Fo tia roa

21. simplex ( 22/02/2007 09:57)
zany tokoa moa ?
22. nikopol ( 22/02/2007 10:00)
sambatra ze mino
23. simplex ( 22/02/2007 10:27)
Fo tia roa
24. nikopol ( 22/02/2007 10:37)
roa tia ray
25. lanto ( 22/02/2007 10:38)
3 sy 4 ihany
26. nikopol ( 22/02/2007 10:40)
mbĂ´ meo ray a rianona
27. xxx ( 22/02/2007 10:51)
tsy maintsy misy iray tiana kokoa aminzany e
28. simplex ( 22/02/2007 11:02)
mitombo tarehy
29. nikopol ( 22/02/2007 11:50)
tsy ny tarehy ihany
30. xxx ( 22/02/2007 11:52)
Manaiky daholo izany matoa tsy miteny!
31. xxx ( 22/02/2007 11:55)
manaiky fa ... ?
32. booboo ( 22/02/2007 12:08)
fo tia roa ?
33. xxx ( 22/02/2007 12:09)
farafaratsiny
34. fasaly ( 22/02/2007 12:34)
fo tia telo:?
35. nathie86 ( 22/02/2007 13:59)
tsy possible:-D:-D fo tia 1
36. xxx ( 22/02/2007 14:05)
Raha baolina no nolalaovina teto dia azo lazaina hoe:tena miady mitsy le baolina satria dia samy tsisy mapiditra, samy mihazohazo fotsiny amizao e!tsara kosa aloha le lohahevitranao ry xl an ! mino aho fa mbola tsy afa-po nefa ianao fa samy mihazohazo daholo ny rehetra , izany ngeh no ataoko hoe :"manaiky daolo matoa tsy miteny"
37. booboo ( 22/02/2007 14:21)
angaha ?
38. simplex ( 22/02/2007 14:31)
gne? ;-)
39. Samoana ( 22/02/2007 14:32)
fo torotoro ?
40. chakkakkely ( 22/02/2007 14:41)
mbola tsy nahita otran ity koa za mot ray isakin ny olona ono no mba lazaina , sa zay mintsy le izy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0539