TSY MISY ANDRIAMANITRA?
21. Fiffi
(
26/02/2007 17:17)
Fody:heu......sao de tsy tokony tato @ fivavahana sy fonoana aza no nanaovana an'le dinika raha izany ?
satria siansa no resahina eto. Marina io lazain'i Salut io hoe aza asiana resaka baiboly satria efa lazainao fa angano iny sy tsy misy dikany.
22. Salut
(
26/02/2007 18:21)
Fiffi: Ka izy anie mitoky teny fatratra fa azo porofoina daholo ny zavatra rehetra e. Fanaony ny mitady porofo lava zao. Izany hoe ho azy dia takatry ny sain'olombelona daholo izany ny zavatra rehetra ary mahavita ny zavatra rehetra koa izy. Ny mpino rehetra eto no afokainy ho vendrana sy kely saina satria minomino foana, voafitaka sy ny sisa.
Ny tiana hatongavana eto dia ny hanekeny fa misy ny zavatra mihoatra ny sain'olombelona ka tsy hainy hazavana sy tsy hainy porofona amin'ny alalan'ny siansa, nefa marina sy misy.
Tiako koa ny milaza aminao fa tsy isika no hampino azy Andriamanitra fa izy Andriamanitra ihany no hanao izany rehefa vonona ny hihaino azy izy. Ny azontsika atao dia ny mitarika azy sy manokatra ny masony hahitany ny marina raha te hahalala izany izy.

23. Fanambinana
(
26/02/2007 18:44)
Fijo: nakaiza e? Toa tsy misy alahatra intsony? Tiana aloha ny manamarika fa ianao sy izay miombo-kevitra aminao no manana razam-be RAJAKO na GIDRO fa tsy izahay velively. Raha manaiky ianao fa olona mitovy aminay ihany dia aza miteniteny foana.
Injenera ve rangaha de manaiky be fahatany tsy am-pandinihana izay hevi-dravina afafy tsy misy porofo. Raha manana porofo dia lazao eto, raha tsy misy kosa dia atsaharo amin'izay io fanaratsiana an'Andriamanitra io. Atsaharo ny fanaratsiana ny Baiboly.
Mihaino anao hatrany ny aty sy mbola vonona ny hiady hevitra raha mbola misy alahatra ianao.

24. xxx
(
26/02/2007 20:46)
Hoy i Fijo:
Hay ve ianao koa mahatsapa fa ratsy ilay hevitry ny mpamita-bahoaka amin'ny hoe "avy @ Gidro ny olombelona e" :°)
Ny tsy azoko dia inona foana no antony mbola izirizirina @ io hevitra tsy mitombona io raha izany.
Kanefa moa rehefa izay no masaka ao an-dohany, akory atao fa dia aleo izy hamangy ny havany any @ zoo... :-P
tsy za irery no avy amin'ny gidro,fa isika rehetra.ka aza mifanaratsy
Hay ve ianao koa mahatsapa fa ratsy ilay hevitry ny mpamita-bahoaka amin'ny hoe "avy @ Gidro ny olombelona e" :°)
Ny tsy azoko dia inona foana no antony mbola izirizirina @ io hevitra tsy mitombona io raha izany.
Kanefa moa rehefa izay no masaka ao an-dohany, akory atao fa dia aleo izy hamangy ny havany any @ zoo... :-P
25. belaza
(
26/02/2007 21:26)
tena tsy hitako izay tenenina fa fanotaniana kely hoani zokilahy fijo: raha avy aminy rajako ny olombelona, de ny rajako izany avy aminy inona? sa efa nisy hatraminizay?:-D:-D
26. sakaizakely
(
26/02/2007 21:29)
aza mitsara mba tsy ho tsaraina
ao @ baiboly izy io raha ny fahalalako
rehefa olomasina be finoana ve dia izany no fanao hoe rehefa misy olona tsy mino dia anaovana fangorona hoatrany anaovanareo an'i Fijo izao.
F'izay tsy nania taminareo no aoka hitorabato azy 8O

