Eny sa Tsia
81. sitlo
(
26/04/2007 17:49)
Fa saingy indrisy fa tsy nampianatra an'ialahy ny momba ny lazaina miafina izy.
86. salmo1
(
26/04/2007 18:09)
diso @ ahoana aza? elah ve tsy bandy eh?
Ndana mikôty sipa fa zany zao no fiainana, na manao zavatra hafa;-) ary aza miady amiko @ dinika leisy fa tsy misy dikany akoury zay soratra miady ato ah, sady tsy misy tombony no tsy misy fantoka.
Ok ary e, zah zany no diso. Miresaka @ elah kou anie ôtrany miresaka @ sipa ve leisy hihi.

88. salmo1
(
26/04/2007 18:20)
de aza valiana na jerena, fa zany kou ve de atao hanahirana @ fiainanareo e:!::?: Efa hitanareo zao fa tsy misy dikany de mbola valiana ihany ^:^:-D
Vao maika aho mamorona vao2 tsisy dikany indray avy eo.
Vao maika aho mamorona vao2 tsisy dikany indray avy eo.
92. salmo1
(
26/04/2007 18:35)
elah ve alou mirevy mozika:?:
http://www.youtube.com/watch?v=lt6PVVr4B04&mode=related&search=
Ny fikambanako @ olona eto dia misy karazanay eo @ toetrany tsirairay.
De zay ihany angamba.
http://www.youtube.com/watch?v=lt6PVVr4B04&mode=related&search=
Ny fikambanako @ olona eto dia misy karazanay eo @ toetrany tsirairay.
De zay ihany angamba.
93. sitlo
(
26/04/2007 18:38)
Tsy jereko akory fa tonga dia dory.
Dia inona no antony ametrahan'ialahy dinika tsy misy dikany?
Dia inona no antony ametrahan'ialahy dinika tsy misy dikany?
96. salmo1
(
26/04/2007 18:51)
Tsy mahagaga izany aty @ tany mandroso. Fa izany tokoa ny fiainana,
Ingahy akoury tsy angarona azy, fa mba mangarona ny pôsiny patalohany farafakeliny ;-)
izay hataony olona any, izay fafinaretany olona sy ny tsirairay any, izay hinoany olona sy ny mpino rehetra; tsy asiako bleme afa tsy ny manao ny ratsy ihany.

97. Rasiligaoma
(
26/04/2007 19:05)
salmo1> dia efa naharesy ny tsia ka aza mametraka hevitra vaovao intsony raha mba misy saina ialahy
99. salmo1
(
26/04/2007 19:15)
Rasiligaoma: misy sipa zay atsy @ msn, sipa teto @ sera2, hoy izy tamiko oe:
manjakeliny gasikara dice:
toizo iany kambony ny dinika faza mieno ny vavanreo fa zarany sasany aza ela tsy ho eto amzay mba azy angamba ny seza
kôzy io ah;-)
manjakeliny gasikara dice:
toizo iany kambony ny dinika faza mieno ny vavanreo fa zarany sasany aza ela tsy ho eto amzay mba azy angamba ny seza
kôzy io ah;-)
100. Rasiligaoma
(
26/04/2007 19:21)
ka nanontany tato ialahy ..d'efa miharihary fa tsy tian'ny olona intsony fa efa tsia! ento manaraka an'ialahy ny sezan'ialahy fa any @ msn mandeha e.
any ialahy mbola mahazo eny!
efa resy t@ fifidianana dia miala...
kozy io ah!
any ialahy mbola mahazo eny!
efa resy t@ fifidianana dia miala...
kozy io ah!