TSY MISY ANDRIAMANITRA?
41. Fody
(
27/02/2007 11:46)
[center]Jenitilisa[/center]:
Moa manaratsy ve raha milaza ny marina aminy? Moa manaratsy ve raha mitarika azy handinika ny zavatra ambarany? Moa manaratsy sy manenjika ve raha milaza fa diso izy, na mangataka aminy ny porofo manamarina ny hevi-disony?
Inona moa ny didim-pitiavana, moa ve tsy ny itiavana hatramin'ireo mandray ny tena ho fahavalo e? Ary ny atao hoe tia dia ny mikendry ny hahasoa ilay tiavina hatrany. Inona no heverinao fa hahasoa ity namantsika ity: ny hitazonany ny hevitra hoe tsy misy Andriamanitra fa avy amin'ny GIDRO ny olona sa ny hatsapany fa misy tokoa Andriamanitra?
[center]Sakaizakely[/center]
Atao hoe mino aho saingy tsy ankasitrahako mihitsy ny fanaratsianareo ny tsy mino. Aiza ny didim-pitiavana amin'ny fomba fiteninareo?
Moa manaratsy ve raha milaza ny marina aminy? Moa manaratsy ve raha mitarika azy handinika ny zavatra ambarany? Moa manaratsy sy manenjika ve raha milaza fa diso izy, na mangataka aminy ny porofo manamarina ny hevi-disony?
Inona moa ny didim-pitiavana, moa ve tsy ny itiavana hatramin'ireo mandray ny tena ho fahavalo e? Ary ny atao hoe tia dia ny mikendry ny hahasoa ilay tiavina hatrany. Inona no heverinao fa hahasoa ity namantsika ity: ny hitazonany ny hevitra hoe tsy misy Andriamanitra fa avy amin'ny GIDRO ny olona sa ny hatsapany fa misy tokoa Andriamanitra?
[center]Sakaizakely[/center]
Nefa moa ve tsy hoe adidin'ireo mpino no mampahalala sy mampianatra mizara izay fantany mba hampiodina ireo mpanota hanatona an'Andriamanitra ? Mission ratée eto aloha raha io no dinihinaNahoana no lazainao fa mission ratée? Tsy voatery mitanisa ny teny ao anaty Baiboly vao afaka manambara an'Andriamanitra ry sakaiza ary tsy voatery ho teny malefaka foana no atao. Marina io lazain'i Salut io hoe:
Fanataro fa na i Kristy aza dia nilaza mazava tamin'i Piera hoe "miala amiko ry satana fa tsy mihevitra araka an'Andriamanitra ianao". Tsy fanilihana azy izany fa fanalana aminy ny hevitra tsy mety nifikirany.
42. xxx
(
27/02/2007 11:51)
rehefa tsy mino ilay olona dia tsy mino fa inona no maha be wawawa andry , fody sy fanambinana sns ... samy manao izay mahafalifaly ny fony dia basta :°)
43. Fody
(
27/02/2007 12:09)
xxx: Rehefa tsy mino koa dia tsy tokony hanaratsy sy hanafoaka ny hafa e. Ady hevitra hitadiavana no atao eto fa tsy fanivaivana ny hafa toa izay fanaony hatraiza hatraiza. Izao izy tsy hita satria tsy misy alahatra intsony.
Ary mba misehoa koa moa ianao fa aza miafina ao ambadik'io xxx io raha tena vonona ny hiady hevitra e. Sa tsy te ho tompon'andraikitra amin'ny teny lazaina?

