Alarobia 21 andron'ny lavenona , fitombohan'ny karemy .

61. Fiffi ( 26/02/2007 17:24)
Fiffi:
rehefa mi-karemy nareo de aza hampisehoana hoa nanao an'io , hoe tsy nihinan-kanina fa vao maika hampisehoy ny hendrikareo ho miramirana fa tsy hendrika halahelo....
cutie: io no nolazaiko an !


62. cutie ( 26/02/2007 17:42)
: cutie [ Valio ] 25-02-2007 00:21:46
Lohateny : Re : Alarobia 21 andron'ny lavenona , fitombohan'ny karemy .
Voalaza teo :
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 24-02-2007 18:42:19
Lohateny : Re : Alarobia 21 andron'ny lavenona , fitombohan'ny karemy .
heu....fa na izany aza de somary gaga hiany zah fa toa tsy nisy namana mba nilaza fa manao keremy eto ?

de ito koa :lol::lol::lol:
63. Fiffi ( 26/02/2007 18:32)
fa nga kosa moa raha mametraka fanontaniana de midika zany hoe harehareha fa manao karemy ?
Sady ny fomba fanaovan'ny olona fantatro @ karemy ireo nolazaiko ireo......ka maninona raha mba misy milaza zay mba fantany koh ?
64. cutie ( 26/02/2007 18:57)
Fiffi [ Valio ] 26-02-2007 19:32:27
Lohateny : Re : Alarobia 21 andron'ny lavenona , fitombohan'ny karemy .
fa nga kosa moa raha mametraka fanontaniana de midika zany hoe harehareha fa manao karemy ?
Sady ny fomba fanaovan'ny olona fantatro @ karemy ireo nolazaiko ireo......ka maninona raha mba misy milaza zay mba fantany koh ?

:-D:-D:-D:-D:-D:-D
65. Fiffi ( 27/02/2007 08:30)
fa inona ry cutie no mampi-:-D:-D @ io lazaiko io ? nga tsy fizarana zay mba fantatrin'ny olona ny eto ?
66. cutie ( 27/02/2007 16:47)
tsiky de ampy :):):):):)
67. Fiffi ( 27/02/2007 18:44)
:) :-*:-*:-*:-*
68. fijo ( 27/02/2007 22:56)
cutie an,efa hiakatra velona any andanitra iznay ndry fa mitandrema.
XXXX ahy ve nanontany e.tsara izany ka
69. cutie ( 27/02/2007 23:02)
hihiihihihi
matahotra za koa :-D:-D:-D:-D:-D
70. fijo ( 27/02/2007 23:08)
tandremo,mihinanan sy misotroa fa sao hosahirana any an
71. cutie ( 28/02/2007 00:12)
:-D:-D:-D:-D
misy an'zany nga any
72. fijo ( 28/02/2007 06:26)
any tsy misy hoanina ko.mino fotsiny ny any
73. Rasiligaoma ( 28/02/2007 06:51)
rehefa tsy misy hoanina any dia mihinakinam-poana e
zany koa atao manahirana
74. Fiffi ( 28/02/2007 15:36)
Rasiligaoma:
rehefa tsy misy hoanina any dia mihinakinam-poana e
zany koa atao manahirana
heu....nefa tsy ny sakafo hiany ange no mahavoky an !


75. ikaretsaka ( 28/02/2007 15:40)
de hoanina aby re olonaa!
76. fijo ( 28/02/2007 23:06)
fa inona ko ano mahavoky ry fiffi?????hay moa,misy koa le voky sivy volana kay ko
77. Fiffi ( 02/03/2007 06:41)
nefa Jesoa tsy noana nandritrin'ny 40 andro.....
78. linarako2 ( 03/03/2007 01:35)
Fiffi:

nefa Jesoa tsy noana nandritrin'ny 40 andro.....

Toa nisy nanontany eo ambony hoe aiza amin'ny baiboly izany lavenona izany? Izahay mba te-hianatra ny soratra masina fa sao mivona ilay izy.Misy miteny hoe tsy voatery ho voasoratra ao anaty baiboly:roll:Olona izany no namorina an'io.Izay ao anaty baiboly ihany no izy fa tsy izay foronina.Aiza ao amin'ny baiboly koa ilay saplet na rosaria moa ilay vakana kely hivavahanareo io ?Ny hitako kosa aloha dia tsy mahazo manana andriamanitra hafa kanefa ity papa toa ataonareo mihoatra ny andriamanitra zanany kely hafa fa tsy Andriamanitra izay hinonay .

79. ikaretsaka ( 03/03/2007 01:53)
za aloha tsy mpamaky baiboly loatra fa izay mitady dia omena e
fa raha mila reference baiboly ianao dia aleo omena ary e:

Job 42: 3-6
6 Koa dia miaiky sy mibebaka Eto amin'ny vovoka sy ny lavenona aho.

Nomery:19:9
Dia hangonin'izay lehilahy madio anankiray ny lavenon'ilay vantotr'ombivavy ka hapetrany eo ivelan'ny toby eo amin'izay fitoerana madio anankiray, dia hotehirizina ho an'ny fiangonan'ny Zanak'Isiraely izany ho rano fanadiovana: fanatitra noho ny ota izany.

Jonasa 3:6
Ary nony efa ren'ny mpanjakan'i Ninive izany, dia nitsangana niala tamin'ny seza fiandrianany izy, ka nanaisotra ny akanjom-boninahiny, dia nisarona lamba fisaonana sady nipetraka tamin'ny lavenona.

Matio 11:21
Lozanao, ry Korazina! Lozanao, re Betsaida! Fa raha mba tany Tyro sy Sidona no natao ny asa lehibe izay natao teo aminareo, dia ho efa nibebaka ela tamin'ny lamba fisaonana sy ny lavenona ireny.
80. fijo ( 03/03/2007 06:01)
kanefa ity papa toa ataonareo mihoatra ny andriamanitra zanany kely hafa fa tsy Andriamanitra izay hinonay

io fa mivandravandra ny fanenjehana katolika.miha mazava hatrany le sekta misy anao ry niryna an.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0084