TSY MISY ANDRIAMANITRA?
61. soanja
(
28/02/2007 01:41)
Salut:
Maro ireo olona tsy mino ny FISIAN'ANDRIAMANITRA intsony ankehitriny. Ka ho azy ireo indrindra no ametrahana ity fanontaniana ity:
[center]RAHA TSY MISY ANDRIAMANITRA DIA AVY AIZA IZAO REHETRA IZAO?[/center]
Asaina manokana amin'ity adi-hevitra ity ireo tsy mpino rehetra indrindra andriamatoa Fijo.
Salut
Ny mahavariana ahy dia ny tsy azahoan'ny olona ny hevitry ny tsy mpino ny tsy fisian'Andriamanitra. Misy karazany be de be ny olombelona ary ao ny siantifika tanteraka izay matetika safidy ary ao ny mino ny tsy voaporofo sy ny tsy hita maso.
Ka na hitatata aza isika hilaza fa hisy Atra tadidio dia zavapoana izany satria mitovy amin'ny tsy hinoanao fa azo porofoana ny zava-drehetra no hinoany fa tsy misy Atra.
Satria raha mino ianao fa Atra no nanamboatra ny zavadrehetra sy ny fanombohany ary ny fiafarany dia porofoy izany ary. Mino aho fa tsy afaka ianao. Saingy ny finoana izay zavatra fahatsapana fa misy ny tsy azo tsapain-tanana nefa mandaitra no mitondra anao amin'izany lalana izany.
Good Luck amin'ny hevitra.
62. Fanambinana
(
28/02/2007 02:43)
Fijo: De mampihomehy ahy ity mba zavatra lazainao: Ny ray sy reny hoe no nanao antsika tsirairay avy? Ka raha izany maninona no misy ny zaza sampona sa tsy ttian\'ny ray sy reniny izy dia nataony sampona? nahoana no misy maniry zanaka lahy nefa miteraka vavy foana? Nahoana no misy ny tsy mba miteraka nefa efa mba manao izay ho afaka?
Manaraka: Taolana ve no entinao manamporofo fa avy amin\'ny Gidro ianao? Tsy misy dikany izany amiko satria tsy tena zavatra mitombona fa hevitra petapetaka fotsiny. Mahaiza manavaka ny antsoina hoe petra-kevitra sy ny atao hoe zava-marina e. Mbola tsy sahy mitoky teny fatratra mikasika an\'io voalazanao io ny siantifika hatramin\'izao satria mbola petra-kevitra io fa tsy tena mbola misy porofo mazava.
Dia ny planeta misy rehetra koa izany avy aiza? Sa iza no namorona azy?
Inty ny porofo iray aloha ilazana fa misy Andriamanitra: ny ahy tsy taolana tsy misy aina no omeko fa vatana misy aina, sady velona: Ianao miresaka amiko io dia porofo fa misy izy. Moa herinao ve no mampisy ny rivotra iainanao isan\'andro isan\'ora io, sa iza no nanao an\'io? Amn\'ny manaraka ny tohiny

64. fijo
(
28/02/2007 06:12)
fanambinana an,aza tara amin'ny fiainana fa manahirana be.ny ray sy ny reny no manao ny zaza,fa ny firafitra ao anaty ao kosa dia ny adn no manao azy.siansa izany fa tsy mila andriamanitra.
ny atondim boay azonao atao mafanana kokoa dia lasa lahy daholo,na atao mangatsiaka kokoa dia lasa vavay daholo.
salut,io koa izao i soanja fa mitaky aminao ny porofo izay tsy mbola narosonao hatramin'izao.

