Eny sa Tsia
103. sitlo
(
26/04/2007 20:03)
Hita koa, raha mba misaina kely fotsiny lery dia mba manontany tena hoe maninona ilay mandrisika an'lery no tsy sahy manao ohatra an'lery.
105. Rasiligaoma
(
26/04/2007 23:46)
o ra salmo1 an. dia raha misy vehivavy izany mandokandoka an'ialahy hoe tsara be ny fitombenan'ialahy fa aborotsay ny kilaotin'ialahy dia mandehana eran'Analakely dia alaina sary dia apetaho ato. hanao ve ialahy satria reven'ialahy be ny dokadokafan'ny vehivavy?
tairo raha mahasahy!
:roll:
dokafy io ry Aino di
tairo raha mahasahy!
:roll:
dokafy io ry Aino di
106. Rasiligaoma
(
27/04/2007 07:57)
tahak'izay aho mba mody nanao joba dia nandokandoka an'i salmo dia mody nataoko hoe raha tena lehilahy ndry ry salmo dia esory ny kilaotindry dia mandehandehana eny @ plagen'i san sebastian dia alaivo sary dia apetaho ato hojerentsika ato @ serasera ato na ary @ blaogy xxx ary.
jerena raha tena mazana lery
jerena raha tena mazana lery
107. salmo1
(
27/04/2007 07:57)
rasiligaoma:Efa fomba fiainana zany;
dia raha misy vehivavy izany mandokandoka an'ialahy
Misy karazany ny fanadokafana olona:
Raha fitiavana: Mila zavatra na fanirina @ olona izy; izay hevitra hazahoany an-lay olona haingana no hataony, de izao: fanadokafana, filalaovana, fanasana, sns...
Raha fahaizana: Raha misy olona mampifilafila @ fahaizany, dokafana ilay olona @ fanajana azy; mba hataony izany fahaizana izany sns...
sns...
rasiligaoma:Raha aty @ tany mandroso, tsy menatra mihintsy aho ny hiboridana eny @ plazy na piscine na fety na grevy sns... Na eo imasony fianakaviako aza;-)
tsara be ny fitombenan'ialahy fa aborotsay ny kilaotin'ialahy dia mandehana eran'Analakely dia alaina sary dia apetaho ato.
Any Analakely, ianareo ihany de mahatsapa fa tsy fomba zany... Ary izaho tsy hanao an-zany eny firenena sasantsany.
108. Rasiligaoma
(
27/04/2007 08:06)
salmo1:
Raha aty @ tany mandroso, tsy menatra mihintsy aho ny hiboridana eny @ plazy na piscine na fety na grevy sns... Na eo imasony fianakaviako aza
kozy ve le!8)
tairo lelika a.. zahay mba te hijery izany ialahy any @ tany mandroso ra salmo an.. mba jerenay aty @ tany tsy mandoso e
alaivo sary letsy e..
tena mi ^:^ an ialahy za amin'izay
apetraho ary @ blogy xxx ary rehefa avy eo
109. xxx
(
27/04/2007 08:15)
nikopol:
Gagagaga ny olona adala, mahita ny olona hendry
Gagagaga ny olona hendry, mahita ny olona adala...
dia tsy fantatra intsoooony ... zay hendry sy adala
ao an-tsena sabotsy ao ...
Faly faly i Mbola ...
Faly faly i Mbola ...
Alainy amin'ny lela, ny vola ariary efatra ...
nikopol sy ny dinika hafahafany. hendry sa mody hendry:roll:
110. Rasiligaoma
(
27/04/2007 08:22)
ka aleo aloha izahay ho gagagaga kely mahita ny olona adala ko:lol:
113. vahiny2004
(
27/04/2007 08:51)
nikopol:
Gagagaga ny olona adala, mahita ny olona hendry
Gagagaga ny olona hendry, mahita ny olona adala...
dia tsy fantatra intsoooony ... zay hendry sy adala
ao an-tsena sabotsy ao ...
Faly faly i Mbola ...
Faly faly i Mbola ...
Alainy amin'ny lela, ny vola ariary efatra ...
xxx:
nikopol sy ny dinika hafahafany. hendry sa mody hendry:roll:
tsy hain'i xxx angaha io hira io ?
114. xxx
(
27/04/2007 11:03)
Rasiligaoma:
ka aleo aloha izahay ho gagagaga kely mahita ny olona adala ko:lol:
rasiligaoma=nikopol.
117. nikopol
(
27/04/2007 14:39)
za tsy mihinana siligoma ry xxx a! ny ahy ze mihinana siligoma eo akaikiko dia felahiko
118. kelly13
(
27/04/2007 14:49)
kayyy, tena tsy mba hipetraka eo akaikinao za ry nikopol fa za :miam: siligaoma b, tena minosanosana mintsy :b
119. ikaretsaka
(
28/04/2007 00:41)
kelly 13> hay d'efa nahazaka an-drasiligaoma indray an..:wink:
nareo ko le ankizy dia faly ery mijery an'i "Sale Mola" mandray ny vola ar'efatra @ lela ato ka!:-D
nareo ko le ankizy dia faly ery mijery an'i "Sale Mola" mandray ny vola ar'efatra @ lela ato ka!:-D
