Tena tsy mahita hevitra mihitsy ve ???

1. niryna ( 15/02/2007 19:03)
Samy anisany toetra ratsy na mpangalatra, mpandroba,mpisoloky,mpisandoka ary indrindra indrindra ny mpangaro-paosy.Tena tsy misy mihitsy ve ny vahaolana amin'ireo indrindra eo Analakely.Aza mba tratrany ihany fa tena-polo sisa ary tena marary mihitsy ny fo. :cry::cry:
novalian'i niryna ny 24/02/2007 04:49
2. fasaly ( 15/02/2007 19:07)
nyrina: fa angah aky niverina ndray ireny asa ratsy ireny izao any analagam any??tamzà tany farany teo nefa efa nilamina lmintsy tsy nisy atahorana:roll:
mahatahatra ndray izany kan!:{:{:{
3. xxx ( 15/02/2007 21:40)
ka raha mahita vaha-olana enao de harosoa e ! sady firenena aiza no tsy ahitana an'izany ?
4. xxx ( 16/02/2007 06:57)
fasaly:
nyrina: fa angah aky niverina ndray ireny asa ratsy ireny izao any analagam any??tamzà tany farany teo nefa efa nilamina lmintsy tsy nisy atahorana:roll:
ka mamorona fotsiny i niryna ka! aza matahotra @ zany ry fasaly fa tsy marina zany a! @ fomba ahoana no hilazan'i niryna an'izany nefa izy tsy any akory ? te hametraka size fotsiny nefa tsy mahafantatra ny marina akory!


5. xxx ( 16/02/2007 12:07)
i niryna mandehana manao pôlisy dia vita ny olana rehetra!=))=))=)):-w:-@
6. fijo ( 16/02/2007 21:03)
ahoan amarina ny ao anala ao e,mbol agidraka sa efa milamina
7. ratonga ( 16/02/2007 21:35)
fijo: mlay bé letsy ao, indrindra le ao @ zemaika:miam::miam:
8. fasaly ( 16/02/2007 21:48)
tao amlay fotoantsika iny ve zany ry ratonga tao am zé maika:-D:-D:-D:-D
9. ratonga ( 17/02/2007 04:52)
ie, niaraka t@ fiffi:-D:-D:-D
10. Fiffi ( 17/02/2007 07:14)
hummmm.....fasaly aahh , nga hadinondry indray io ? heu...t@ le naka sary teo ampototr'le hazo be alohan'ny hidinana totohatra iny ? :-D:-D:-D de i ratonga le naka an'le sary :-D:-D:-D
fijo: milamina be akia any an ! sa tsy zany ry ratonga sy fasaly ? :)
11. fasaly ( 17/02/2007 08:23)
ieny tokotrany tkou lay niaona tam fiffi de naka sary amzay:roll: saika try tadidiko:-D:-D:-D
12. fasaly ( 17/02/2007 08:24)
zà kou t amin'iny nge voky vanjo bory de maika zry ny nihanikazo handevokanina e!:-D:-D:-D:-D:-D
13. ratonga ( 17/02/2007 11:09)
fasaly: aza dé mianikazo matetika na dé zany aza sô manahirana ny mampidina an-toi eny an!!!:-D:-D:-D
fiffi: tena mlay bé ngé aty zao é!! efa vonombon ery zao miandry anareo iakatra totobato:-D:-D:D
14. fasaly ( 17/02/2007 18:44)
ratonga: :-D:-D:-D:-Dsady zà mavesatra ihany raha ts ytafidina eny mety ho sarotra ny raharaha an!
tena milay be mitry zany ve any zao ry ratonga:wink::°):-D:^)
15. ratonga ( 18/02/2007 01:11)
ouuuadray taak'innn somary bb orana alou zao fa tsy kouua:wink::-D:-D:-D:-w:-$
16. niryna ( 18/02/2007 06:35)
fasaly:

nyrina: fa angah aky niverina ndray ireny asa ratsy ireny izao any analagam any??tamzà tany farany teo nefa efa nilamina lmintsy tsy nisy atahorana:roll:
mahatahatra ndray izany kan!:{:{:{

Bjr fasaly ela aky indry tsy heno a.Misy ankizy roa vavy mahantra any dago ary fianakaviana ihany ireo ka izahay mivady no miantoka ny fianarany mandra-pahatafita azy, nilaza very telecel ny iray fa notatahan'ny mpangaro-paosy hono efa-bolana lasa izay ary dia novidianana vaovao izy.Vao tsy nisy herinandro indray ilay zaza iray hafa nandefa e-mail fa notatahan'ny mpangaro-paosy teo Analakely koa hono ny kitapony ary lasany ny telecel.
17. niryna ( 18/02/2007 06:36)
xxx:

ka raha mahita vaha-olana enao de harosoa e ! sady firenena aiza no tsy ahitana an'izany ?

Izany no ilaina ny hevitry xxx ry xxx kely mora tezitra amin'ny tsy misy dikany=))

18. niryna ( 18/02/2007 06:41)
xxx:

fasaly:
nyrina: fa angah aky niverina ndray ireny asa ratsy ireny izao any analagam any??tamzà tany farany teo nefa efa nilamina lmintsy tsy nisy atahorana:roll:
ka mamorona fotsiny i niryna ka! aza matahotra @ zany ry fasaly fa tsy marina zany a! @ fomba ahoana no hilazan'i niryna an'izany nefa izy tsy any akory ? te hametraka size fotsiny nefa tsy mahafantatra ny marina akory!




Miala tsiny aho ry xxx fa toa fantatrao hatramin'ny misy ahy kay ianao manana anarana fa dia afenina ao anatin'ny box ao foana.Marina tokoa ny teninao fa tsy mipetraka any aho.Tianao ho fantatry izao tontolo izao izany e.Manampy fianakaviana mahantra amin'ny fianarana izahay mivady.Miala-tsiny fa voatery noteneniko ny antony.Ireo zaza roa tazainay ireo no samy very telecel daholo. Tamin'ny fotoana samihafa ary olona tsy mifankahalala.Ianareo angaha tsy mbola nisy very telecel.Sambatra ianareo raha mbola tsy voa toy izany :?:

19. niryna ( 18/02/2007 06:42)
xxx:

i niryna mandehana manao pôlisy dia vita ny olana rehetra!=))=))=)):-w:-@

ka tsy nanana talenta an'io indray aho kou

20. niryna ( 18/02/2007 06:44)
fijo:

ahoan amarina ny ao anala ao e,mbol agidraka sa efa milamina

Taloha anefa tadidiko fa nisy fanenjehina ireny mpangalatra ireny ary tena matin'ny olona hono,tezitra ny fiainana miakatra hono ny olona ary tena nisy fotoana nandoroan'ny fokonolona ny mpangalatra eo amin'ny tanana.Asa aloha izay fahamarinana fa ny fianakaviana no mandefa ttsy nilaza izany.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1785