Fo tia roa
106. fasaly
(
25/02/2007 09:54)
sady mamapazoto anie ka tsy mahasosotra mitsy ny manohy azy am manaraka e! hihihihi
109. xl
(
26/02/2007 07:26)
Misaotra antsika rehetra samy naneo ny heviny :
Pitik'Afo nahamay ny Rova iny!
@ manaraka indray,
Mazotoa daholo Tompoko o!
Pitik'Afo nahamay ny Rova iny!
@ manaraka indray,
Mazotoa daholo Tompoko o!
110. pimaso
(
26/02/2007 07:53)
xl : Excellent marina kay nareo
mots telo ve rangahy,dia niteraka ady hevitra izany?
mahay Marketing nareo e!
fa mba hazavao misimisy ihany le mots clés na dia izany aza e!
mangetaheta zahay club de fa xl
Misaotra mialoha
mots telo ve rangahy,dia niteraka ady hevitra izany?
mahay Marketing nareo e!
fa mba hazavao misimisy ihany le mots clés na dia izany aza e!
mangetaheta zahay club de fa xl
Misaotra mialoha
111. xxx
(
26/02/2007 12:16)
Efa nivadika xxl ngamba i xl zany hoe efa nihalehibe dia niova hevitra amiz'ay e! hidio tsara ary ny trano dia ovay hafa2 indray ny lohahevitra arosonao,
112. nathie86
(
26/02/2007 13:24)
xxx an:tsy hoe zay ataon'ny olona kory de tsara daolo. Tsy midelires za ka. Aleo ray ihany fa ny gestion ko manahirana sady ny tena tsy mba tsara ôtran'ny sasany e.
Inona kia moa no antony anenjehako azy ireo, tsy ahatratra mintsy tsinona za kou, na iray aza tsy ananako.:-*
Inona kia moa no antony anenjehako azy ireo, tsy ahatratra mintsy tsinona za kou, na iray aza tsy ananako.:-*
113. fasaly
(
26/02/2007 17:57)
pimaso: tsy mila mots clé nge ny eto fa manatavy resaka de lasa xxxxl lay dinika e!:roll::-D:-D:-D
114. Samoana
(
26/02/2007 19:40)
fasaly/ Naheno ny antson-dry kix de ho avy @ mai fa homankomany ny kaikitsa. hihihi
115. kelly13
(
26/02/2007 19:42)
samoana a tsy hankaty amintsika tokou v ono ry zareo???? :cry: c nul
116. Samoana
(
26/02/2007 19:47)
toa parisy ihany kouh ! raha tsy hoe avelan'i fasaly mankaty refa afapo izy:wink::-D
118. fasaly
(
26/02/2007 19:51)
Samoana:
fasaly/ Naheno ny antson-dry kix de ho avy @ mai fa homankomany ny kaikitsa. hihihi
eo njinja tsika zao! itako arokatra am la sobika ny pub fa zà zao vao mitady namana hiaraka io! satsia lavitsa be ny lmisy ahy any:? fa kekeriko io kan! raha tsy miavona alika maty:?
119. fasaly
(
26/02/2007 19:53)
kelly: ffangah injy any am ry samoana kou no mipetsaka!:?:x tssss nefa indry mitsy zao no saika alaiko hatao namana handehy hijery any, de miaraka samy mitady ny tandrifiny tsika ny anjy lay mpitendry fa ny ahy i kix!
samoana: raha zoko any tsary avelako koa a!:-D:-D:-D:-D
samoana: raha zoko any tsary avelako koa a!:-D:-D:-D:-D
120. fasaly
(
26/02/2007 19:54)
raha azoko io fa voateliko sahady niaraka tam rora lay a azony efa milendalenda sahady aho te hanaikitsa:-D:-D:-D:-D
