Vita soa amantsara ny fambolena zana-kazo 2007

101. fijo ( 28/02/2007 21:50)
tany ka,efa nihanika tany izy
102. mbaliana ( 28/02/2007 22:50)
taiza? ny tany aza tsy nisy hazo koa
103. ravatorano ( 02/03/2007 07:13)
mihanikazo ????
misy dikany hafa io an
fa tandremo hihihihi
104. mbaliana ( 02/03/2007 19:51)
ravatorano> yeee fa i fijo angamba no niaraka nihanika hazo taminy tany :-D:-D:-D
105. fijo ( 03/03/2007 00:50)
tsika niaraka nianika tany e
106. lo ( 03/03/2007 02:23)
รด ry vato a, aleo ovaina amzay le karazana hazo am manaraka e, le tsy mila ianihana reny d'efa hummm :)
107. fijo ( 03/03/2007 05:45)
ka tsy aleo ve mamboly vomanga raha izany.iny mandady sady azo hinatejerana rehefa annn iny
108. mbaliana ( 03/03/2007 12:20)
lo sy ravato> niakatra hazo daholo zany nareo tany

fijo> iza koa nohiaraka mainao hianika hazo? .. ny mpandadilandy koa moa hita eny ihany :-D:-D
109. sasa ( 06/03/2007 05:27)
le hazo namboleko aloha tsy azo hianihana kle:-D:-D:-D:-D manjary reraka fotsiny za namboly
110. mbaliana ( 06/03/2007 19:41)
sasa> marina nuy anjy ...
111. fijo ( 07/03/2007 05:31)
sasa an,ka tsy ny hazo no hianiana,fa eo ambody hazo no mihanika ko.:oops:
112. mbaliana ( 07/03/2007 14:34)
fijo> aza manimba ny hasin'ny tany wa
113. Rasiligaoma ( 08/03/2007 00:42)
ka efa hajaintsika ange le izy ry mbaliana e.. efa ny hasin'ny hazo izao no resaka
114. watafon ( 08/03/2007 08:39)
tafiditra hatramin'ny hasin'ny hazo ity marina kle !:-D:-D:-D
sasa, mbaliana :-*
115. mbaliana ( 08/03/2007 20:44)
tsy misy ny hazo raha tsy misy ny tany.. 8)8)
116. fijo ( 08/03/2007 23:54)
ka ny hazo no mba hasian ahasiny ko
117. mbaliana ( 09/03/2007 06:08)
tokony mihitsy fa raha ny fotony ve no tsy hahazo hasiny...maika fa ny tahony... :-D:-D:-D

watafon zao mi :-*:-* anay sy sasa fa mitovy hevitra aminay...:-D:-D sa tsy zany ry watafon :-*:-*:-*
118. fijo ( 09/03/2007 23:09)
mitady namana indray an
119. ikaretsaka ( 10/03/2007 01:13)
mbaliana ty mahay mihantaaaaaafone an!:-D
120. fijo ( 10/03/2007 06:31)
be fikafika io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0112