Fa mba saino ange ! fa i Andriamanitra aza mba nanisy ordre ihany ny zavatra rehetra fa tsy tonga de nohariny 1 andro izao tontolo na hoe i jesoa irery fa tsy nisy apostoly ..sns... izy aza nanao plans efa firy taona taty aoriana vao nandefa an'i jesoa fa tsy tonga de bontolo be befa vitany izany raha tiany!
zavatra vitany mazava izany @ maha andriamanitra azy.. fa tsy nataony! satria tsapany fa asiana ordre sy ambaratongam-javatra ny fiainana fa tsy tonga de landeha bontolo hoe za de andriamanitra1