Lakilen'ny fidirana any an-danitra?

21. simplex ( 20/02/2007 21:17)
:D:D
tsy manam-pinoana? :roll:8)8)
22. cutie ( 20/02/2007 21:22)
fa ahoan za no hino afobe ry simplex
refa tsy mino an;io ve za de atao we tsy manam-pinoana:-D:-D:-D:-D
23. cutie ( 20/02/2007 21:24)
sady efa resa-be nandeha teto koa io tsy mila averina tsony
sambatra zay mino :lol::lol::lol:
24. simplex ( 20/02/2007 21:25)
ary zay mino ny afobe :P
25. cutie ( 20/02/2007 21:27)
efa we sambatra zay mino
:lol::lol::lol::lol:
26. simplex ( 20/02/2007 21:29)
ary misy lakile an'ny afobe ve? :P8)8)
27. Fiffi ( 20/02/2007 21:30)
lakilé saro-takarina ho an'ny tsy mino......
28. cutie ( 20/02/2007 21:32)
:-D:-D:-D:-D
29. cutie ( 20/02/2007 21:33)
Mpandefa : simplex [ Valio ] 20-02-2007 22:29:27
Lohateny : Re : Lakilen'ny fidirana any an-danitra?
ary misy lakile an'ny afobe ve?

ndraso fa ho avy eo ry zareo mpandefa oul any @ afobe hamaly anao :-D:-D:-D:-D
30. cutie ( 20/02/2007 21:35)
http://youtube.com/watch?v=qSLvcJ4I1mw
31. Fiffi ( 20/02/2007 22:32)
cutie: ka @ fomba ahoana aza no ahazahoan'ny tsy mpino an'io lakilé io ?
32. cutie ( 20/02/2007 22:40)
tsy haiko
nga ny tsy mpino mila lakile moa:-D:-D:-D:-D
33. cutie ( 20/02/2007 22:41)
lakle in alou zany e
le any andanitra sa le lazain'i simplex :lol:
34. xxx ( 21/02/2007 04:21)
cutie> tsy ny tsy finoanao ny afobe no tsy mampisy azy.

hatreo aloha..
35. Fiffi ( 21/02/2007 06:44)
marina zany !
36. niryna ( 21/02/2007 07:11)
nikopol:

mba mila double amin'io lakile io aho ry prime raha azonao atao



=))
37. niryna ( 21/02/2007 07:15)
Fiffi:


Mahay mamela heloka marina ve ny olombelona ?

Miankina amin'ny fon'ny tsirairay io ary raha tena krisitiana izy dia mora ho azy ny manao izany.

38. niryna ( 21/02/2007 07:36)
Marina mihitsy io lazain'i prime io.Ny mety ho olana dia misy tsy mety mamela.Ireto misy teny kely
Ny atao hoe tsy mamela( Forgiveness is not:
*Manao fanahiniana?tsy miraharaha ny fahadisoana
*tsy mety mamela eloka?manao lolom-po.
*manadino ilay zavatra tsy mety
*avela andeha ilay fotoana fa tsy miteny
*mampiasa ny sandriny/teny ratsy,mamoaka vava tsy voatandrina.
*manao tsara vava ami'ilay olona kanefa ny fo feno fankahalana.
*miteny hoe avelako ny nataonao tamiko eo amin'ny vava
*miankina amin'ny fihetse-po.
Ny famelana kosa dia (forgiveness)
*mamela ny elony na ny trosany.
*mametraka ilay olona eo amin'Atra.Tsy anao ny fitsarana fa ahy hoy izy.
*Manakina ny fahamarinanao amin'Atra.
*Manana fahatokisana amin'Atra fa izy no amaha ny olana.
*Tsy mamaly ratsy ny ratsy na maneso ny lavo,na manao fara-teny na mifosa any ambadik'ilay olona.
*Tsy mitsara ilay olona na miampanga azy,indrindra tsy fantatrao ny momba azy.
Koa raha heverintsika fa sarotra ny famelana heloka dia mandingana tohatra tsikelikely.Mivavaha ary mangataha amin'Atra hery mba hanana famelana ilay olona.Fitiavana no tena zava-dehibe ao anaty ny famelana.Tsy ho voatery ny hiaraka iny olona iny intsony na hatoky iny olona iny intsony fa kosa mila mianatra ny mivavaka ho azy.
39. tywa68 ( 21/02/2007 08:28)
hivavaka ho azy (mba hanadino ny ratsy nataony) zany ny hoe mamela ? :lol:
40. prime ( 21/02/2007 09:24)
Misaotra anareo rehetra...

Tena miangavy aho raha mba mino an'i Jesosy Kristy ho Tompo sy Mpamonjy marina ihany isika eto amin'ny serasera mba samy hifamela heloka avy ary indrindra koa hamela ny heloky ny fianakaviana, ny havana, ny mpiara-monina, ny mpiara-mivavaka, ny fahavalo rehetra izay mifanerasera amintsika tsirairay avy...

Izaho manokana dia tsy mitsahatra ny mitondra amim-bavaka antsika rehetra ato ary mamerina etoana ny fangatahana famelàna aminareo rehetra raha nisy zavatra nahatohina anareo t@ nambara... Enga anie Andriamanitra ilay Rain'ny mandrakizay hitahy antsika tsirairay avy amin'izay rehetra atao ka handrotsaka ny fahasoavany sy ny hareny tsy ritra mandrakizay dia ny Fitiavany sy ny famindrapony amin'ny ankohonana misy antsika tsirairay avy ka ilay Fanahin'ny Fahamarinana anie homba sy hialoha lalana ny atao rehetra...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3243