Tsy misy olona afaka mankany amin'ny ray raha tsy avy amiko.
41. xxx
(
13/01/2007 06:50)
:-D:-D:-D Mampime koa nareo zany raxxx a! tsy mino izay tenin'Atra izany ny ankamaroan'ny ato fahavalony izany tenin'Atra izany , satria manakana ny sitrapony sy ny filany , de aleony mitandy mpampianatra hoa azy mifanaraka @ sitrapony
42. Zina
(
14/01/2007 00:03)
xxx [ Valio ] 13-01-2007 06:49:56
Lohateny : Re : Tsy misy olona afaka mankany amin'ny ray raha tsy avy a
Aoka isika samy hivavaka mba omen'Andriamanitra hery ahalala ny marina satria mahery toy ny liona ny herin'ny satana ka mitady izay ho harapany sy kely finoana izy.Mamafaza voa ka aza mba malaina fa tsy fantatrao izay ho vanona.Diniho tsara ny tenin'Andriamanitra fa ao no ahitanao ny tena valiny.
^:^^:^^:^
Zany mihitsy efa kely sisa ny andron'i Satana.... Tsisy afa tsy ao @ Andriamanitra no ahazon-tsika miady amin'ilay devoly...
43. niryna
(
14/01/2007 19:38)
Zina:

Zina a ! Tsy efa kely sisa izany,izao vao tena manomboka mirongatra ny herin'ny satana ka izany no mahatonga ny teny hoe mihambena ianareo.Izay no mahatonga ireo olona mitsangana ho mpitondra fivavahana.Tadidio fa any am-piangonana no tena toerana andefasan'ny satana ny miaramilany.
44. Zina
(
14/01/2007 20:07)
Tadidio fa any am-piangonana no tena toerana andefasan'ny satana ny miaramilany.
marina mihitsy io satria ny any ivelany izay tsy mirahara izany fivavahana izany efa miaramilany ka tsy ho kitihany intsony...
mihambena marina tokoa moa izany...
45. prime
(
15/01/2007 11:46)
Fa hoy Jesosy :
\"Izaho sy ny Ray dia iray ihany.\" Jaona 10:30
Aza miankohoka eo anatrehany, ary aza manompo azy; fa Izaho, Jehovah Andriamanitrao, dia Andriamanitra saro-piaro ka mamaly ny heloky ny ray amin\'ny zanaka hatramin\'ny zafiafy sy ny zafindohalika, dia amin\'izay mankahala Ahy,\" Deotoronomia 5:9
\"Ary na dia mitsara aza Aho, dia marina ny fitsarako, satria tsy irery Aho, fa Izaho sy ny Ray Izay naniraka Ahy.\" Jaona 8:16...
Mahereza hatrany...

46. xxx
(
15/01/2007 16:39)
Salamo 49: 12,14 Nefa na dia manana vonin'ahitra aza ny olona dia tsy maharitra izy ; tahaka ny biby izay tsimaintsy ho faty izy
Izany no falehan'ny olona adala , ary ny taranany mandimby azy mankasitraka ny teniny , tahaka ny fanangonana ondry no fanangonana azy any @ fiainan-tsi-hita
Salamo 97:7; Aoka ho menatra izay rehetra manompo sarinjavatra voasikotra , sy miarahaba tena ny @ andriamani-tsi-izy
Miankohofa eo anolohan'i Jehovah ianareo atra rehetra

47. piste
(
15/01/2007 23:44)
[quote = niryna]
Ny fahitako anao dia secte. Tia mitsaratsara fivavahan'ny olona. Ataoko anefa mba isan'ny fampianarana kristianina ny fitiava-namana. Sa nampianareo hoe " afa-tsy ny Katòlika ". Ary io no tena mahagaga anareo fiangonana majinika ireo. Na mitompo teny fatratra na manaratsy finoan'ny hafa indrindra moa ny Katòlika.
Aza dia miteniteny foana ohatr'io re fa dia mahamenatra. Ary ny loza dia ny Baiboly no hanamarinanao ny fankahalanao ny hafa.
Ny finoana koa anie raha tsy asiana Charité sy intelligence lasa Fanatisme é

