Vita soa amantsara ny fambolena zana-kazo 2007
62. fijo
(
14/02/2007 00:22)
sasa an,tsy ao za an;hummmmm
io ve ravato hisy baolina hofaty le?sady tena tsemboka marina zoky izany an
io ve ravato hisy baolina hofaty le?sady tena tsemboka marina zoky izany an
64. sasa
(
14/02/2007 05:00)
fijo hi hhihihi kanefa izahay sy voasary nicontre tamreo bandy ireo d naharesy, maty foana ny bol kan
67. fijo
(
14/02/2007 22:29)
sasa eo de mandainga indray elaH.tssssss
ravato,tsaroako ireny ka.niaraka tamindry philemon ireny e
ravato,tsaroako ireny ka.niaraka tamindry philemon ireny e
72. lo
(
18/02/2007 08:42)
fiffi > mety hoe pas de danse, mety ho tsy zay ko nefa fa le miaramamindra :roll::wink:
73. Fiffi
(
18/02/2007 21:10)
inona indray zao no niheritreretindry akia ry fijo t@ io ? :-D:-D:-D
Lo: ndry zany mampianatra ? de efa im-piry no voahitsaka ny tongotra ? :-D:-D:-D:-D
Lo: ndry zany mampianatra ? de efa im-piry no voahitsaka ny tongotra ? :-D:-D:-D:-D
75. Fiffi
(
19/02/2007 18:58)
Lo: anjekaky ooo :{:{:{ mampianatra ve akia ndry de ndry indray no manitsaka matetika ? :{:{:-D:-D:-D:-D
76. sasa
(
20/02/2007 04:44)
=))=))=))raha za no itsahana izany tonga za d miala hi hihihihi, marary be mantsy le voahitsaka
77. mbaliana
(
20/02/2007 10:04)
mba azavao hoe ry reto zany miara-mamindra mamboly hazo zany fa toa tsy azoko an-tsaina mihitsy.. atao ahona moa fa tsy mahay nytenanay e :P:P
78. lo
(
20/02/2007 18:18)
mbaliana > samy mitsangana manoloana ny lavaka d misy manome signal d miara mandroso pas ray d aveo miara miondrika manatsatoka d miara mifindra ndray aveo e
fiffi > ka mety le mampianatra manitsaka zany no talentako koaa
fiffi > ka mety le mampianatra manitsaka zany no talentako koaa
79. Fiffi
(
20/02/2007 18:20)
Lo: heu....mampiheritreritra hiany akia hoe andeha hanaraka an'le cours de danse ve ? satria marary ange io voahitsaka io eh ! sa ataondry mora2 ? :-D:-D:-D:-D
80. mbaliana
(
20/02/2007 19:43)
lo> merci amin'le fanazavana .. fa alohan'ny manatsatoka le zanakazo ve dia nareo ihany no efa nandavaka an'ireo lavaka ambolena azy? dia ahona no ifanitsahanareo amin'izany? :?: