Tena tsy mahita hevitra mihitsy ve ???

61. Fiffi ( 21/02/2007 17:09)
avadika ho tsara ve ny andro ? maka parasol indray isika zany an ! fa mamay ny masoandro... de aleo maka aina kely ..... drayyyy !!! nisy nuage nanakona tampoka le masoandro klé ! hehehehehe .. zay fa nihiratra be indray kah ! :-D:-D:-D
62. fasaly ( 21/02/2007 17:35)
hummmmm! ka raha izao njay ny fandehany ry fiffi de hivadika bikini na monokini ,njay ny tenue fa tsy t-shirt tsony knou!:wink::-P mampate hanao bain de solaila beuh!
63. Fiffi ( 21/02/2007 17:36)
raikitra :-D:-D:-D:-D
64. fasaly ( 21/02/2007 18:05)
jereo anie lay solaila raika orange io raha ts yefa faly ery miandry atsiika e!:?:-P:-D:-D:-D
65. niryna ( 22/02/2007 06:28)
Andao aza andeha hanao rodobe e.:o
66. fasaly ( 22/02/2007 07:04)
euhhhhh! izahay efa sur place aky ry nyrina fa indry no t araiky a!:roll::-D:-D:-D
67. Fiffi ( 22/02/2007 09:41)
fasaly: anadao akia hiova toerana @ zay an ! heu...efa vonona ny
68. fasaly ( 22/02/2007 12:32)
:roll: hiova ndray ve aky nefa eto ny solaila efa manja be zà efa saika hamoaka krema ataoko am lamosina fa efa nanikitrakitra ihany lay izy:-D:-D
tsy manin fa ndao njay aza....
69. Fiffi ( 22/02/2007 13:10)
fasaly: ka mankaleo ange akia ny toerana iray eh ! tsy aleo ve miova ? :-D:-D:-D:-D
70. fasaly ( 22/02/2007 14:44)
ka ho aiza njay ary trika e!:?tsy tiko raha mbola ho be kalalao an!:?
71. Fiffi ( 22/02/2007 16:23)
:-D:-D:-D
72. Fiffi ( 22/02/2007 19:18)
fasaly: efa nifindra atsy @ hatsikana sy lalao akia isika an ! any misy masoandro be sady tsy misy kalalao :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
73. fasaly ( 22/02/2007 19:25)
:-D:-D:-D:-Deny ary e! kalou hangorona anreto korantanjavatro be reto aho fa ny krema ny maillot sy ny drap de bain efa nivelatra aby knou! kalou an! raim fotsiny......oajay !!!!:x lay helo be saika hadino de lay jus coktail:-D
74. fasaly ( 22/02/2007 19:27)
ary lasa lavitsa be tsika zany an! sao de be oul lotsa any am plage any aky ry fiffi fa zà somary sarokeanatra ihany an!:?:oops::P8):-D
75. Fiffi ( 22/02/2007 19:29)
tsy taitra ndry ! fa efa vonona daholo ny ilaina rehetra ao :-D:-D
76. fasaly ( 22/02/2007 19:48)
kou somary efa nandalo tany ihany aho fa ny palge eto toa milay ihany koa hihihihih!:-Datao ahoana fa indry efa tonga am caravana beuhhhhhh!:-D
77. niryna ( 23/02/2007 01:06)
Fiffi:

fasaly: ka mankaleo ange akia ny toerana iray eh ! tsy aleo ve miova ? :-D:-D:-D:-D



=))=))=))
78. ratonga ( 23/02/2007 05:22)
:-D:-D:-D
79. fasaly ( 23/02/2007 07:26)
iny eny fa tonga i ratonga sy nyrina, hay notsenain'i ratonga teny am bustop ihany nyrina, sarotra hitany ihany mantsy ity toerana ity;-) no ny vatanay efa somary bronzé ka sao tsy tadidiny eo tsony fa ny loza koa de hoe handeha hifidnra ttoerana njay nefa nareo ho tonga de in no hatao zany????:?
80. niryna ( 24/02/2007 04:45)
ratonga:

:-D:-D:-D



8-)8-)8-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0079