Fo tia roa
56. sakaizakely
(
22/02/2007 18:39)
nena tena fo tia 3 be izao no tiako.
De ahoana izany ny amiko ?:?::?::?:
De ahoana izany ny amiko ?:?::?::?:
59. mbaliana
(
22/02/2007 19:19)
ny pire dia le olona faharoa no manaiky ny hitia ny fo efa okupé..
60. fasaly
(
22/02/2007 19:22)
sakaizakely:
nena tena fo tia 3 be izao no tiako.
De ahoana izany ny amiko ?:?::?::?:
miotvy tsy lmisy valaka tsika zany:-P
