Vielle fille, na VhV lany zara!!
101. karinah
(
02/06/2007 16:57)
diamondra27: mersy manao avocat!!:-D
rush: :ofa misy innnnnnnnnnnnnnnnnnnnnnnnnn:?:
sa concernée an,le sujet:?::^):^):^):^):^):^)
de ny sujet valina ry zareo fa ôkan'zay:-P:-P:-P:-P:-P le mankalaza anah ty ah 8O:!::-D
8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)
rush: :ofa misy innnnnnnnnnnnnnnnnnnnnnnnnn:?:
sa concernée an,le sujet:?::^):^):^):^):^):^)
de ny sujet valina ry zareo fa ôkan'zay:-P:-P:-P:-P:-P le mankalaza anah ty ah 8O:!::-D
8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)8)
102. kally
(
02/06/2007 17:33)
diamondra27:
basin'ariary fito....
Tsy tian'ny mpanana no tsy takatry ny malahelo
dikan'izany dia izao hoe: tsy mahazo ny anjarany le olona
ohatra izao misy sipa manjabe 1, dia le tsy bogosy te-hitia azy nefa matahotra hoe: za koa ve de ho tian'io sipa manjabe io, de le mpanakarena indray tsy tia zy fa ny an-jareo le sipa norme ireny @zay de azo ampirafesina...
Raha manana version hafa nareo de afaka manitsy.
Ny basin'ary fito izany ny olona miavona nefa tsy ambony tsy ambany. Mitetika hiaraka amin'olona manan-karena nefa toa poak'aty ka tsy tian-dry zareo,ny tsy manana indray na tia azy aza tsy mahasahy satria jereny toa manjelatra loatra ka tsy zakan'ny tsenany.
Diamondra>> Ohatry ny ahoana ilay hoe sipa "norme" azo ampirafesina?
103. wooda
(
02/06/2007 19:35)
diamondra27:
héy oh!!!
nareo ry reto mandreraka be foana a!
(...)
le size zao de mba intéressant de avadika hafa foana
sa sao de vieille fille kosa ary i xxx e!:oops::oops:
:-D:-D ny tena mampalahelo ange de zahay lhl na de efa 70 na 80 ans aza de mbola mahazaka fona eh! :(
104. diamondra27
(
02/06/2007 19:49)
kally: jereo doly le olona manakarena manodidina anao, de toy ny ahoana ny vadiny, de zay le norme aminy
De diniho fa ampirafesiny le vadiny...
tsy izy rehetra akory fa ny ankamaroany an!
wooda: na ratsy toy inona aza, na banga ridana de misy mpitia foana ny lhl e!
surtout le mahay mampiresaka izay an!
De diniho fa ampirafesiny le vadiny...
tsy izy rehetra akory fa ny ankamaroany an!
wooda: na ratsy toy inona aza, na banga ridana de misy mpitia foana ny lhl e!
surtout le mahay mampiresaka izay an!
105. karinah
(
02/06/2007 20:33)
Soanja: tsy mba izaho izany!!hihihi, ny fitiavana no zava-dehibe koa amiko, rah fanabadina anefa gidragidra aleo tsy manana! eka ouz?:-D
ny ahy ftsn dia izao,araka ny tenin'i diamondra io hoe rehefa tonga ny fotoana dia tonga!! anefa azo lavina koa iny!
fa ry zareo erôpeana (frantsay)ihany no nahitana io fitenenana io: hoe vieille fille io rhf tonga @ fotona izao sy izao, ka mba nahalasa ny saiko fotsony!:lol::-D:-D:-D
ny ahy ftsn dia izao,araka ny tenin'i diamondra io hoe rehefa tonga ny fotoana dia tonga!! anefa azo lavina koa iny!
fa ry zareo erôpeana (frantsay)ihany no nahitana io fitenenana io: hoe vieille fille io rhf tonga @ fotona izao sy izao, ka mba nahalasa ny saiko fotsony!:lol::-D:-D:-D
106. Jeankely
(
03/06/2007 04:55)
Vielle fille fa tsy lany zara no dikany akory. Antitra izy nefa tsy manambady fa tsy hoe lany zara. Marina tokoa fa rehefa misafidy ny tsy hanambady izy araka ny teny miverimberina eo ambony ireo dia tsy lany zara velively no dikan'izany. Raha amin'ny "Mathematique" dia "ensemble" ny "Vielle fille" ka ny "elements" anatiny dia maro be ao ny tsy tia lehilahy, ao ny tia hikaraka ny ray amandreniny ary tsy mila vady, ao ny nitady vady nefa tsy nahita, ao ny nifandimbiasan'ny lehilahy dia tsy tian'ny manaraka fa matahotra tondroin'ny bandy molotra ny manaraka, sns sns. Ka "Element" iray ao ny lany zara fa tsy dikany ara-bakiteny akory. Mahazo tsy manambady ny vehivavy matahotra fahoriana amin'ny fanambadiana fa tsy lany zara akory no dikan'izany.
107. kally
(
03/06/2007 07:26)
diamondra27:
kally: jereo doly le olona manakarena manodidina anao, de toy ny ahoana ny vadiny, de zay le norme aminy
De diniho fa ampirafesiny le vadiny...
tsy izy rehetra akory fa ny ankamaroany an!
Ka ny tsy azoko koa ilay hoe manankarena ohatry ny ahoana? Be olona manam-bola be sy manana trano tsara tarehy(raha izay ilay hoe manankarena) mifanerasera amiko fa manaja vady aloha e!ka tsy azoko ilay tian'i Diamondra ho tenenina amin'ilay norme.
108. karinah
(
03/06/2007 08:31)
Jeankely: tsy dia haiko lôtra ny momba izany, fa ny fandrehako dia hoe rehefa tonga eo @ faha 25 toana eo ho eo ka MBOLA TSY MISY MANGATA-BADY, dia izay "HONO" ny atao hoe vielle fille, fa misy condition ilay izy dia>> raha TE HANABADY ilay OLONA!!:?::idea:
109. karinah
(
03/06/2007 08:37)
fa inona marina tokoa ny atao hoe lany zara eh?:°), sa sahala an'io nazavain'i kally io hoe basin'ari-fito:?:
misy mihintsy ny miavona, tsy miaraka raha tsy misy intérêt, ka dia eo mihantona eo, sa tsy izany no atao hoe lany zara:?::^)
misy mihintsy ny miavona, tsy miaraka raha tsy misy intérêt, ka dia eo mihantona eo, sa tsy izany no atao hoe lany zara:?::^)
110. Jeankely
(
04/06/2007 05:54)
Tsy lany zara izany owa satria tsy tiany ny tonga. Ny tsy misy no zahaviny fa tsy hoe tsy misy no anjarany. Tsarovy fa sipa avy hialan'ny bandy koa anie ka vaovao be amin'ny hafa e. Ary amin'ny Malagasy koa no manahirana ny hoe avatsy sy avaroa fa ny an'ny vazaha toa atao kilalao ary faly mitanisa ny hoe Ex-femme. Misy koa anie ny tsy afaka manambady fa sampona e. Ny ivelany aradlana fa misy fitaovana tsy ampy tsy ahafahana manambady =))=))
111. karinah
(
04/06/2007 11:09)
:lol::-D:-D:-D:-D:-D:wink:, ...de eo izy ny raisina rah izany koh!:roll::wink:
112. karinah
(
04/06/2007 11:12)
:°)eny eh, ka io koa ange "samy manana" ny Tiny fa tsy omena tsiny ry zareo!!
113. karinah
(
04/06/2007 11:33)
xxx::lol:
fa firy taona ralara no tsy mahafantatra an'izany?vielle fille ve = lany zara?googleo arakin'ny filazanao azy aloha hoe inona no dikan'ny hoe vielle fille e!
114. soanja
(
04/06/2007 13:51)
kally:
soanja:
Mila amboarina mihitsy ny sain'ny zavavy gasy fa aza mba mety halemen'ireo lehilahy ireo mihitsy.
Izany an?
Dia tsy mba hisy fifankatiavana izany fa fifaninana foana hoe izaho mahery noho ianao?:roll:
Raha olona afaka hanome fitiavana dia tsy hanomboka hoe "vehivavy lany zara" na hoe "vielle fille" ka.
Ny lehilahy no mpiresaka toy izany matetika momba ny vehivavy. Ary mampalahelo fa betsaka ny zazavavy gasy lasa fadiranovana raha vao mihoatra ny taona 26 ans satria hisy hilaza toy izany matetika na matahotra ho lazain'ny olona an'io. Firifiry moa ny miresaka izany hoe :"Efa mihoatra ny 26 ans aho izao nefa mbola tsy manam-bady foana?" Inona anefa moa ny olana raha tsy manambady e.
Amiko aloha aleo tsy manana nefa milamina toy izay manana nefa mijaly ao.
Raha resaka fitiavana izany indray dia tsy tokony hifandray amin'ity size ity izany.
Matoa aho miteny hoe aleoko tsy manana toy izay manan-dratsy dia : Raha hisy ny tokatrano eo amin'ny fiainako dia satria misy fifankatiavana ao ary fahatokisana ny tsy irairay avy ary indrindra ny tena. Tsy misy mahery sy resy izany ary mifanohana lalandava.
115. karinah
(
04/06/2007 15:55)
ye aleo tsy manana toa izay sendra le saro-piaro be ireny koa!:evil:
117. Jeankely
(
05/06/2007 03:55)
Tsy maninona ny tsy manambady nefa na izany aza tsara ny manambady kano. Ny vehivavy hendry sy tia mianatra foana ary tsy mba manao sipa koa dia somary sahirana satria ny lehilahy mitovy na ambony noho izy efa manambady na efa voafandrika daholo. Noho izany na miverina manambady ambany noho izy izy na aleony mijanona satria nianatra koa izy mahavelontena. Taloha tokoa no hoe natao hanampy ny lehilahy fa amin'izao ny vehivavy aza no be karama nohon'ny lehilahy matetika. Samy mandeha amin'izay tiany e fa tsy ny lehilahy mihintsy no miresaka hoe lany zara izany fa ny vehivevy samy vehivavy no mifanondro molotra amin'io resaka io. Ao ny hoe efa nahita ny mavesatra ireny dia leo ary tsy tia intsony rehefa avy nolalovan'ny maro an'isa io.