Fo tia roa

121. Samoana ( 26/02/2007 20:00)
fasaly:

raha tsy miavona alika maty:?


tsara fanahy lery kah !

122. fasaly ( 26/02/2007 20:51)
samoana: fa toa hoe miavona hono kou!:cry::?:roll:
hummmm! mampisy fanantenàna njay toi zany an!:-P:°);-)
123. Samoana ( 27/02/2007 14:39)
tsy haiko @ izao fotoana izy efa miha-bokona izao:wink: fa 2 taona lasa izy taty aminay malala-tanana be !!
Andefasako an'i noelyn'i sakelidalana toi raha lasa miavona lery e:-D
124. fasaly ( 27/02/2007 17:52)
:-D:-D:-D:-D
noely ny sakelidalana aon zany!
mahavelopanantenana izany raha lazainao zany samoana, enga anie ka tsy hivaona marina otran'ny tovojhay:-P:-P:-P ka de hande hijery an'io spect io aho izany:wink::P
125. pimaso ( 09/03/2007 13:07)
i love you!
ze tem be marina mafy e!
tsisy hipolipoleko!
126. karinah ( 10/03/2007 23:45)
fasaly: mpikasi-tanana vhv oun izy io? :?
127. andrea ( 12/03/2007 13:27)
fasaly> aaarrrrrgggg hhhh, slt princesse .. ahoana no atao .. za konkou mbo tia an'i rakix . ndr ve manaiky raha izaho no deuxième birao ?
128. Andokely ( 16/03/2007 08:55)
:lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol:
129. rush ( 16/03/2007 14:35)
matanjaka e!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0076