27. belaza
(
26/02/2007 21:39)
za lou tsy nitsara fa nanotany tsotra fotsiny e, izany hoe tsy ho tsaraina zany za:-D
28. Fiffi
(
26/02/2007 21:45)
sakaizakely:=D=D=D ^:^^:^ zah koa aloha de tena mba gaga an ! tena mihombon-k'hevitra @ sakaizakely kosa aloha zah an !
aza mitsara mba tsy ho tsaraina
ao @ baiboly izy io raha ny fahalalako
rehefa olomasina be finoana ve dia izany no fanao hoe rehefa misy olona tsy mino dia anaovana fangorona hoatrany anaovanareo an'i Fijo izao.
F'izay tsy nania taminareo no aoka hitorabato azy 8O
29. xxx
(
26/02/2007 21:50)
sakaizakely> miala tsiny aminao fa tsy misy resaka fitsarana mihintsy eto.. fanehoan-kevitra ny eto.. aleo izy hijoro @ heviny raha lehilahy fa aza ataonao lasa ohatra ny hoe victime zany izy, dia tambatambazana sy aroarovana eto..
ary inona no mba hevitrao fa ianao ary no toa mitsara ny olona maneho hevitra eto fotsiny...

30. Salut
(
26/02/2007 21:52)
Sakaizakely: Angaha misy mitsara azy eo aloha e? Moa ve tsy mety ny manitsy ny hadisoan'ny namana mba hahitany ny marina? Sa ny tsara kokoa dia ny mamela azy hiteny ratsy lava an'Andriamanitra eto, sy hanivahiva ny Baiboly? Tsaranao izay mety amin'ireo.
Salut
Salut
31. Fiffi
(
26/02/2007 22:13)
Salut:marina zany .....
Tiako koa ny milaza aminao fa tsy isika no hampino azy Andriamanitra fa izy Andriamanitra ihany no hanao izany rehefa vonona ny hihaino azy izy. Ny azontsika atao dia ny mitarika azy sy manokatra ny masony hahitany ny marina raha te hahalala izany izy.
32. piste
(
26/02/2007 22:30)
Ny olana anie ry zalahy, dia rehefa tonga aty an-dafy ny Gasy sasany dia manara-damaody lava ka na ny soatoaviny aza ariany. Ny laicisme sy ny athéisme no malaza aty an-dafy dia izay koa no arahina. Ny fivoaran'ny économia-ny no antony mahatonga izay. Eny mety eo koa ny fivoaran'ny saina. Tsy mifanipaka @ finoana an'Andriamanitra anefa izany raha misaina kely fotsiny isika.
Manarak'izany, ny Malagasy talohan'ny Fivavahana Kristianina dia efa nino an'Andriamanitra ho Mpahary sy Mpitahy. Eny na dia somary nanjavozavo aza. Ny tiako tsipihina dia avy @ alalan'ny andram-piainana andavanandro eny dia hahatsapana ny fisian'Andriamanitra. .Ary azo porofoina ara-tsiansa mihitsy ny fisiany.Raha tsy hiteny afa-tsy ny "loi du premier moteur" ihany isika.
fehiny
Ny olona, " par nature " dia mino ny trascendant fa samy manana ny hanehoany azy. Mety takon'ny harena na zavatra hafa ankafizintsika anefa izay finoana izay. Fa rehefa indray androany tonga @ tsy azo anoharany ny olona iray( rehefa mahatsapa ny fragilité-ny) vao mahatsapa fa mila an'Andriamanitra.

34. jentilisa
(
27/02/2007 06:18)
Fiangaviana ny ahy indrindra izay efa mba namaky ny adi-hevitra teto taloha ihany. Ny finoana manko raha ny tena izy tsy fiady hevitra, ny siansa koa raha amin'ny fanamarihany tsy azo iadian-kevitra loatra ihany koa. Fahadisoana ny manaporofo amin'ny alalan'ny siansa ny fisian'Andriamanitra amiko.
Raha ny marina dia tokony hoe inona ny zavatra nataon'Andriamanitra taminao izay mino, inona no mampiavaka anao izay mino amin'ny tsy mino raha manivaiva azy ianao. Atao hoe mino aho saingy tsy ankasitrahako mihitsy ny fanaratsianareo ny tsy mino. Aiza ny didim-pitiavana amin'ny fomba fiteninareo?

