Tena tsy mahita hevitra mihitsy ve ???
81. niryna
(
24/02/2007 04:49)
fasaly:
iny eny fa tonga i ratonga sy nyrina, hay notsenain'i ratonga teny am bustop ihany nyrina, sarotra hitany ihany mantsy ity toerana ity;-) no ny vatanay efa somary bronzé ka sao tsy tadidiny eo tsony fa ny loza koa de hoe handeha hifidnra ttoerana njay nefa nareo ho tonga de in no hatao zany????:?
Angaha aky indry tsy hiaraka ny rehetra indray a.aiza tokony no fotoana?Toa tsy misy vari-mitsangana intsony kanefa izaho mbola te-ihinana kitoza miaraka amin'ny variamin'anana.Tonga dia efa tadiavo aky ny toerana hinanana sakafo a.Izany fasaly a :lol:
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0536