Alarobia 21 andron'ny lavenona , fitombohan'ny karemy .
42. xxx
(
23/02/2007 12:32)
prime:
Mitombina ihany koa aloha ny fanamarihan'i majesty hoe ka tsy aleo isanandro no karemy raha izany?...
Hoy mantsy ny Tenin'Andriamanitra :
"Tezera, fa aza manota; ary aoka tsy ho tratry ny masoandro milentika ny fahatezeranareo." Efesiana 4:26... izany hoe na ny ota isanandro eny fa na dia ny fahatezerana (izay tsy voatery ho ota) aza dia tsy tsara akory raha milona ka raha mbola mifoha rahampitso dia mbola ao ihany...
Izany hoe ny ota herintaona mihitsy ve no andrasana hiandrona dia io fotoana iray io no iverenana amin'Andriamanitra?
Manaiky ny voalazanareo rehetra aho fa misy fanontaniana ity, raha toa aza ka efa mangina sy tsy miteny nefa misy olona eo mila ady isanandro vaky, tsy mitsahatra fa izay ataonao rehetra ahitany tsininy sy ahaizany vava daolo, ahoana no tokony atao mba tsy hamaliana azy? satria cas iainako io tantaraiko io. Efa minia tsy mamaly aho fa ilàn'ilay olona (faran'izay akaiky be ahy) ady foana isanandro vaky izao... vaky nysaiko hoe andron'ny fandeferana izao karemy izao, save izay ilay hazo fijaliana tsy maintsy lanjaina? tena sarotra be ilay manindry fo, satria nyahyaloha aleoko tonga mantsy dia vonoina marary toy izay tenitenenina sy latsalatsaina lava fa izay ilay zavatra mitranga...
43. prime
(
23/02/2007 13:40)
xxx> Tsy mazava loatra moa ny fifandraisanao amin\'ilay olona (akaiky be fotsiny hoy ianao) ka sarotra ihany koa ny itondràna hevitra...
Ny fampianaran\'i Kristy tsy mitarika ho amin\'ny fanekena ny tsy rariny fa ho amin\'ny fanambaràna ny fahamarinana (filazantsara)... ka raha tsy mino ilay olona na manohitra dia marina ny voalazanao hoe izay ilay milanja ny hazofijalian\'i Kristy... fa raha mbola tsy nambaranao ilay fahamarinana dia hafa indray izay...
Ny antony anenjehan\'ilay olona anao rahateo tsy fantatra, na izy manana ny rariny fa tsy hainoinao na ianao manana ny rariny fa tsy naharesy lahatra azy... raha ireo no olana dia resaka serasera ihany izany no vahaolana...

44. cutie
(
23/02/2007 14:32)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 22-02-2007 23:17:54
Lohateny : Re : Alarobia 21 andron'ny lavenona , fitombohan'ny karemy .
Hoy i cutie:
nga tsy mihinan-kanian refa herinandro masina
heu....samy manana ny fombany ny tsirairay.....
njy nga tsy mihinan-kanina refa herinandro masina:roll::roll::roll:
45. tywa68
(
23/02/2007 14:52)
ireo voalazan'i prime ireo koa ny hitako tena izy ! mahay manoratra an ! :wink::lol:
46. Fiffi
(
23/02/2007 21:39)
cutie:heu.....raha mbola azoko hatao de tsy mihinana zah @ io.....samy mahafantatra anefa isika rehetra fa mafy ny tsy fihinan-kanina zany.....fa hataoko raha mbola tratrin'ny aiko......
njy nga tsy mihinan-kanina refa herinandro masina:roll::roll::roll:
47. xxx
(
23/02/2007 21:50)
fijo:
eto izao dia efa olana hoanareo mpino anie e.
ny kato izao milaza ary manamafy fa ilaina io tsy fihinanan kanina io.
ny prote izao milaza fa forma io fa tsy misy dikany fa ny finoana ihany no mitondra azy.
ka milamina tsara klo nareo mpino,vao manaparitaka aty aminay ny disadisanareo.
fijo : mitovy amin'ny fizarazaran'ny hevitry ny tsy mpino ihany ! fa mba tena mahagaga ahy ny hitondran'ny ny tsy mpino ny teniny ato amin'ny lohahevitra mikasika manokana ny mpino.
48. xxx
(
23/02/2007 21:59)
majesty:
fijo:izaho tsy ao anatin'ireo ka,satria ilay Andriamanitra inoako efa nampahafantatra ahy ny tokony atao sy ny tsy tokony atao ao anatin'ny soratra masina dia mbola ho ampiko @ fomba fanao noforonin'olombelona koa ve :D
sady ny tenin-drazana koa anie milaza hoe saonjo iray lohasaha tsy ilaozan'izay hamarara e :D:D:D
Ny an'i Jesosy aza efa izy mihitsy no nifidy ny mpianany mbola misy mivadika aminy ihany koa.
tsy misy mihitsy hoe izay tsy ao amin'ny soratra masina dia tsy avy amin'i Andriamanitra. Betsaka ny tsy voarakitra ao, ary Andriamanitra dia miasa isanandro fa tsy lasa nanao vacances tsy akory. Dia tandremo koa fa ny testamenta vaovao ohatra dia "pistily" nalefan'ny APOSTOLY (izany hoe OLOMBELONA) ho an'ny olona maromaro (Mponina tao tesalonia ohatra) na iray (i Timoty ohatra) no betsaka ao aminy, fa inoantsika hoe avy amin'Andriamanitra. Dia toy izany ny fiangonana, indrindra ny fiangonana naorin'i Kristy fa tsy ny fiangonana teraka noho ny ambom-po na fiadivam-bola.
Fotoanan'ny fandinihan-tena izao. Dia dinidiniho aho raha mbola tianao ho fehipehezin'ny baiboly i Andriamanitra na avelanao hiteny malalaka aminao amin'izay :lol:
49. fijo
(
23/02/2007 23:40)
za tsy milaza hoe misy maneryahy hanao karemy,fa mankahery izay manao aho,fa za kosa hikaly e.
misy xxxx manontany io hoe:" inona no ataoko ato nefa ity natokana hoan'ny mpino.
tsy natokana hoan'ny mpino ity tompoko,fa natokana hiresahana momba ny finoana.io finoana io anefa rehefa zavatra tsy mbola nisy nahita ,dia samy azo lazaina hoe izy daholo ,na ny mino ilay zavatra ,na ny tsy mino azy.

