Vielle fille, na VhV lany zara!!
1. laracroft
(
26/05/2007 01:01)
8)8)8)Tokony eo amfiry toana eo kay ny Vhv ny atao hoe lany zara rhf tsy misy mangata-bady mintsy:?:
merci8).
répondu par Jeankely le 05/06/2007 03:55
2. xxx
(
26/05/2007 04:49)
fa firy taona ralara no tsy mahafantatra an'izany?vielle fille ve = lany zara?googleo arakin'ny filazanao azy aloha hoe inona no dikan'ny hoe vielle fille e!
3. xxx
(
26/05/2007 06:18)
laracroft:fa inona no atao hoe lany zara?fa ngé rehefa tsy misy mangata-bady dia atao hoe lany zara?mba asio hajany hiany ny olona fa choix-ny io e!fa tsy midika velively akory izany hoe lany zara!sa,,,,?
8)8)8)Tokony eo amfiry toana eo kay ny Vhv ny atao hoe lany zara rhf tsy misy mangata-bady mintsy:?:
4. tess
(
26/05/2007 08:03)
vieille fille angamba eo amin'ny telopolo taona izy raha mbola tsy manana na sipa aza anefa mba efa te hanana fanambadiana asa aloha.....
6. sipagasy
(
26/05/2007 11:46)
mampiomehy ahy ianareo, fa inona nefa ny idiranareo @ fiainan'olona e!!!!! hihihi izaho manokana aloha izany dia mety tafiditra @ ilay lazainareo hoe vieille fille :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D, satria ny ahy dia ireharehako mandra maty ny tsy hanambadiako izany, fiainana milay tsara be ity ka iza no tadiavinareo ho faty an-kazo tokana hihihi :-D:-D:-D:{:{, mampalahelo ahy aza ny mahita ireny, tsy mahalala afatsy olona 1 ao anatin'ny fiainana ireny, tsy nigoka ny tena mamy teto akory ve dia handao ny fiainana hihihih, fa mahereza e!!!! izay ao anatiny:-D:-D:lol:
7. Robert
(
26/05/2007 11:59)
Ilay izy aloha mety marina raha ohatra hoe tsy mety nahita vady mintsy ilay vhvavy na de efa niezaka hanambady aza..
Fa raha safidy ilay izy de tsy misy idirany lani zara izany..
Fa raha safidy ilay izy de tsy misy idirany lani zara izany..
9. rush
(
26/05/2007 13:36)
fa inona nefa ny idiranareo @ fiainan'olona e!!!!!izaho mba gaga!fa maninona raha ny fiananao no atao izay maha-tsara azy e?
ary nga hono rehefa tsy misy mangatam-bady dia atao hoe lany zara?hianaro aloha ny dikan'io teny io rehefa tsy hay e!tsy ampaha-firin'ny vehivavy manao ny ataony any an-kafa any izany?misy manko ny mbola manambady dia manao tokatrano maso na mijangajanga mamela ny vadiny sns e!
ary tsy midika velively hoe lany zara akory ny vielle fille!misy olona tena izany no hiriany!tsy hanambady mihintsy fa mijanona ho vielle fille fa aza atao an'izany hoe lany zara izany eeeeeeeeee!!!!!!
10. najah
(
26/05/2007 13:51)
iza no mbola niteny hoe vehivavy fanaka malemy?
hita mibaribary eto izao fa misy matanjaka ianareo, mihoatra lavitra kokoa noho izahay lhl!:)
:-*
hita mibaribary eto izao fa misy matanjaka ianareo, mihoatra lavitra kokoa noho izahay lhl!:)
:-*
11. dongadonga
(
26/05/2007 15:11)
izay tiany ihany io na hanambady izy na tsia ary tsy lany zara izany izy raha toa ka nisafidy ny tsy anambady ary fiainany le olona manokana io ka tsy hitako izay hidirana @ zany ,sa ahoana ry reto ahhhhh
12. xxx
(
26/05/2007 15:19)
ny lany zara no anontanian'i Laracroft fa tsy ny tsy te hanambady e, ny lany zara izany resahin-tsika fa tsy ny tsy te hanambady
Toa 26 ans eo ny an'ny vazaha dia omeny ny satroka Ste Catherine raha toa ka tsy mbola mifampitaritarika. Mety mbola tsy tena lany zara izy fa mbola "avertissement" fotsiny angamba ilay satroka iny à 26 ans

14. tess
(
26/05/2007 17:21)
ny lany zara angamba ilay maniry te hanambady anefa tsy mety mahita vady mihitsy na raha sendra mba tokony hanambady dia rava ho azy tsy tanteraka.....
15. xxx
(
26/05/2007 18:08)
tsy ny vady akory no anjara sarobidy eto ambonin'ny tany fa izay anjarany anjarany, izay tsy mahay sobiky mahay fatram-bary,amiko tsy misy izany oe lany zara izany,ny vodi-tsobiky aza manantandrify.
Izay voasoratra dia voasoratra, misy aza efa 50taona vao mahazo ny sahaza azy
Izay voasoratra dia voasoratra, misy aza efa 50taona vao mahazo ny sahaza azy
16. xxx
(
26/05/2007 19:36)
tess:
ny lany zara angamba ilay maniry te hanambady anefa tsy mety mahita vady mihitsy na raha sendra mba tokony hanambady dia rava ho azy tsy tanteraka.....
izay mihintsy ilay izy : tsy nahita ny anjara vady
tsy dia mila fanazavana be hoe tsy ny vady anie no tanjona ... etc fa hoe olona te hanambady kanefa tsy nahazo
17. ikaretsaka
(
26/05/2007 21:32)
ny anay indray dia hoe vorona tratra hariva ny filazanay azy...
izy irery sisa tavela eo
izy irery sisa tavela eo
18. tess
(
26/05/2007 22:00)
ao koa ilay hoe basin'arifito mitovy ihany angamba lay izy sa hafa mitsy ????
19. marindra
(
26/05/2007 23:13)
izay mihintsy ilay izy : tsy nahita ny anjara vady
tsy dia mila fanazavana be hoe tsy ny vady anie no tanjona ... etc fa hoe olona te hanambady kanefa tsy nahazo
marina zany
20. sipagasy
(
27/05/2007 10:35)
ka ahoana aza ny hahafantaran'ireo mpahay fa iny tovovavy iny te hanambvady nefa tsy nahita vady????? misy marika na famantarana amanokana ve???? averiko indray fa ny ahy dia safidy malalaka any tsy hahafaty an-kazo tokana ahy annn :-P