Vita soa amantsara ny fambolena zana-kazo 2007
81. lo
(
21/02/2007 02:47)
mbaliana > ie, le lavaka efa vita mialo k, fa le mahatonga le mifanitsaka d misy refa tenenina we hatrika havia, d miodina miankavanana ry zareo d zay matonga le izy
fiffi > nga ndry mbola tsy nahare le we itsaka safo2:?::-D:-D:-D
fiffi > nga ndry mbola tsy nahare le we itsaka safo2:?::-D:-D:-D
83. mbaliana
(
21/02/2007 19:30)
lo> hay ve.. merci e fa tena zay vao mazava... mbola raikitra foana ny atrika havia sy havanana zany.. :-D:-D
84. lo
(
21/02/2007 20:01)
mbaliana > ie, d aza adino ny todika ivoho :-D
fiffi > iny no tena important ndrindra kooh:lol:
fiffi > iny no tena important ndrindra kooh:lol:
87. Fiffi
(
22/02/2007 07:21)
fijo: ountsss ...tsy nisy "?" akory le izy :-D:-D ao bitsibitsio ahy ange eh ! :-D:-D
89. lo
(
22/02/2007 17:23)
mbaliana > aiza kosa d aller simple eny antendrombohitra fa tsy maintsy misy retoro k, aleo mbo aty aĆ¹bany ndray mifanitsaka refa vitany teny
90. mbaliana
(
22/02/2007 19:06)
lo> ka hoe miara-mandroso koa ... dia rehefa vita ny aller dia ny retour kosa mba champs libre :-D:-D
94. mbaliana
(
23/02/2007 12:54)
lo> mampiady mot fotsiny tsss
fijo> eto anie tsy misy maha ranga sofina e.., mijery ny eto fa tsy mihaino....fitiavana te hanoratra ny ps ko fotsiny ny anao =))=))
fijo> eto anie tsy misy maha ranga sofina e.., mijery ny eto fa tsy mihaino....fitiavana te hanoratra ny ps ko fotsiny ny anao =))=))
99. Rasiligaoma
(
28/02/2007 06:17)
teneno rehefa ngezangeza ny hazo dia mihaona miaraka mihanikazo daholo indray isika e