Eny sa Tsia
1. salmo1
(
25/04/2007 16:01)
Mahafinaritra anareo ve ny fanohizako mametraka dinika vao2:?:
répondu par Papoose le 28/04/2007 05:41
3. xxx
(
25/04/2007 16:29)
salmo1:TSIAAAAAAAAAAAAAAAA !!!!!!
Mahafinaritra anareo ve ny fanohizako mametraka dinika vao2:?:
4. sakaizakely
(
25/04/2007 16:43)
ka na eny na tsia ve hisy fiantraikany amin'ny fihetsikao ny hevitray ?
6. xxx
(
25/04/2007 16:47)
mankaleo!maharikoriko ny dinika alefanao ry salmo aaaaaaaaa aoka izay fa leo ny olona TSIAAAAAAAAAAAAAA!
7. sakaizakely
(
25/04/2007 16:48)
tsy izaho irery no mahita ny hakelezan'ny atidohan'i salmola fa betsaka ary tsy sahy mivantana ny sasany
za klou tsy menatra an'zay lazaiko e!
ra tsy faly de mibotsina de ampisehoy ihany ny maha kondrana
za klou tsy menatra an'zay lazaiko e!
ra tsy faly de mibotsina de ampisehoy ihany ny maha kondrana
8. sakaizakely
(
25/04/2007 16:49)
TSIA
TSIA
TSIA
TSIA
TSIA
TSIA
TSIA
TSIA
TSIA
efa tsisy tia tam salmo de zao salmo 1
midira salmo2 indray e !
TSIA
TSIA
TSIA
TSIA
TSIA
TSIA
TSIA
TSIA
efa tsisy tia tam salmo de zao salmo 1
midira salmo2 indray e !
9. xxx
(
25/04/2007 16:51)
i sakaizakely kosa mbola konondrana noho i salmo e, jereo fotsiny ange ny taonanareo
10. xxx
(
25/04/2007 16:51)
tsy nahita vodibe safosafoina indray le salmola dia lasa mipôrna manao resaketotra:?
12. mim
(
25/04/2007 16:56)
ny an'lahy letsy ry salmo efa tena leo ny namana fa aoka zay letsy e! kozy e!ny an'lahy anie dinika mahasorena no ataon'lahy e!sady efa nanoro an'ialahy ny olona fa tsy hasian'ialahy vanona mihintsy ny toro-hevitra omen'ny olona an'ialahy letsy ka aoka zay e!na ny bandy aza letsy leo kle!
13. xxx
(
25/04/2007 17:00)
xxx:=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
i sakaizakely kosa mbola konondrana noho i salmo e, jereo fotsiny ange ny taonanareo
14. sakaizakely
(
25/04/2007 17:00)
de mampanin ny taonako ? manelingelina anga ?
na mbola kely noho salmola aza ny olona dia mahatsapa fa tsy ampy kely io bandikely io
ka raha ny taonako tsisy idirany am'zany
fa ra tsy faly hoa de mibontsina e ! j'assume ce que je dis fa za tsy mila miafina ambadika na xxx any rehefa te hilaza ny tiako; ze ty matanty mangina :P

17. kelly13
(
25/04/2007 17:04)
tsy hitako ze hierana @ zany fa na hanao eny ny oul na hanao tsia d hametraka hevitra fôna izy :?
18. rush
(
25/04/2007 17:05)
xxx:misy tena mahatsiaro tena @ fanana sale gueule lé!
xxx> innona ary ty miafinafina ity ? t'ose pas montrer ta sale gueule ?
TSIA
TSIA
TSIA
19. nikopol
(
25/04/2007 17:06)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 25-04-2007 19:03:15
Lohateny : Re : Eny sa Tsia
xxx> innona ary ty miafinafina ity ? t'ose pas montrer ta sale gueule ?
mba lojika wa :-D:-D:-D sa toi efa manaiky fa sale gueule koa ? :-D:-D