65. xxx
(
28/02/2007 08:20)
fijo>ary misy fanotaniana hodianao tsy hita maromaro ao an, mety tsy voavaliny siansanao angamba fa eo andala-pikarohana ianareo:oops:
66. sakaizakely
(
28/02/2007 09:28)
atsy @lay resaka bokin'Andriamanitra dia eto dia misongadina ery ny fahambonian'ireo mpino tsy azo kianina (complexe de supériorité) Avy hatrany dia lazaina fa manivaziva raha toa ka mba mametraka fanontaniana kely tsy mifanaraka amin'izay tiany. Ny finoanareo no ambony, nareo voasoratra @ boky, ny Andriamanitrareo no marina.
Ireo manaraka teolojia hafa izany tonga dia alefa any @ afobe daholo ? Ahoana ireo mpanaraka an'i Allah, Bouddha, Brahma, Vishnu, Krishna sns... sa mpanota daholo ireo na dia samy manao ny marina aza ? sa samy manana ny paradisany ny finoana rehetra ?
Ny finoana an'Andriamanitra dia hoatry ny atao bontolo fotsiny izao hoe tsy maintsy mino
hoy lapino
ho helohina izany ve tsy resaka fampihorohorona ? (dictature)
Hatramin'ny oviana ny malagasy no nanana finoana kristiana ? Tsy finoana nentin'ireo misionera vahiny t@ fotoanan'ny fanjanahantany ve io ? Nozanahana Gasikara dia narahina misionera hitory teny dia nanaraka tokoa, moramora ho an'ireo mpanjanaka noho izany no nanao izay tiany atao, ary ireo voazanaka dia nanaiky lahatra satria "izay manisy tehamaina ny takolakao ankavanana dia atolory azy koa ny ankavia". Nandaitra tokoa ny fomba nentin'ny vazaha fa hatramin'izao isika, na inona na inona tsy mety ataon'ny hafa (injustice) dia mbola mamerimberina ihany hoe "an an isika tsy mamaly ratsy ny ratsy fa anjaran'izy sy Andriamanitra izany". Izany no mbola tsy mahatafita antsika malagasy, hatramin'izao mbola voahitsakitsaka foana nefa ny firenena rehetra mandroso daholo.
Samy manana ny fandraisany ny finoana. Fa raha toa finoana anaovana kabary tsy valiana dia natao ho an'izay mitia izany ihany.
Lazaina teo amboalohany hoe antsoina indrindra ireo tsy mpino hampihady hevitra, nefa raha vao maneho hevitra tsy mifanaraka aminareo dia ianjeran'ny fanenjehana. Dikan'izany tsy misy adihevitra eto fa dictature n'ny kristiana.
Samia mazoto amin'izay sitrapony dia aza mifanenjikenjika izany e !

Izay tsy mino dia asaina hanokatra ny fony mba handray ny fahamarinana atolotra azy. Tsy amin'ny alalan'ny adihevitra, fa ny fanekena fotsiny.
- fa izay tsy mety mino no hohelohina- raha hino hianao, dia ho hitanao ny voninahitr'Andriamanitra
ho helohina izany ve tsy resaka fampihorohorona ? (dictature)
Hatramin'ny oviana ny malagasy no nanana finoana kristiana ? Tsy finoana nentin'ireo misionera vahiny t@ fotoanan'ny fanjanahantany ve io ? Nozanahana Gasikara dia narahina misionera hitory teny dia nanaraka tokoa, moramora ho an'ireo mpanjanaka noho izany no nanao izay tiany atao, ary ireo voazanaka dia nanaiky lahatra satria "izay manisy tehamaina ny takolakao ankavanana dia atolory azy koa ny ankavia". Nandaitra tokoa ny fomba nentin'ny vazaha fa hatramin'izao isika, na inona na inona tsy mety ataon'ny hafa (injustice) dia mbola mamerimberina ihany hoe "an an isika tsy mamaly ratsy ny ratsy fa anjaran'izy sy Andriamanitra izany". Izany no mbola tsy mahatafita antsika malagasy, hatramin'izao mbola voahitsakitsaka foana nefa ny firenena rehetra mandroso daholo.
Samy manana ny fandraisany ny finoana. Fa raha toa finoana anaovana kabary tsy valiana dia natao ho an'izay mitia izany ihany.
Lazaina teo amboalohany hoe antsoina indrindra ireo tsy mpino hampihady hevitra, nefa raha vao maneho hevitra tsy mifanaraka aminareo dia ianjeran'ny fanenjehana. Dikan'izany tsy misy adihevitra eto fa dictature n'ny kristiana.
Samia mazoto amin'izay sitrapony dia aza mifanenjikenjika izany e !
67. andryfiti
(
28/02/2007 14:38)
fijo:
fanambinana an,aza tara amin'ny fiainana fa manahirana be.ny ray sy ny reny no manao ny zaza,fa ny firafitra ao anaty ao kosa dia ny adn no manao azy.siansa izany fa tsy mila andriamanitra.
ny atondim boay azonao atao mafanana kokoa dia lasa lahy daholo,na atao mangatsiaka kokoa dia lasa vavay daholo.
salut,io koa izao i soanja fa mitaky aminao ny porofo izay tsy mbola narosonao hatramin'izao.
Fijo Raha avy @ rajako ny ol de avy @ inna ny rajako , de maninona no mbola misy rajako fa tsy lasa olona daholo ? de maninona ny rajako no tsy manam-panahy? De maninona ianao no tsy manome solom-bodiakoho ireny rajako reny?
68. naughtyboy
(
28/02/2007 16:19)
O ry salut a tsy nisy niteny nge teo oe sarahina fa miaraka nefa tsy mifangaro(samy manana ny asany)fa sao adika vilana.
vatana :misy itovizantsika @ biby voafetra ny heriny
saina:somary maranitra kokoa noho biby satria afaka misafidy mikaroka zvt maro nefa voafetra ihany ko ny heriny
fanahy:io le tsy mety maty ao @ olona 1(tsy avy any @ tany niaviny rajako fa aleo de azava) ary mety ho very nefa tian'A.tra hovonjena,avo lenta izy io noho ireo 2 teo alohany.
Ny fitambaran'ireo de ianao sy ny safidinao ary isika rehetra na hino na tsy hino

