FANTARO IZAY INOANAO

81. tsiafoi1 ( 04/05/2007 10:01)
Natao hiresahana ny hanovozana fahalalana manodidina ny Finoana kristianisme izany ity dinika ity ry Ikaretsaka a!
82. ikaretsaka ( 04/05/2007 12:41)
ok! izay vao mazava! misaotra betsaka.
fa na izany aza alamino ihany fa manjary misangonjingojy be dia tsy hjita intsony izay azo tsoahina.
alefaso tsikelikely

pazzapa ho'zy ny Gasy:wink:
83. rakaroka ( 05/05/2007 20:19)
Fa raha ny marina :localisé eo @ sehatra "fiangonana kristiana" gasy limité ianareo no miresala toa izao:
fa raha tafahaona @ "église du "Christ" du dérnier jour " ianareo dia efa hafa ny "conception-ny" anefa dia mitondra ny anarana 'Christ" koa rizareo, ary tsy rizareo ihany fa maro ny tahaka izany!.../samy kristiana avokoa fa tsy mitovy!
84. prime ( 10/05/2007 11:35)
rakaroka a: Izahao toera aloha ny fanahy fa rehefa tsy manao izany ianao dia tsy ho azonao mihitsy ny lazain'ny tenin'Andriamanitra... ny mormons dia hafa mihitsy ny fampianarany...
85. Rasiligaoma ( 10/05/2007 22:56)

Kristianina tokoa "hono" ny mormons ry prime an! tandremo... nareo ihany no niteny hoe rehefa mandray an'i Kristy ho Tompo dia kristianina! mandray an'i Kristy ho tompo tokoa izireo!

(io indray le hoe rehefa tsy nareo dia ts'izy)
satria izao no antony aminareo:
Fa raha ny marina :localisé eo @ sehatra "fiangonana kristiana" gasy limité ianareo no miresaka toa izao:
message

Borné, Coincé eo @ ilay "fiangonana kristianina gasy limité"!
86. prime ( 11/05/2007 13:44)
rasily mpamaky vilana> izaho tsy niteny mihitsy hoe tsy kristiana ny \"mormons\" fa hoe hafa mihitsy ny fampianarany...

message : aza mandray an-tendrony...
87. ikaretsaka ( 11/05/2007 19:15)
aza miady re e...
ka fampianarana KRISTIANINA ve ary ilay fampianarany e!
88. rakaroka ( 13/05/2007 11:07)
ikaretsaka:

aza miady re e...
ka fampianarana KRISTIANINA ve ary ilay fampianarany e!

Ka rizareo aza anie no mitondra ny anaran'i Kristy eny amin'ny akanjony hoe "église du christ"eny am-pitoriana am-pitetezana firenena isan-karazany, ny hafa hoe:"protesta" na catholique,sns 'ngaha misoritra @ izany direct toa an-drizareo ny anarana "Christ"?:roll::roll::?::wink:

89. prime ( 15/05/2007 09:41)
rakaroka: tsotra ny resaka entin'i tsiafoi1 ary itoviako hevitra tanteraka, dia ny kristiana mifototra amin'ny lazain'ny soratra masina araka ny baiboly... ny tena itoeran'ny adihevitra raha ny fahitàko azy izany (ahitsio raha diso) dia ny baiboly...

Ny lazaiko hoe hafa ny fampianarany (mormons io) dia ny fananany baiboly hafa mihitsy tarihin'i John Smith ka ijoroan'izy ireo vavolombelona fa i Kristy dia tsy tany orient ihany no niseho fa tany occident ihany koa... ary io toerana nisehoany io dia Etazonia... vokany: manana fanambaràna hafa sy baiboly hafa ny "mormons" na dia milaza an'i kristy koa aza... eo no manomboka ny adihevitra hoe Kristy marina ve?...
90. tsiafoi1 ( 21/05/2007 18:30)
Ka tsy hoe zay mitondra étiquette akory de Kristianina, fa mila sedraina amin'ny Tenin'Andriamanitra ny karazam-pivavahana ts11 avy, mba tsy haha-voafitaka. Satria aoka ho tsarovantsika fa ny "VOLA SANDOKA sy ny VOLA TENA IZY anie ka MITOVITOVY e!, ary ZAVATRA VITSY IHANY no tsy MAMPITOVY AZY"

HIANARO NY TENIN'ANDRIAMANITRA DE TSY VOAFITAKA ISIKA, ARY HO HAINTSIKA NY MANAVAKA NY TENA IZY SY NY TSY IZY

ANDAO AMIN'IZAY HIANATRA NY BAIBOLY E!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0075