tenin'i rush hoe mba ampiakaro kely ny toe-tsaina tia mitsara.
Mba nanotany koa aho hoe ahoana aza ny hahafantaran'i xxx fa vielle fille iny ?? misy famantarana ivelany ve ilay olona???? mahagaga annn feno mpaminay sandoka ny ety an-tany :-D:-D:-D aleoko iomehezana sisa e!!!!:lol:dia ampy hoy i sefo izay.
29. karinah ( 27/05/2007 18:53)
tslem:

rush >>> :-D:-D:-D ary sao d mbola misy hafa ankoatr'ireo aza ? :roll::idea:

de aiza ny olana:?: :-D

30. xxx ( 27/05/2007 18:57)
rush >>>>Fiffi de ahoana koa ry tslem??? 8-)8-)
31. karinah ( 27/05/2007 19:00)
rush> kinga be enao ah!:-D:-D merci:!: :lol::-D:-D
32. karinah ( 27/05/2007 19:02)
rush:

"laracroft":
8O8O8OTokony eo amfiry toana eo kay ny Vhv ny atao hoe lany zara rhf tsy misy mangata-bady mintsy:?:
"karinah":
:o angaha raha mametraka fanontaniana dia hoe miditra @ fiainan'ol:?: sa kosa ianareo misy mahana tsy enjehina dol:?
ngé karinah=laracroft hiany indray?
voan'ny ngé, ngé, koa ve ry Rush izany eh,:roll:, ary ôkanizay le mifanarakaraka fa zah anie tsy lesby akory eh :?


33. xxx ( 27/05/2007 19:50)
sipagasy> fa za nga moa niteny hoe ianao. Ny sipa miaraka etsy sy miaraka eroa no lany zara. Ny masinina sisa no tsy nandalo.
Fa ataoko akory mo ra zay no fandraisanao azy.
34. Fiffi ( 27/05/2007 20:27)
xxx:

rush >>>>Fiffi de ahoana koa ry tslem??? 8-)8-)
oui ? misy inona ry xxx ? :roll::roll:


35. Jeankely ( 28/05/2007 03:48)
Ny lany zara tsy misy ary ny ntaolo aza manana ny fiteny hoe "Vodisobika aza misy tandrifiny". Saingy ny safidy no misakana azy tsy hanambady. Fa ho an'ilay nilaza ery ambony kosa hoe tsy tsara ny maty ankazotokana ary tsy manambady satria tia hilalao lehilahy marobe araka ny teniny dia safidy ihany koa io, nefa any aoriana rehefa antibavy mety hanenina ihany amin'izany nifandimbiasan'ny lehilahy isakarazany izany. Hafa ny tsy manambady ary tsy mila lehilahy ary resaka hafa mihintsy ilay hoe tia higoka ny tsiron'ny karazan-dehilahy. Dia tadiavo eo ny karazan-javatra rehetra ary tandremo sao sendra ny mangidy tsy telina.=))=))=))
36. xxx ( 28/05/2007 10:17)
tsy misy inn ry rush ah:!:
37. xxx ( 28/05/2007 11:15)
laracroft:



8)8)8)Tokony eo amfiry toana eo kay ny Vhv ny atao hoe lany zara rhf tsy misy mangata-bady mintsy:?:

merci8).




tokony ho eo @78 ans eo ho eo araky ny lazain'ny mpihira (de 7 à 77 ans hono) dia izay izany ny valin'ny fanontaniana.
Vita tompoko
38. Fiffi ( 28/05/2007 11:31)
xxx:
tsy misy inn ry rush ah:!:
xxx: heu....zah no nametraka ny fanontaniana fa tsy rush an !:roll::roll:


39. xxx ( 28/05/2007 16:33)
26 toana de vita tompoko!!8)
40. laracroft ( 28/05/2007 16:46)
xxx> mission accompli 8) ; sotra tompoko!8)hihih
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2021