Lakilen'ny fidirana any an-danitra?

41. rush
(
21/02/2007 09:32)
tsara fianjera ny voalazanareo eto satria andron'ny lavenona sy ny fiatombohan'ny karemy androany cf Fiffi ka samia mandinin-tena.

42. tywa68
(
21/02/2007 09:55)
prime > ^:^^:^
rush : isan'andro no mandini-tena ka ! fa tsy hoe manomboka karemy dia ...:lol:

44. Fiffi
(
21/02/2007 11:38)
prime:ho tanteraka anié zany.....ahazahoana io lakilé saro-takarina io......
Tena miangavy aho raha mba mino an'i Jesosy Kristy ho Tompo sy Mpamonjy marina ihany isika eto amin'ny serasera mba samy hifamela heloka avy ary indrindra koa hamela ny heloky ny fianakaviana, ny havana, ny mpiara-monina, ny mpiara-mivavaka, ny fahavalo rehetra izay mifanerasera amintsika tsirairay avy...

46. vydal
(
21/02/2007 14:29)
Marina daholo izany rehetra izany. Fa ity mba misy fanampiny.
Ny lakilen' ny afobe ? Tsy ilaina fa efa midanadana be. Hoy Jesoa : Fa tery ny làlana mankany an-danitra ka vitsy no hiditra anay. Fa malaka kosa ny làlana mankanay @ afobe.
Iza no ho tonga any ? Izay tsy mety mino an'i Jesoa. Jaona 3:16-18 Izay mino dia hanana fiainana mandrakizay, fa izay tsy mety mino kosa dia efa voaheloka rahateo
Ny ohatry ny famelan-keloka (hoe azo atao ve ? )
Jesoa : Ray o! Mamela ny helony fa tsy fantany izay ataony
Etienne(Stefana) Fa izy feno ny Fanahy ka nanao hoe : Aza isaina ho helony anie izao.
Donky ny finoana an'i Jesoa sy ny fananana ny Fanahy no lakile

48. xxx
(
21/02/2007 19:09)
[quote=prime]
Misaotra anareo rehetra...
Tena miangavy aho raha mba mino an'i Jesosy Kristy ho Tompo sy Mpamonjy marina ihany isika eto amin'ny serasera mba samy hifamela heloka avy ary indrindra koa hamela ny heloky ny fianakaviana, ny havana, ny mpiara-monina, ny mpiara-mivavaka, ny fahavalo rehetra izay mifanerasera amintsika tsirairay avy...
=D=D=D

51. fijo
(
21/02/2007 22:58)
resaka be ity ry zalahy fa io dia enao ihany an.nanao ny soa enao,dia hisy laza tsara mijanona,nanao ny ratsy moa dia laza ratsy mijanona.fa izay tsy hita any......tsy handaniako loha izay

52. prime
(
22/02/2007 11:19)
fijo> Ekena... rehefa tsy inoana dia mety izany... Fa hafa ihany izany hoe manana fanantenana ny amin\'ny fiainana ho avy izany...
Ity anie ry fijo ho vita ihany e... 70 taona, 80 eo ho eo raha be indrindra hoy ny voasoratra... misy tonga 100 mahery fa dia izay no takatra farany... nefa aoriana hisy 1000 taona mitsingeringerina... tsy aleo ve ny ihafaràna aoriana (ilay mandrakizay) miaraka amin\'i Kristy mba eritreretina ihany?...:lol:... soso-kevitra ihany moa izany, fa ny mitombina dia Andriamanitra tia ny olombelona rehetra... indrindra fa ny tsy ao am-balany, tsy tiany hisy ho very na dia iray aza, ka dia miala nenina ihany Izy...

53. tywa68
(
22/02/2007 12:11)
tena marina mihitsy io voalazan'i prime io ! hoe samy tiany, indrindra fa ny mbola tsy mino !

54. xxx
(
22/02/2007 12:47)
nikopol:
mba mila double amin'io lakile io aho ry prime raha azonao atao
=))=))=))omeo ilay lakilé klé fa aza be resaka no tiany hotenenina!

55. linjo
(
22/02/2007 13:01)
Prime a ! Mahafinaritra be ahy ny namaky ny loha-hevitrao, ny toy itony no tena mba antony faharoa nanosika ahy hiserasera eto.
Mba tiako hoentinao am-bavaka manokana ireto namako ireto : fally, tsiafoi1, nainos, cazal, sirika mba hanana fo tsotra sy mahay mifamela heloka. Misaotra e!!

56. prime
(
22/02/2007 13:54)
Tsy misy fisaorana...
linjo> Tena ilaina mihitsy tokoa ny mifampitondra amim-bavaka... misaotra amin'ny fandraisana anjara... Dia hitondra azy ireo amim-bavaka tokoa aho (sady misy namako amin'izy ireo...)
Dia manana namana isika ry zareo mangataka hitondra amim-bavaka ireo voalaza ps ireo... dia samy mba hitondra azy ireo amim-bavaka tokoa anie...

57. Fiffi
(
22/02/2007 14:20)
ny faniriana de ny ahazahoan'ny olombelona rehetra io lakilé saro-takarina io.......

58. xxx
(
22/02/2007 16:29)
Ny hanampiako azy dia izao:
"Eo akaikinao ny teny, dia eo am-bavanao sy ao am-ponao, dia ny teny ny amin'ny finoana, izay torinay;
satria raha manaiky an'i Jesosy ho Tompo amin'ny vavanao hianao ary mino amin'ny fonao fa Andriamanitra efa nanangana Azy tamin'ny maty, dia hovonjena hianao.
Fa amin'ny fo no inoana hahazoana fahamarinana, ary amin'ny vava no anekena hahazoana famonjena." rom 10
Efa nino @ fo sy nanaiky @ vava ny famonjena natolotry Jesosy Kristy ny olona rehetra ve ianao?
Misaotra.
Kiranil.

59. Fiffi
(
22/02/2007 16:33)
(hoy ny fitsipika hoe "raha miditra xxx de tsy manao sonia avy eo) HS kely zah @ io.....