50. xxx
(
24/02/2007 08:20)

:-D:-D tsy nanontany anao aho ka, fa gaga fotsiny. gaga fa ianao miteny "anay" hoe mifanaraha aloha vao manaparitaka any "aminareo" ... nefa ianareo aza tsy mifanaraka akory koa, fa dia sahinao ny manaparitaka ny hevitrao sy ny disadisanareo aty aminay ! Raha ato amin'ny dinika finoana sy fivavahana, no problem, fa ato amin'ny lohahevitra tsisy resaka finoana intsony fa efa resaky ny MPINO sisa. Averiko indray fa sady tsy manontany aho no tsy hisakana anao tsy hanoratra, fa mba gaga fotsiny :lol:
51. Fiffi
(
24/02/2007 17:42)
heu....fa na izany aza de somary gaga hiany zah fa toa tsy nisy namana mba nilaza fa manao keremy eto ?
52. cutie
(
24/02/2007 17:43)
heu.....raha mbola azoko hatao de tsy mihinana zah @ io.....samy mahafantatra anefa isika rehetra fa mafy ny tsy fihinan-kanina zany.....fa hataoko raha mbola tratrin'ny aiko......
zany nga ny fanaon'ny katolika we tsy mihina-kanina refa herinandro masina:roll::roll::roll:
53. Fiffi
(
24/02/2007 17:50)
cutie:ny katolika aty @ misy ahy aty de zany no fanaony.....heu...tsy ny rehetra an ! satria miankina @ tsirairay io ...misy tsy mahatanty , misy tena manao zay azony hatao mihintsy tsy hinanana....
zany nga ny fanaon'ny katolika we tsy mihina-kanina refa herinandro masina:roll::roll::roll:
Satria samy mahafantatra fa tsy misy aharaka ny nataon'i Jesoa t@ nanaovany keremy 40 andro....dia zany no mba hataon'ny olona....
Nanomboka t@ le 21 io ny karemy....tsy de aiko loatra raha misy olona tena manaraka hoe tsy misakafo...fa ny hany fantatro de zao:
-misy olona zay isakin'ny Zoma de tsy misakafo mihintsy fa zay vola tokony ho laniny @ io Zoma io de omeny an'karita........
-misy indray ny atoandro tena tsy misakafo mihintsy fa ny hariva no mihinana fa....tsy mihinan-kena....
-samy manana ny fombany ny olona.......sy ny fiainany ny kareminy!
54. cutie
(
24/02/2007 17:56)
hay :lol::lol::lol:
ny ahy zany efa karemy foana isan'andro koa
za tsy misakafo atoandro. Ndraindray maraina sy atoandro koa :lol:
ny ahy zany efa karemy foana isan'andro koa
za tsy misakafo atoandro. Ndraindray maraina sy atoandro koa :lol:
55. Fiffi
(
24/02/2007 18:41)
cutie:heu...fa tsy afangaro @ tsy fihinanan-kanina isan'andro an ! na ny fanaovana régime na hafa......fa karemy zay nataon'i Jesoa....de araham-pivavahana koh ...de ny andron'zao karemy zao no andron'ny fibebahana......
ny ahy zany efa karemy foana isan'andro koa
za tsy misakafo atoandro. Ndraindray maraina sy atoandro koa :lol:
56. cutie
(
24/02/2007 23:21)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 24-02-2007 18:42:19
Lohateny : Re : Alarobia 21 andron'ny lavenona , fitombohan'ny karemy .
heu....fa na izany aza de somary gaga hiany zah fa toa tsy nisy namana mba nilaza fa manao keremy eto ?
ka tsy natao entina hireharehana ko ange io we za manao karemy e :lol:
57. Fiffi
(
25/02/2007 08:50)
cutie:marina zany.....sady hoy baibly: rehefa mi-karemy nareo de aza hampisehoana hoa nanao an'io , hoe tsy nihinan-kanina fa vao maika hampisehoy ny hendrikareo ho miramirana fa tsy hendrika halahelo....
ka tsy natao entina hireharehana ko ange io we za manao karemy e :lol:
58. Fiffi
(
25/02/2007 08:51)
misy hadisoana......heu...baiboly
aleo aloha jereko io passage io fa tsy tadidiko tsara na ao anaty baiboly io na tsia.....
aleo aloha jereko io passage io fa tsy tadidiko tsara na ao anaty baiboly io na tsia.....
59. ikaretsaka
(
26/02/2007 13:44)
ka tsy mirehareha anie hoe za manao karemy na nareo tsy manao e.. fa mampatsiahy fotsiny hoe fotoanany izao...