69. naughtyboy
(
28/02/2007 16:36)
ampiko kely ireo oe ny zvt vitany vatana takatry ny saina ny ataony saina takatry ny fanahy ary ny mahatakatra ny fanahy de A.tra irery fa tsy saina akory na vatana
70. Fanambinana
(
28/02/2007 18:14)
Fijo: sao mba tsy izaho ary no tara fa ianao no tratrany fanjanahan-tsaina, na diso mikombona loatra ao ao amin'io tontolo misy anao io. Tsy azo ekena velively ry namana fa manamboatra ny zazany ny ray sy reny fa lalan'ny natiora zany a. Lalana efa nisy napetraka hifehy ny misy rehetra. Ny siansa anao dia natao hanazava fotsiny an'io fa tsy manana fahefana ny amin'io, tsy afaka ny hanova azy.
Fa izao, hitako tary ambadika tary fa tsy mino koa ianao fa misy ny Fanahy, ka raha izany olona ve ianao io? Ekenao fa GIDRO no razam-benao. Avy eo lavinao fa tsy misy koa ny fanahy, nefa io no mahaolona. Ka raha izany no izy : GIDRO zany ianao. Ny gidro anefa toa tsy misy saina, tsy gidro indray izany ianao fa inona? EXTRATERRESTE? Sa tsy haiko. Tsy manaratsy io fa manao petra-kevitra amin'zay voalazanao.

71. fijo
(
28/02/2007 22:59)
mazava aloha izao,fa ity fanambinana ity dia tsy iza fa i salut ihany.maninona no miovahova toa io,eto dia fahitana vaovao fa taranaka avy amin'ny tanalahy indray ny olona sasany.
misy xxx manontany hoe misy zavatra tsy valiako.resaka XXX ka tsy dia mila asiana maso firy e.izahay tsy mila miafina maneo hevitra.mijoroa sy sahia koa miseho.ary aza miovaova PS fa tssssss malemy be izany.te hanabe isa ny andaniny fotsiny.
andryfity;raha mba namaky ny boky moba ny fivoarana ianoa,dia ahita hoe avy aiza koa ny rajako.
sakaizakely an,tapaka loha eto koa ndry fa tandremo an....tsy mifidy lahy sy vavy eto fa izay tsy mitovy hevitra amindry zareo na mpino aza dia vita .tapaka ny loha

