Eny sa Tsia
44. xxx
(
25/04/2007 22:10)
karinah:manaiky @ inona ry donto a!aza mirediredy tahaka an'i salmo!
manaiky matoa mamaly eto aby :-D
46. karinah
(
25/04/2007 22:23)
kelly13:
misy ny rano d sasao ny gueule e shhh zany kou no iadiankevitra eto
=D=D=D:wink:
xxx> sasao ny gueule nao fa tsisy afatsy fanaratsina mivoka avy tao:-P:-P:-P:-P^:^
49. mim
(
25/04/2007 22:43)
inona leity no hankarary ny fony eo a!ialahy no mirediredy @ zay dinika rehetra ataon'lahy ko inona indray letsy?za letsy mbo bandy hiany sady nandalo t@ taonan'lahy fa tsy midegany tahaka zao lé!
53. salmo1
(
25/04/2007 23:10)
hery: mahakamo lay mametraka dinika fa miady hevitra @ xxx fôna isan-andro. Mandreraka mihintsy zany raha olona.
54. malalatinasoa
(
26/04/2007 08:01)
salmo1:
hery: mahakamo lay mametraka dinika fa miady hevitra @ xxx fôna isan-andro. Mandreraka mihintsy zany raha olona.
Dia aza manoratra intsony rehefa kamo fa hitady inn indray aza. Na raha sanatria mahita dinika matotra ianao dia arosoy, ataoko fa tsy hisy xxx intsony @ izay.
Toa hitako mbola ho lava nefa ny lalana...
