Vielle fille, na VhV lany zara!!
61. xxx
(
28/05/2007 18:17)
=))=))=)):-@:-@:-@
karinah:
xxx:CHE DICCI:?::?::?: 8)8)8)
karinah:
Basta! misy raha latera ! LOL8)
basta ianao fa vendrana!
66. xxx
(
28/05/2007 19:17)
sipagasy
Mampatsiaro ahy ny hiran'ny tarika Remy io zavatra lazainao io hoe:
Amiko aloha na mampirafy roa, na miampy iray aza mbola antoniny.
Saingy ny ao amin'ny Baiboly no mandrara izany sady olana @ fiaraha-monina....
Fa na izany na tsy izany dia hita fa tena diso fihevitra ianao ry sipagasy.
1 - raha ny lafiny maha olona fotsiny no jerena dia efa tsy mendrika io lazainao io.
2 - Raha jerena indray ny maha malagasy dia tena manohitra ny fahendrena sy ny fahamendrehan'ny vhv malagasy mihitsy
3 - Raha hitarina amin'ny maha kristiana indray moa vao maika tena tsy izy mihitsy.
ouuudryyyyyyy fa hatramin'ny oviana aloha no hoe voafetra ny isan'ny olona iarahana eto ambonin'ny tany e! , nga fady ny miaraka etsy sy eroa na 1 na firy na firy indray iarahana???? arakarak'ilay olona ihany anie io e!!!!
Mampatsiaro ahy ny hiran'ny tarika Remy io zavatra lazainao io hoe:
Amiko aloha na mampirafy roa, na miampy iray aza mbola antoniny.
Saingy ny ao amin'ny Baiboly no mandrara izany sady olana @ fiaraha-monina....
Fa na izany na tsy izany dia hita fa tena diso fihevitra ianao ry sipagasy.
1 - raha ny lafiny maha olona fotsiny no jerena dia efa tsy mendrika io lazainao io.
2 - Raha jerena indray ny maha malagasy dia tena manohitra ny fahendrena sy ny fahamendrehan'ny vhv malagasy mihitsy
3 - Raha hitarina amin'ny maha kristiana indray moa vao maika tena tsy izy mihitsy.
67. Jeankely
(
29/05/2007 03:55)
I sipagasy tia ahita karazan-kanina ka aleo izy hanao sy handray amin'ny vatany e. Ny fiantso azy no sipagasy fa tsy fisanana Malagasy izany hifandimbiasan'ny karazana lehilahy izany. Tsy fidiny ny fisarahana fa ity indray hoe "tsy maty ankazotokana" fa mila ny tsiron'ny maro an'isa =))=))=))dia mahita ny tsirony mamy. aza hitako ihany rehefa antitra fa anotaniakoo hoe dia firy izany no noraisin'ny tananao Raneny ooo ?, ary nanahoana ny vokany oooo=))=))? Henikaja ve Raneny fa nolavon'ny tantely maro e?=))=))Tsy maintsy ho antitra Raneny e? angaha ho dongadonga foana io zavatra io e?
68. sipagasy
(
29/05/2007 07:52)
Eny ary misaotra ireo namaly fa hovaliako koa izy ireo.
Hoy i xxx etsy ambony:
1)@ maha olona tsy mendrika io lazainao io, valiny, satria nahoana????? hoy ngamba ianao hoe tsy ny tany no fady fa ny vavam-bahoaka, hoy indray aho hoe ny vavam-bahoaka moa maha dongadonga ahy sa haha ketrak'ila ahy sa haha inona ahy???? = tsy rarahiko any izany.
2)@ maha malagasy dia mifanohitra @ fahendrana sy faha mendrehana @ maha vhv gasy azy, valiny, oudryyyyy fa angaha @ izao fotoana izao ihany no nisian'ny fampirafesana???? adinonao angaha fa efa nisy hatramin'ny faha golan-tany izany??? raha tsy hampahatsiahy anao ny nananan'i Andrianampoinimerina vady 12 aho(12 isan'ny tendrombohitra masina) + ny vadikely isan-karazany izay nananany!!!!:-D:-D:-D Hiteny ve ianao hoe satria izy lehilahy??? dia valiako indray hoe angaha ny vehivavy tsy manana zo mitovy @ lehilahy ???:-P;-)
3)@ maha kristianina vao maika tena tsy izy, valiny, izaho aloha tsy mino tsy tsy hitan'ny masoko e!:lol::lol::°)
Hoy indray i Jeankely hoe ngaha tsy ho antitra, valiny, fa iza moa ry ingahy no tsy ho antitra eto an-tany??????? mahagaga koa izany sa ianao tsy mba ho antitra??? manaiky ny fahanterana tokoa aho, ary ny fandrosoan'ny taona, fa izao e!!!! ny hany fahasambarako rehefa miala ity tany ity aho ka halevin'havako dia hoy aho hoe SAMBATRA AHO AFAKA NANAO IZAY TIAN'NY TENAKO SY DANIN'NY KIBOKO TETY AN-TANY e!!! Aiza reh ny hahitako an'i Jeankely izany rehefa antitra aho e!!!!, fa fanontaniana mipetraka indray; Firy taona indray no antsoina hoe antitra?????ny sasany etsy ambony milaza fa aorian'ny 78 taona izany, tsy ho ela letsy izany dia ho tonga ka dia miandry ny hifanatri-tava aminao izany annn:-*