35. Achia
(
27/02/2007 08:07)
Inty mba misy fanontaniana apetrako ho an'ny tsy mino an'ATRA ,ireo siantika moa izany e! izireo mantsy dia mianga @ fitambaranjavatra roa na telo no manome zavatra iray ohatra hoe H2 + O2 = H2O izany hoe rano izany no tiany lazaina @ io, fa mba ahoana kosa ary no hanamporofoan'ny siantifika ity zavatra iray ity moussoire lasa voromailala , la bougie mirehitra lasa foulard . Za de mba mangataka fanazavana sy porofo @ io zavatra io fa za tsy mbola nahita ka sao de mba mahalala ianareo siantifika be fika
36. Fiffi
(
27/02/2007 08:25)
jentilisa:tena mihombon-k'hevitra @ nao tanteraka aho......
Raha ny marina dia tokony hoe inona ny zavatra nataon'Andriamanitra taminao izay mino, inona no mampiavaka anao izay mino amin'ny tsy mino raha manivaiva azy ianao. Atao hoe mino aho saingy tsy ankasitrahako mihitsy ny fanaratsianareo ny tsy mino. Aiza ny didim-pitiavana amin'ny fomba fiteninareo?
37. sakaizakely
(
27/02/2007 09:49)
jentilisa:
inona no mampiavaka anao izay mino amin'ny tsy mino raha manivaiva azy ianao. Atao hoe mino aho saingy tsy ankasitrahako mihitsy ny fanaratsianareo ny tsy mino. Aiza ny didim-pitiavana amin'ny fomba fiteninareo?
Izay mantsy no tiako hasongandina teto ry jentilisa fa ianao no tena nahay nilaza azy. Misaotra anao
Izaho tsy hoe momba an'i fijo satria tsy fantatro akory izy ary olondehibe mahay miaro ny tenany izy fa tsy mila ahy na dia kely akory aza, fa ilay fanabatibatina azony no mahatonga ahy hanontany hoe rehefa tsy mino ve dia henjehina toy izao ? Vao maika ny fony hiziriziry raha izao no hanaovana azy manko
Nefa moa ve tsy hoe adidin'ireo mpino no mampahalala sy mampianatra mizara izay fantany mba hampiodina ireo mpanota hanatona an'Andriamanitra ? Mission ratée eto aloha raha io no dinihina
39. Fiffi
(
27/02/2007 10:20)
sakaizakely:marina zany.....inona no antony hisian'ny katesista ?
Nefa moa ve tsy hoe adidin'ireo mpino no mampahalala sy mampianatra mizara izay fantany mba hampiodina ireo mpanota hanatona an'Andriamanitra ? Mission ratée eto aloha raha io no dinihina
40. Salut
(
27/02/2007 11:17)
Jenintilisa
Ka manontany anao aho ary aho ry namana moa nanome fanamarihana na porofo mazava ve izy teto? Tsy sisa taola notsiponina tetsy sy tero ve no mba resahany? Taola efa tsy misy aina intsony no anaporofony fa tsy misy Andriamanitra. Nefa na ireo aza tsy hainy akory ny manazava hoe inona no nolazain'ireo siantifika momba ireo. Tsy fantany akory fa na ry zareo samy siantifika aza dia tsy d'accord amin'io zavatra tsy azo porofona lazainy io. Izy tsy sahy milaza hoe izao no hevitro eto fa ahodiny ny resaka, satria matahotra izy, ilay mpihinana am-bolony tsy am-pandinihana ny lazain'ny hafa. fanaratsina sy fanakofana noho ny fankahalana no mahazatra azy eto. Ka mbola mety ve ny mamela azy hanohy izany toetra tsy mendrika izany? Fanataro fa na i Kristy aza dia nilaza mazava tamin'i Piera hoe "miala amiko ry satana fa tsy mihevitra araka an'Andriamanitra ianao". Tsy fanilihana azy izany fa fanalana aminy ny hevitra tsy mety nifikirany.
Mety misy fahamarinany angamba izay voalazanao, nefa fantaro fa afaka mahalala an'Andriamanitra ihany ny olona amin'ny alalan'ny fampiasany ny sainy, izay no antsoina hoe THEOLOGIE NATURELLE. Tsy ampy kosa io hahalalana bebe kokoa an'Andriamanitra ka izay no ilana ny RIVELATION.
ny siansa koa raha amin'ny fanamarihany tsy azo iadian-kevitra loatra ihany koa.

Fahadisoana ny manaporofo amin'ny alalan'ny siansa ny fisian'Andriamanitra amiko