72. xxx
(
28/02/2007 23:04)
Fijo, ny resaka xxx kosa aloha dia malemy be ny fialan-tsininao raha izay no tsy hamalianao azy e ! Tsy ny ps no ilainao valina angamba fa ny hevitra, ary tsy referendum izy ity ka hoe be isa na kely isa ny andaniny.
PS : Tsy izaho ilay xxx tsy novalianao.
PS : Tsy izaho ilay xxx tsy novalianao.
73. fijo
(
28/02/2007 23:11)
ka fanajana ny miseo rehefa miresaka.fa tsy any angabone ny iray ,ny iray ary an'efitra fihinanana.
74. lapino
(
01/03/2007 10:42)
Cutie > avereno io, fa omeo an'Andriamanitra ny tehaka! :wink:
Dia araho hira sy dihy sy mozika koa :)
Dia araho hira sy dihy sy mozika koa :)
75. naughtyboy
(
01/03/2007 15:50)
mbola misy mila ezaka ko @ fahaizana miresaka ra lasa famelezana maimaimpoana toy izao tsy misy famakafakana akory ny adihevitra de lany fotoana,aiza ko tonga de misy etimpo be miantso olona ho rajako refa tsy mitovy hevitra @ tena.
za zao de mahita fa misy olona rehefa miresaka de mifampihaino ary mora2 koko ny fifanakalozankevitra.
zo ny rehetra fa aza adino ny milaza ny sitraky ny fony sy ny sainy nefa tsy manakana azy hihaino ny hafa,ny hevitro sokafy kalo ny saina sy ny fo de afaka mandanjalanja ny fanahy avy eo de samy kalamm daoly

76. Fanambinana
(
01/03/2007 18:02)
Fijo: Aza manaratsy olona rehefa tsy mahita alahatra e. Avelao koa ny sasany hiteny izay heviny fa aza ampitahorona.
Izaho andriamatoa no Jean Michel Fanambinana, de anontanio i Salut hoe iza izy. Fa angaha rehefa mitovy ny zavatra lazaina na ny fomba fanehoan-kevitra dia olona iray ihany? Tsy mahagaga raha milaza tena ho GIDRO ianao satria aminao dia iray ihany ny mitovitovy.
Rehefa tsy afa-manohana ny hevitra lazaina hatramin'ny farany dia lazao, fa aza manangana ady fa fomban' ny tsy nahita fianarana izany. Izay no ilazako fa BOTOLO fotsiny ny anao. Famerenana ny anganom-bazaha tsara rafitra. Tratran'ny fanjanahan-tsaina ka tsy mahita afatsy ny eo ambanin'ny oriny. Mba mijere realité hafa e. Akoatra ny siansa dia tsy mahita lazaina intsony, de manao botolo no sisa atao. Hodina tsy hita ny fanontaniana mipetraka amin'ny tena, satria tsy hay. Jereo io
Efa novalianao ve io? Jereo fa iodonanao foana ny fanontaniana. Rehefa tsy au niveau dia tokony mbola handalina aloha vao milaza zavatra fa tsy miteniteny foana
naughtyboy: Marina ny fanamarihanao. Saingy tsy izy ihany ve no manohana io hevitra io e. Raha manohana ny zavatra lazainy izy dia tokony hanaiky izany hatramin'ny farany. Tsy manaratsy aho na tsy mandinika ny milaza an'io fa jereo fa misy rijan-kevitra mazava tsara io. Tsy sahala amin'ny an'azy tonga dia manabaty ny hafa tsy mitovy aminy. Mba vakio kely ity zavatra nolazainy ity:
Raha tsy mino izay lazainy ve dia lazaina fa tsy manaiky ny zavatra vitan'ny siansa? Misy ny zavatra hitan'ny siansa marina ary tena marina, fa misy koa ny antsoina hoe HYPOTHESE, izany hoe vinavina fa tsy mbola tena voaporofo. Mitovy amin'izay ity zavatra itompony teny fatratra ity. Nianga avy amin'ny hevitr'i Darwin io. Nefa izy tompon'ny petra-kevitra dia nilaza mazava fa:
Le NEANT: misy ve zany? Azo tsapaina tanana ve zany?