69. sakaizakely
(
29/05/2007 08:07)
any amintsika aloha na toa vao 25 taona any ho any aza de efa mahazo an' le fitenenana raha tsy diso aho. Soa ihany fa tsy voagejan'io fomba fijery io intsony rehefa miampita ranomasina. Raha ny tandrefana no dinihina dia tsy misy dikany loatra fa tafiditra anaty sokajy vaovao hoe célibatants aza ry zareo, dia tsy manaitra azy ireo izany.
Lafo ny fiainana, ny fianarana lava, efa mananontanona ny 30 taona vao mba azo antoka tsara ny asa ary tomombana ny fitadiavana, dia izay vao mieritreritra ny hanantaranaka sy mitady taolantehezana ahatongavana @zany. Tsy vitsiana ny vhv efa 40 taona mahery vao miteraka voalohany.
Koa raha izany no dinihina dia arakaraky ny toerana ipetrahana no mitombina na tsia ilay fitenenana.

70. Jeankely
(
29/05/2007 09:07)
Momban'i Sipagasy aloha dia tsy manome tsiny anao aho ary ny vatanao no mahatsiaro sambatra hifandimbiasan'ny karazan-dehilahy ka mahasoava ary mahita betsaka. Raha ny resaka fampirafesana indray tsy mbola nisy nilaza io hoe tsara. Ho an'ny Silamo dia tsy kilalao ny hanambadiana mihoatra ny iray fa misy dikany. Ho an'Andrianampoinemerina dia tsy haiko hazavaina fa ao ny resaka hafetsena ahazoana tanana dia vadiana ny zanakin'ny mpanjaka am'ilay toerana, fa izaho kosa tsy nahare hoe kilalao tia ahita zavatra betsaka sy matsiro. Ilay "sipagasy" tena anarana fa tsy fisainana Malagasy izany. Daroka olona iray aza efa mampisaina koa mbola velesin'ny lehilahy marobe. simba ny entana.=))=))=))
71. tslem
(
29/05/2007 09:09)
xxx:
[ Valio ] 28-05-2007 13:15:11
Lohateny : Re : Vielle fille, na VhV lany zara!!
tokony ho eo @78 ans eo ho eo araky ny lazain'ny mpihira (de 7 à 77 ans hono) dia izay izany ny valin'ny fanontaniana.
iny ndray no tsy hitako :-D:-D:-D
sipagasy:
28-05-2007 20:45:34
Lohateny : Re : Vielle fille, na VhV lany zara!!
ouujyyy toa nivika ny adi-hevitra??
kita ho ah, nefa alou aleo mivikavika matetika ihany d mba misy hihomehezana e :-D:-D:-D
72. ikalakintina
(
29/05/2007 09:19)
angamba kosa ny tian'i sipagasy lazaina tsy oe miaraka am lhl bedebe, fa oe libre izy am ze ataony, tsy voatery oe firaisana na fiarahana am lhl zany , tsy mitovy anie ny ol manambady sy ny tsy manana e!, am resaka liberté io, tsy oe sex hoy aho aleo azava ny resaka!,,
xxx a!, ao anaty baiboly, i paoly dia nisafidy ny tsy hanambady ary niresaka momba an zay izy paoly apostoly ao!!,
am gasy refa somary nahazoazo taona de atao resaka, so de mangala badinol ect.....!, io de safidy tsy misy maharatsy azy!, aleo aza tsy manambady toy izay lhl mamomo, lhl mampirafy, lhl mamo lava ect.....!,
:evil:

73. kally
(
29/05/2007 09:54)
Dia tsy mba mmisy adihevitra madio tsy itifirana ny maha-mpinamana ve eto fa dia mifanaratsy, mifanebaka, mifampitsara fa tsy mba milaza izay tena hevitra amin'ny ankapobeny.
Tsy hitako hoe inona no tena tombotsoa azo, tsy fampianarana mivoitra,tsy hevitra azo tsoahina fa toa fitorahana sy fanebahana ary fankahalàna no hitako tena betsaka eto.sa izay no tanjon'ilay adihevitra ry zareo?
Asa!

74. majakely
(
29/05/2007 10:48)
giravy njay ity adi-hevitra ity izany ...lasa tsy nisy valiny ilay fanontaniana fa lasa mifanambanimbany fotsiny marina...
jeankely de zao ataonao zany ny fomba sy toe-tsaina malagasy ...faly mitifitifitra ny hafa fotsiny?
Ampenaro anay jaja madiniky nge marinee hozy i Ricky izay!!!:D de ampy

75. xxx
(
29/05/2007 10:50)
sipagasy:
ka ahoana aza ny hahafantaran'ireo mpahay fa iny tovovavy iny te hanambvady nefa tsy nahita vady????? misy marika na famantarana amanokana ve???? averiko indray fa ny ahy dia safidy malalaka any tsy hahafaty an-kazo tokana ahy annn :-P
"mpahay" ? iza ireo ,
tsy misy marika manokana ka ! Tsy fantatra mihintsy ! Izay no antony tsy hiditridirana @ fiainan'olona sy hitenitenenana foana
76. xxx
(
29/05/2007 11:14)

eka ouz! tsy misy marika fa hadalan'izay te hiditra @ fiainan'ny olona! Sady tsy haretina anie io na tare ka tsy hitako izay olana e! Safidy toy ny safidy rehetra.
77. xxx
(
29/05/2007 12:32)
ianareo mivaky loha @ fanabadiana izaho mivaky loha te hi-divorsa :idea::-D
sipagasy> revy samy manana ny azy io(l):-*, marina izany.:-*:-*

78. cutie
(
29/05/2007 14:52)
Mpandefa : tess [ Valio ] 26-05-2007 19:21:53
Lohateny : Re : Vielle fille, na VhV lany zara!!
ny lany zara angamba ilay maniry te hanambady anefa tsy mety mahita vady mihitsy na raha sendra mba tokony hanambady dia rava ho azy tsy tanteraka
ny vhv lany zara, de le vhv nisafidy ny tsy hanambady na hanan-janaka mandra-pahatonga azy ho antitra. Safidiny tsy hanambady fa tsy we tsy mety mahita vady akory. Tsy midika akory zany we tsy nanana sipa mitsy le vhv taloha.
79. sipagasy
(
29/05/2007 15:54)
hoy i xxx etsy ambony hoe za mivaky loha te hi divorsa hihihih mazotoa e!!!! revy akia io annn maninona no mifamatopatotra hihih izao hisaraka ihany be ttsy atao sns hhih izaho dia manamafy ny tenin'i ikalakintina etsy ambony e, sady za moa ve hiraharaha izay vavan'olona tsy haha dongadonga ahy any e!!!!! tiako ho hita tava mihintsy ity Jeankely mpanenjika ahy ity annn hihihih, Asa raha ho vitany ny hiresaka izao imaso imaso sa dia eto fotsiny no be wawawa hihihi
Misaotra an'i majakely koa aho mampahatsiahy ilay 'toe-tsaina malagasy' anana'i Jeankely ihany koa @ ilay mitifitifitra hihihi tsy mahagaga e! gasy izy, Malagasy koa aho ary tena malagasy (manaporofo izanay ny takelako ho an'izay efa nahita)nefa dia misy ny azo raisina, ary misy koa ny azo hovaina ho tsara kokoa na tsy ho @ tonga lafatra aza e!!!
Fa misaotra ny rehetra hatrany e! misaotra ilay nandefa hafatra manokana ihany koa hihih ;-):-*