Tena tsy mahita hevitra mihitsy ve ???
21. niryna
(
18/02/2007 06:49)
Sendra naka vakansy tany Toamasina koa izahay dia nahita olona nahanton'ny mpiarabelona azy tamin'ny tady ny tendany ary nirotsaka maty teo ambony hazo ilay mpangalatra.Izany hono no fanaon'ny olona sasany amin'ny toerana kely ireny ary dia fay tsy misy sahy mangalatra ny manodidina azy ny mpangalatra.
22. Fiffi
(
18/02/2007 14:47)
ratonga:ratonga: hummm...@ le tena hitiavako azy mihintsy zany ! :-D:-D:-D de le mandihy sous la pluie :-D:-D:-D sa tsy zany akia ry fasaly ? :-D:-D
ouuuadray taak'innn somary bb orana alou zao fa tsy kouua:wink::-D:-D:-D:-w:-$
23. ratonga
(
19/02/2007 10:57)
Fiffi:
ratonga: hummm...@ le tena hitiavako azy mihintsy zany ! :-D:-D:-D de le mandihy sous la pluie :-D:-D:-D sa tsy zany akia ry fasaly ? :-D:-D
miaraka @ helo bé vé ry fiffi:-D:-D:-D
24. fasaly
(
19/02/2007 14:14)
ratonga-fiffi: na dia tsy asiana helo bé aza anie sous la pluie toundé de lasa shirt mouillé hummmmm!
25. ratonga
(
19/02/2007 14:38)
fasaly::-D:-Dka lé hélo ngé ampandizina é!!:lol:ary lé shirt mouillé ra tsisy soutif no tena tsara hummmmm!:-P:-P:-D:-D:-D tongava daholou wa aty fa mlay bé ny tanàna:lol::lol::lol:
26. fasaly
(
19/02/2007 15:12)
hihihihih! tena tsy hanao soutif tampoka zany.....ny volo kotsakotsa mitsy ny tarehy tototry ny ranon'ourana:P:-P
28. melody
(
19/02/2007 17:10)
ratonga: ho avy zà raha tsy avy ny orana f'efa leo ny orambe loatra sady ilay orana nge mampirarak'lay maskara e, lasa orera be eo vo gravy (thriller):-D:-D
29. ratonga
(
19/02/2007 17:52)
fasaly: tena izay mitry lé izy:-D:-D:-D otran'lé @ film reny mitsy, nareo telovavy zany no rôle (fiffi, fasaly sy melody) :-D=))=))
36. Fiffi
(
19/02/2007 18:39)
ratonga , fasaly , melody: andao hajanona @ zay ny souvenir antsika fa HS be ange isika eh ! tezitra eo ny tompon-dinika ! sady efa hotsaka be daholo isika ka aleo mody manamaina akanjo @ zay ! :-D:-D:-D:-D

io ratonga le zah no naka an'le sary :-D:-D