Inty mba misy fanontaniana apetrako ho an'ny tsy mino an'ATRA ,ireo siantika moa izany e! izireo mantsy dia mianga @ fitambaranjavatra roa na telo no manome zavatra iray ohatra hoe H2 + O2 = H2O izany hoe rano izany no tiany lazaina @ io, fa mba ahoana kosa ary no hanamporofoan'ny siantifika ity zavatra iray ity moussoire lasa voromailala , la bougie mirehitra lasa foulard . Za de mba mangataka fanazavana sy porofo @ io zavatra io fa za tsy mbola nahita ka sao de mba mahalala ianareo siantifika be fika
Efa novalianao ve io? Jereo fa iodonanao foana ny fanontaniana. Rehefa tsy au niveau dia tokony mbola handalina aloha vao milaza zavatra fa tsy miteniteny foana
naughtyboy: Marina ny fanamarihanao. Saingy tsy izy ihany ve no manohana io hevitra io e. Raha manohana ny zavatra lazainy izy dia tokony hanaiky izany hatramin'ny farany. Tsy manaratsy aho na tsy mandinika ny milaza an'io fa jereo fa misy rijan-kevitra mazava tsara io. Tsy sahala amin'ny an'azy tonga dia manabaty ny hafa tsy mitovy aminy. Mba vakio kely ity zavatra nolazainy ity:
mba jereo ireo tahiry "fosila" hitan'ny siantifika,ary hanaporofoiny ,ny fiovana nisy.sa ianareo tsy mino siansa???raha izay,aza ampianarina koa ny zaza fa asaivo mino fotsiny dia hovelona toa ny biby rehetra
Raha tsy mino izay lazainy ve dia lazaina fa tsy manaiky ny zavatra vitan'ny siansa? Misy ny zavatra hitan'ny siansa marina ary tena marina, fa misy koa ny antsoina hoe HYPOTHESE, izany hoe vinavina fa tsy mbola tena voaporofo. Mitovy amin'izay ity zavatra itompony teny fatratra ity. Nianga avy amin'ny hevitr'i Darwin io. Nefa izy tompon'ny petra-kevitra dia nilaza mazava fa:
nous sommes le fruit d'une aberration jadis de la nature. un organisme mono celullaire surgi du néant qui a muté et a donné naissance à l'évolution de l'espèce (th darwin), et au long processuss de la création de la vie sur terre
Le NEANT: misy ve zany? Azo tsapaina tanana ve zany?
77. fijo
(
01/03/2007 22:42)
taiza indray aho no nila ady ry akama?????mba asehoy hoe.
nolazaiko fa ianao le salut,satria dia nandefa hafatra taty amiko manokan aizy,ary dia mitovy tanteraka ny sroaratra hitako tato sy ilay taty amiko.
raha tsy izy moa ianao,dia nisy nifaka tahaka izany tao.ka asa na iza.
ny momba io fanontaniana lazaina fa tsy voavaliko io,dia tsotra.
resaka magie no resahany.aza hadino ry akama,fa "hakinga tanana koa no filaza an'io hetsika io.dia efa mahavaly azy izay.

78. Fanambinana
(
02/03/2007 12:55)
Fijo: Mba mandinika fa raha izaho ihany ve no Salut dia zavatra iray ihany no averiko aminao amin'ny anarako sy amin'ny ilay ps hoe Salut?
Tsy azonao lavina anefa fa samy hafa ny antsoina hoe: magie blanche (hakingan-tanana) sy ny ato hoe magie noire. De mandehana jereo fa tsy anganongano na resa-be io.

79. soanja
(
02/03/2007 15:32)
fijo:
taiza indray aho no nila ady ry akama?????mba asehoy hoe.
Fijo> Zah indray dia hisaotra anao tanteraka tamin'ny fahatongavanao namonjy ity dinika ity satria ilaina tokoa ny fisaianao eto sy ny hevitra entinao. Ny tena itiavako azy dia manome ahy hery mafimafy hifikitra amin'ny finoako ary manamafy ilay fifantohako amin'Andriamanitra.
Mitondra fisavoritahana amin'ny Mpino ny fahitana ny hevitrao satria be ny tsy matokitena mantsy amin'ny asa tokony ataony hanaparitahana ny Tenin'Andriamanitra. Ny antony dia vitsy ny voaporofo fa ny teoria no be ka zary tsy mahatarika ireo izay mbola ao anaty fisalasalana. Ka matahotra izireo sao lasanao ny mpino mbola misalasala e.
Nefa zah mahatsapa fa mitsangana sy mijoro amin'ny hevitrao ianao ary hitanao ny mampitombina azy. Tsy ady zany sanatria. Tsara izany fa matanjaka zany ny namako ara-tsaina.:-*:-*:-*
Ny Hevitrao dia zavadehibe tokoa ary manaja azy aho.