Vita soa amantsara ny fambolena zana-kazo 2007

1. ravatorano ( 05/02/2007 06:58)
Misaotra an\'Andriamanitra lehibe nanome fotoana ;hery tanjaka ary fahasalamana nahafahatsika nanatontosa iny fambolekazo sy fifampiharabana tratry ny taona 2007 teny Andranovelona iny.
Tsy hay ny tsy isaotra anareo namana rehetra tonga teny nanatontosa izany fihaoana izany.
Misaotra ireo namana niombo kevitra sy niray saina tamin \'ireo tonga teny fa ny manetsa b mbola ho avy ary ny fandaharam-potoana manahirana b ka dia voaray avokoa ny fialana tsiny e !
Ohatran\'ny fihaonana ataon\'ny namana serasera Dago hatrizay moa dia nahafinaritra ny fizotran\'ny fifampiharabana sy fambolena zana-kazo teny.Ny maraina moa no nanaovana ny fambolena ny zana-kazo ny atoandro niaraka nisakafo avy eo dia nifaninana nilalao baby foot sy nitono masikita.
Izay aloha no azoko lazaina ,za zao mbola manakotsako kely ny feko amin ilay niakatra ambony be tamion ilay tendrombohitra nambolena ny zanakazo fa mbola maro ireo namana tonga teny handray anjara eto hilaza ny fahitany azy teny .
Misaotra e
:D
novalian'i mbaliana ny 14/05/2007 20:59
2. lo ( 05/02/2007 07:27)
mankalaza e, manaraka koa
3. Fiffi ( 05/02/2007 07:35)
^:^^:^ =D=D=D de misaotra nizara vao2 :) mahafinaritra zany ! sambatra nareo...:-*:-*:-*:-*
4. tywa68 ( 05/02/2007 07:51)
tena ambiansy be zany ny anareo teny ! misôtra nizara e !
5. texe ( 05/02/2007 08:40)
Tsy de manana ambara firy tsony fa ireo efa voalazan'ny razoky eo ambony reo daholo e! za ary atramin'izao mbola valaka foana niakatra teny @ tedrobohitra iny sady nampin'ny le nanao basket koa de tena valaka be fe ny ambiance aloha de tena milay be e! maromaroa no tahak'ireny fa tena ùmilay e! de zay ary fa misaotra e!
Mbola oavy eo ny namana sasany e!
6. watafon ( 05/02/2007 08:42)
D nahafinaritra zany fa miandry le sary zay ary e! =D=D=D
7. texe ( 05/02/2007 08:50)
oavy eo ny sary milay be e! fa tandremo sao latsaky ny he fotsiny .mazao fafiny e!
8. ftma ( 05/02/2007 09:00)
Nahafinaritra izany fa misaotra nareo rehetra e, rehefa tonga any izahay mba manondraka na manala hai-dratsy :wink:
watafon koa raha hitady sary an :D nga tsy nandeha?
9. texe ( 05/02/2007 09:34)
ftma>
tsy mila manondraka tsony enao fa efa voatondraka foana le izy ao isanandro fa aleo enao mialokaloka rehefa tonga aty e!
10. sasa ( 05/02/2007 10:41)
watafon tsy misy sary izany e! tsy azo apoitra ny sary
11. Fiffi ( 05/02/2007 10:43)
sasa: fa ahoana kosa akia ?
12. lo ( 05/02/2007 10:44)
le sary kosa aleo tsy hipoitra am net klee, manjary kobo b zay le n... :lol:
13. texe ( 05/02/2007 10:55)
main'zany e!aza apoitra marina le sary fa manjary silaka be eo klé:roll::lol::^)
14. Fiffi ( 05/02/2007 11:27)
aza hatao an'zany kosa eh ! hihihih ataovy ao @ blaogin'i ravatorano indray aza raha izany koh hihihih
15. ftma ( 05/02/2007 11:46)
texe: misaotra mialoha e :-*
lo inona indray no nataon'ela tao?
sasa: novolenjy ve ny ajara hazoko?
16. ravatorano ( 05/02/2007 11:58)
fa iza no naka sary tany e
za aloha tsy naka e sady tsy manana fakana
fiffi
17. lo ( 05/02/2007 12:23)
fiffi, ravato > toraka blao-gy zany ngamba, so iany zany fa tsy nisy naka
ftma > za tsy naninn k, nanann fotsny :)
18. Fiffi ( 05/02/2007 12:47)
ravatorano: heu....ny blaoginao koh ! hihihhi tahaka an'le nareo nanao excursion iny .:)
19. latina ( 05/02/2007 13:04)
Mankasitraka anareo nahavita adidy amin'ny firenena e! izahay eto manetsetra am-pitoerana fotsiny fa voatazon'ny asa e! Mbola be ny ho sisa e! Angamba kosa haniry tsara daholo amin'ity oran-dava ity e!
za zany eto mba mangalatahaka an-dr8 ilay asiana e! daholo ny faranny teny e!
20. lo ( 05/02/2007 13:47)
ravato > ary aiza zany blaogy zany fa za ko tsy nahita le excurs ne e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1703