44. prime
(
27/02/2007 15:22)
:) dia ampy ry zareo fa ndao hiverina @ lohahevitra amin\'izay a... sa ahoana hoy ianareo?:D
46. xxx
(
27/02/2007 16:15)
o ry fody a ! iza manaratsy teo ? vakio tsara izay soratana vao mamaly fa aza mandray antendrony otrity ary tsy hisy iadiko hevitra aminy olona otranao mintsy na kely aza ! ok ! manaja ny hevitry ny hafa dia basta !
47. Fody
(
27/02/2007 16:30)
xxx: izaho no mandray an-tendrony sa ianao? mba vakio tsara koa izay nolazaiko vao mitabataba e. tsy nampiasa ny hoe "ianao" mihitsy aho fa "izy". Tsy ianao no notondroiko hoe manaratsy fa ilay olona tsy mino manao botolo eto iny. Mba vakio kely ity zavatra nosoratan-dra fijo ity dia zay:
Mbola misy fanajana ny hafa ve zao? Izaho tsy miteny hoe tsy mitovy amiko izy dia tsy izy fa ilay fomba fanehoana hevitra sy fomba fiteny kosa tsy izy mihitsy e. Izay fa misaotra anao.
io zavatra anontanianao io,"nampiratra ny jamba sy nanagana ny maty,dia ny baiboly no nahitanao azy.tsy midika izany fa tena nisy ireo......"ny baiboly tantara,ary ny baiboly dia manitatra resaka.tsy misy ratsy jesosy raha ny baiboly no resahina.eny ,tsy mangery akory aza jesosy raha io boky io no jerena.mino ve enao fa tsy nanao izany izy?????
Mbola misy fanajana ny hafa ve zao? Izaho tsy miteny hoe tsy mitovy amiko izy dia tsy izy fa ilay fomba fanehoana hevitra sy fomba fiteny kosa tsy izy mihitsy e. Izay fa misaotra anao.
48. naughtyboy
(
27/02/2007 16:39)
ny finoana kalo de aoka azava tsy azo faritana @ fahalalana fa eo no mampisangojy ny resaka ,tsy mbola naheno aho oe porofoy @ siansa ko ny buddhaism na hindouism na reo finoana hafa.
finoana :sakafony fanahy na inona endriny na inona
(engagement spirituel)
porofo:vokatra @ saina zay lazaina fa tia karokaroka
(travail intellectuel) samy manana ny anjara asany
ny saina sy ny fanahy nefa na ny ntaolo aza miteny oe \\\\\\\\\\\\\\\"Ny fanahy no maha-olona\\\\\\\\\\\\\\\" fa TSY NY SAINA NA ZAY LAZAINY SIANSA.

49. ikaretsaka
(
27/02/2007 16:47)
ka io ange le lazaiko tary ambony hoe ny zavatra misy afaka miteny hoe tsisy fa ny zavatra tsisy tsy afaka miteny hoe misy e!
50. cutie
(
27/02/2007 17:16)
Mpandefa : naughtyboy [ Valio ] 27-02-2007 17:39:37
Lohateny : Re : TSY MISY ANDRIAMANITRA?
ny finoana kalo de aoka azava tsy azo faritana @ fahalalana fa eo no mampisangojy ny resaka ,tsy mbola naheno aho oe porofoy @ siansa ko ny buddhaism na hindouism na reo finoana hafa.
finoana :sakafony fanahy na inona endriny na inona
(engagement spirituel)
porofo:vokatra @ saina zay lazaina fa tia karokaroka
(travail intellectuel) samy manana ny anjara asany
ny saina sy ny fanahy nefa na ny ntaolo aza miteny oe \\\\\\\"Ny fanahy no maha-olona\\\\\\\" fa TSY NY SAINA NA ZAY LAZAINY SIANSA.
miombon-kevitra :lol:
51. naughtyboy
(
27/02/2007 17:27)
ikaretsaka,zay indrindra no mahatonga ny safidiko tsy iantehitra@ saimpatako fa ny finoana avy @ fanahy
zay mbola tsy namitaka otrany saina ndray2

52. xxx
(
27/02/2007 18:03)
fody> justement samy manana ny fomba fanehoany ny hevitrany io ? izay ny fomba fanehoany dia izay ... tsy izy aminy aona ? :{
tsy misy saotra
tsy misy saotra
53. Salut
(
27/02/2007 18:40)
naughtyboy
Fantaro ry namana fa: SAINA, FANAHY, VATANA ny olona ka tsy azo sarahina ireo hoe: ity no resahana de fanahy zay, izao no atao dia saina izay, iry kosa dia vatana izay. Ohatra: raha misakafo dia tsy ny vatana ihany no manao ny asa misakafo fa ny tena mantolo. Ny saina mamantatra izay hahasalama ny vatana amin'ny qualité sy quantité ny sakafo hohanina, ny fanahy kosa mandanjalanja izay hahasoa azy amin'ny fampiharana ny fahalalana onona sns...Miara-miasa ireo rehetra ireo ary tsy afa-misaraka satria tena iray ny olana.
Ny saina dia afaka manakatra ny marina, eny fa na dia ny momba ny finoana aza, saingy mila ny "Révélation" kosa izy satria voafetra ihany ny fahalalany.
ny finoana kalo de aoka azava tsy azo faritana @ fahalalana fa eo no mampisangojy ny resaka ,tsy mbola naheno aho oe porofoy @ siansa ko ny buddhaism na hindouism na reo finoana hafa.
finoana :sakafony fanahy na inona endriny na inona
(engagement spirituel)
porofo:vokatra @ saina zay lazaina fa tia karokaroka
(travail intellectuel) samy manana ny anjara asany
ny saina sy ny fanahy nefa na ny ntaolo aza miteny oe "Ny fanahy no maha-olona" fa TSY NY SAINA NA ZAY LAZAINY SIANSA.
Fantaro ry namana fa: SAINA, FANAHY, VATANA ny olona ka tsy azo sarahina ireo hoe: ity no resahana de fanahy zay, izao no atao dia saina izay, iry kosa dia vatana izay. Ohatra: raha misakafo dia tsy ny vatana ihany no manao ny asa misakafo fa ny tena mantolo. Ny saina mamantatra izay hahasalama ny vatana amin'ny qualité sy quantité ny sakafo hohanina, ny fanahy kosa mandanjalanja izay hahasoa azy amin'ny fampiharana ny fahalalana onona sns...Miara-miasa ireo rehetra ireo ary tsy afa-misaraka satria tena iray ny olana.
Ny saina dia afaka manakatra ny marina, eny fa na dia ny momba ny finoana aza, saingy mila ny "Révélation" kosa izy satria voafetra ihany ny fahalalany.
54. Salut
(
27/02/2007 19:39)
Fanamarihana: Azo atao ny manamamarina ny fisian'Andriamanitra na dia tsy miresaka Baiboly aza.
55. fijo
(
27/02/2007 21:53)
tsy mitsara hony nefa milaza fa diso aho."jereo salut eo ambony eo.tsy mitsara izany ka.
jereo ery ambony ery ihany "salut" fa milaza mazava fa manao izay hitarihana ahy hino.nefa izy manoratra manokana atyamiko milaza hoe aza tarihana tsy hino ny olona.ok,rehefa nareo no manao dia masina fa ny hafa adala aan.tena misaina be sy mahay mitsara.

56. fijo
(
27/02/2007 21:57)
fanontaniana,:"raha dadano sy mamanao no nanao anao avy aiza izy ireo.logika ny valiny fa tsy bo,ntolo araka ny fisainana'ny sasany.ny dadany sy ny mamany avy no nanao azy.dia ampiakaro hoatra izay foana le fiaviany.
fony nianatra isika dia nampianarin,a ny fiovana nisy ;ny biby aloha"karazana gidro,dia niova ho andretaly ,dia niova ho neo andertaly sns.de misy manontany hoe koa nahoan ano tsy miova intsony ny olona.izay mipetraka aty frantsa sy europa dia mahalala fa amin'izoa fotoan aizao dia miova ny vahoaka.miha lava sy miha lehibe ny olombelona.efa fiantomboan'ny fiovana io,ary io fovan aio dia amanarivony taona fa tsy hoe "misia masoandro dia iny eny.tsaho izany.

57. fijo
(
27/02/2007 22:04)
raha io fomba hitondran'i jentilisa ny resaka io no atao dia ekeko.
fa raha milaza ny sasany hoe diso ve rah amilaza ny marina amin'ireo tsy mino???iza no milaza fa ny anareo no marina???????sa terena homarina????fody sy ny karazany io

58. fijo
(
27/02/2007 22:08)
sakaizakely an,ry zalahy anie tsy mahatsiaro manabaty,fa izy indray no mihevitra fa batibatiana e.izy mantsy tsy mba ratsy.
misy milaza fa tsy milaza izay tena hevitro aho.milaza mazava aho,fa ny siantifika dia manaporofo avy amin'ny fosila ,fa nisy ny fiovana.fa ianareo mpino izao no tsy mbola nilaza sy nitonda hoe inona no porofo entinareo.mba jereo ny lazaina.

59. Salut
(
27/02/2007 23:29)
Fijo: Siantifika ianao : Avy aiza no nihatombohan'ilay nisy voalohany ary? Porofoy eto.
60. menafotsy
(
28/02/2007 01:38)
Manahoana!
Ity resaka ity dia tsy mbola hifarana, ary tsy hifarana mihitsy araka ny hevitro.Tsy dia ny fisiana na ny tsy fisiana loatra angamba no ady hevitra tsara petraka,fa ny hoe :" raha misy andriamanitra , inona na iza no porofo ahafahana milaza fa ny an'ny kristiana na ny an'ny boudista na ny an'ny silamo na ny jiosy no ilay andriamanitra tena izy" ?