Fo tia roa

81. karinah ( 24/02/2007 01:44)
xxx:

dia inona ary ny fofon'ny tongotra?
mivoana ny loha-hevitra zany.:-D:-D


82. xxx ( 24/02/2007 04:36)
tsy mivoana anao izany io

tian'ny foko ny tongotro ilany, nefa tiany koa ny tongotro anilany. Ampio aho reto fa tena sahirana be mihitsy, inona no tokony hataoko? :-D
83. lilih ( 24/02/2007 08:18)
Ka tsihita intsony matsy izay ho tenenina dia samy manoratra izay azon'ny vavany any tsiray2 , efa tsita intsony e! refa tena tratra ngeh dia miteniteny fahatany any e! tena tsisy namaly zany le lhvtra : tsy hay "oui" nefa tsisy nanao hoe:"non" ihany koa.
84. fasaly ( 24/02/2007 09:01)
ny valiny aky ny fo afaka mitia maro a! tsy votery lay olontinao irery mantsy no afaka tiavina fa zé olona manodidina nao sy ny akaiky anao indrindra, vaste be trin lay kestion;-)
85. tywa68 ( 24/02/2007 09:31)
voalazan'i fasaly ary ny herin'ilay fitiavana no maha samihafa azy !
86. sakaizakely ( 24/02/2007 10:54)
io tokoa aloha dia tsy ary hitovy ny fitiavana azy 2 na 3 (arakaraka)

ohatra ny ahy izao ity tiako

[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img154.imageshack.us/img154/2021/robbiefq0.jpg[/IMG][/URL]
fa mampte hi feel feel love ana zany

nefa ity koa tiako
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img219.imageshack.us/img219/8740/02014le0.jpg[/IMG][/URL]
fa mampivanitika ahy

Ankoatr'ireo anefa misy oul tena kiffeko milay be izay ary tsy atakaloko mitsy le izy 2 voalohany ireo na mitambatra azy.

*Zay ilay hoe samihafa ny fitiavana azy kou
87. sakaizakely ( 24/02/2007 12:53)
fa arakarak'izany itiavanao ananana azy koa :-/
88. vale ( 24/02/2007 12:57)
xxx:

tsy mivoana anao izany io

tian'ny foko ny tongotro ilany, nefa tiany koa ny tongotro anilany. Ampio aho reto fa tena sahirana be mihitsy, inona no tokony hataoko? :-D
eeehh, in kou zany?:roll: hihihihihihihi

sakaizakely> mhhhmmmmmmmm.....:oops::P


89. vale ( 24/02/2007 13:01)
lilih:

Ka tsihita intsony matsy izay ho tenenina dia samy manoratra izay azon'ny vavany any tsiray2 , efa tsita intsony e! refa tena tratra ngeh dia miteniteny fahatany any e! tena tsisy namaly zany le lhvtra : tsy hay "oui" nefa tsisy nanao hoe:"non" ihany koa.
ny valiny aky zah manao hoe "ouiii" le (l) fa ny vatanao kosa tsy azo zarazarainao, ze tompony ihany. basta.:°)


90. fasaly ( 24/02/2007 13:06)
sakaizakely an! tena tsy hadinonjy misy lay hiran'i robbie william io an! reveko koa io ka! tena lasa manidinina ny fanahiko sy ny vatako raha vao maheno an'io:-P8)(l)
91. fasaly ( 24/02/2007 13:12)
ny ahy injay ity bandy ray ity tena mbola kifféko mafy hatramzao tsy izy ihany fa ny feony sy zé ataony rehetsa....:-P:-P:-P:-P(l)(l)(l);-)


92. fasaly ( 24/02/2007 13:14)
kay azafady fa lasa ngeza mibahana be lay sary tssssss:x:x:?
hummmm! lay molotra e!:-D
93. vale ( 24/02/2007 13:19)
:-D:-D:-D:-D:-D, iza io ry fasaly?hihihihihihih
94. fasaly ( 24/02/2007 13:30)
vale: hummmmm tsy hanjy ve lery kosa???:?

sa ve ngôda lotra lay sary de tsy hita tasara ny tarehiny????:? i kix n'i ambondrona aky io an!:-D:-D:-D je kiffe be kounkou io an!(l)(l)(l)(l)(l)
95. tywa68 ( 24/02/2007 13:48)
tsy aleo ve ty ry fasaly : io manao casquette t-shirt mainty à gauche io (mitendry gitara) io Kicks mpihira ry vale !

http://www.sobika.com/v2/interview/ambondrona.htm


96. fasaly ( 24/02/2007 14:15)
:? tamin'izy mbola mahia kozatra aky io tywa a!:?
am sary ambony io azy ma te hanaikitsa be dool ny rehetsa!:^):-D:-D:-D:-D
97. tywa68 ( 24/02/2007 14:19)
inn aloha lay "rehetsa" e :-D:-D
98. fasaly ( 24/02/2007 14:30)
:-D:-D:-D ny takolana , ny saokany ny molotra ny tenda de me midina ihany io sandry bokona io:-D
99. tywa68 ( 24/02/2007 14:33)
sy ny tsy hita eo @ sary zany ? :-D:-D
100. fasaly ( 24/02/2007 16:22)
ieu! mazava ho azy! aataoko masaka mahitsy:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2271