Eny sa Tsia
61. Fiffi
(
26/04/2007 15:36)
sao mitapy aza ity salmo ity klé ! hehehehehe inona no idiranao am-zany klé !
63. xxx
(
26/04/2007 15:42)
Ohatra zany izaho efa olon-dehibe 18 taona de rehefa mahita ny ataony zazakely vao 2 taona midikitra @ resako de teneniko izy oe: sao mitapy aza ity zazakely ity klé ! hehehehehe inona no idiranao am-zany klé !
:-D:-D:-D
:-D:-D:-D
65. mim
(
26/04/2007 16:19)
salmo1:tena ialahy io matoa mody fanina ialay letsy e!mitapy,mirediredy fa notapohin'inona leity ialahy ty e?
Inn kay no dikany zany mitapy:?:
67. nikopol
(
26/04/2007 16:26)
Gagagaga ny olona adala, mahita ny olona hendry
Gagagaga ny olona hendry, mahita ny olona adala...
dia tsy fantatra intsoooony ... zay hendry sy adala
ao an-tsena sabotsy ao ...
Faly faly i Mbola ...
Faly faly i Mbola ...
Alainy amin'ny lela, ny vola ariary efatra ...

69. sitlo
(
26/04/2007 16:51)
"l'homme n'est ni un ange ni une bête et le malheur veut que qui veut faire l'ange fait la bête."
et ce qui veut faire la bête fait la bête.
et ce qui veut faire la bête fait la bête.
70. salmo1
(
26/04/2007 17:00)
sitlo:
"l'homme n'est ni un ange ni une bête et le malheur veut que qui veut faire l'ange fait la bête."
et ce qui veut faire la bête fait la bête.
Feliços els qui ara ploreu vindra dia que riureu:!:
Ai de vosaltres, els qui ara rieu vindra dia que us doldreu i plorareu
Tokony @ teny gasy ihany e ;-)
71. sitlo
(
26/04/2007 17:12)
citation an'i Blaise Pascal io. Ny citation izany tsy ovana fa atao anaty farango sosona.
tsy miady amin'adala. ;-)
tsy miady amin'adala. ;-)
76. salmo1
(
26/04/2007 17:36)
zay indrandra mantsy le izy, fa izao:
hantonina sy mendrika am-lah tsara ve alou ity pataloha fehetina milomano ity sa tsia:?:
http://www.mxzambrana.com/tienda_de_motos/images/OakleyShortAtomic.jpg ;-)
hantonina sy mendrika am-lah tsara ve alou ity pataloha fehetina milomano ity sa tsia:?:
http://www.mxzambrana.com/tienda_de_motos/images/OakleyShortAtomic.jpg ;-)
78. salmo1
(
26/04/2007 17:41)
sitlo:Na dia vendrana ihany aza aho miteny gasy; zany fehezanteny zany, tsy ampy kely angamba.
ny jereko akory fa tonga dia dory.
79. sitlo
(
26/04/2007 17:45)
angambangambao rehefa tsy mahita atao hoy ilay mpampianatra malagasy izay.