Vita soa amantsara ny fambolena zana-kazo 2007

141. mbaliana ( 31/03/2007 22:22)
fijo> omeko izy ka .. ratsy fanahy tssss:evil:
142. watafon ( 04/04/2007 09:54)
mbaliana : omeo ftsn d hohitanao eo e!:-D za aza miantso anazy foana kou !
sasa : sa ts zany lesy ? :-*
fijo: andraso fa andramako rapitso e!
143. fijo ( 04/04/2007 20:46)
ataovy letsy e,eo amin'ilay tena hatory iny tairina
144. watafon ( 06/04/2007 10:43)
:wink: ok !
145. fijo ( 06/04/2007 20:00)
aleo hovoasintona any ny tel
146. mbaliana ( 10/04/2007 19:25)
fijo> mividy vaovao izy e :-D:-D:-D
147. watafon ( 14/04/2007 12:44)
:-D
148. mbaliana ( 16/04/2007 10:37)
sa omen'i watafon cadeau izy? :-D:-D:-D:-D
149. mimich ( 17/04/2007 06:24)
inn doly tyyyyyy, tsy maharaka tsony f very am katesizy,
:roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll:aleo manao an'izao sisa
150. fijo ( 17/04/2007 22:24)
ka ndry varian amikipy ao ko
151. mbaliana ( 18/04/2007 11:04)
aiza wata?
152. fijo ( 18/04/2007 22:08)
ao izy ka
153. mbaliana ( 23/04/2007 20:45)
aiza 0
154. fijo ( 24/04/2007 21:14)
ao waaaaaaa
155. mbaliana ( 26/04/2007 20:42)
tsita e
156. fijo ( 26/04/2007 23:19)
jereooo tsaraa waaaa
157. mbaliana ( 30/04/2007 21:46)
tsy ao izy fa aza manonofy e
158. fijo ( 01/05/2007 21:01)
ngaha efa tao mihitsy nijery azy?
159. mbaliana ( 03/05/2007 14:02)
mazava ho azy e
160. fijo ( 03/05/2007 22:07)
ahannnn
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0084