48. niryna
(
16/01/2007 18:23)
prime:
Fa hoy Jesosy :
"Izaho sy ny Ray dia iray ihany." Jaona 10:30
Aza miankohoka eo anatrehany, ary aza manompo azy; fa Izaho, Jehovah Andriamanitrao, dia Andriamanitra saro-piaro ka mamaly ny heloky ny ray amin'ny zanaka hatramin'ny zafiafy sy ny zafindohalika, dia amin'izay mankahala Ahy," Deotoronomia 5:9
"Ary na dia mitsara aza Aho, dia marina ny fitsarako, satria tsy irery Aho, fa Izaho sy ny Ray Izay naniraka Ahy." Jaona 8:16...
Mahereza hatrany...
Mitombona tantereka io fa tsy mahita sy tsy manaiky izany ny olona miankohoka aminy sarinjavatra.^:^^:^
49. niryna
(
16/01/2007 18:27)
xxx:
:-D:-D:-D Mampime koa nareo zany raxxx a! tsy mino izay tenin'Atra izany ny ankamaroan'ny ato fahavalony izany tenin'Atra izany , satria manakana ny sitrapony sy ny filany , de aleony mitandy mpampianatra hoa azy mifanaraka @ sitrapony
Ka izay no mahatonga antsika ny hitory ny teny sy hizara izay kely fantatra na misy aza ny tsy manaiky,tsy anjaran-tsika ny manery azy fa rehefa tonga ny fotoana mbola hiova-fo daholo ihany.mahereza.:lol:
50. niryna
(
16/01/2007 18:30)
piste:
[quote = niryna]
Ny fahitako anao dia secte. Tia mitsaratsara fivavahan'ny olona. Ataoko anefa mba isan'ny fampianarana kristianina ny fitiava-namana. Sa nampianareo hoe " afa-tsy ny Katòlika ". Ary io no tena mahagaga anareo fiangonana majinika ireo. Na mitompo teny fatratra na manaratsy finoan'ny hafa indrindra moa ny Katòlika.
Aza dia miteniteny foana ohatr'io re fa dia mahamenatra. Ary ny loza dia ny Baiboly no hanamarinanao ny fankahalanao ny hafa.
Ny finoana koa anie raha tsy asiana Charité sy intelligence lasa Fanatisme é
Tsy fantako ny tianao tenenina amin'ny secte izany.Ny zavatra fantatra fotsiny aloha tsy misy olona afaka hanamarin-tena na iray aza,afaka milaza ny didy folo isika fa tsy afaka manala ny didy ka izay tianao no atao ary izay tianao tsy.Tsy misy olona afaka manompo tompo roa e:evil:
51. pissoa
(
16/01/2007 18:35)
pissoa tary ambadika:
Ny tsy tokony ataon'ny Kristianina amin'ny fitadiavana vola dia ny manankina ny fiainana amin'ny "sanjila" fotsiny. "Aza manana Andriamanira hafa tsy Izaho" (misy an'io ny an'ny Katolika ry Niryna be bla bla bla any amin'ny fivavahana nefa tsy mahay n'inona n'inona akory :-D:-D:-D) Dia avy eo ny mangalatra.
Fa njy moa tsy mba mamaky izany ry Niryna fa miteniteny foana eran'ny tanety fotsiny o ... :-D:-D:-D
52. xxx
(
16/01/2007 18:36)
aza variana mitsara ny hafa ry niryna an ! ny voatsikaritro @ zavatra lazainao manko d toa mitsara ny olona ...petra nga niryna sa témoin de Jehovah ?
53. pissoa
(
16/01/2007 18:46)
niryna:
Ahoana ny hira hoe " Ianao no lalana sy fahamarinana ry tompo o." Kominio voalohany,tsy mila io ny ankizy satria ny fandraisana kominio dia masina ary maneho ianao fa omenao Azy manontolo ny fiainanao ary miaraka miombona azy amin'ny azo fijaliana ianao.
Nisy fanontaniana napetraka taminareo tamin'ilay resaka batisa fa toa tsy nisy valiny ..
*** Aiza ao amin'ny Baiboly na mamaritra ny taon'ny atao hoe ankizy ? ***
niryna:
Eny mivavaka amin'ny olo-masina izy.Masina Maria Virijiny miambena ny tenanay...mamindra-fo aminay.Tsy misy olona na iray aza afaka hiambina ny tenanao, afaka hiaro anao.:evil::evil:
Eny mivavaka amin'ny sary izy.Avy aiza no niandohan'ilay sary reny mitrotro zazakely? Ndry mampalahelo ianareo fa diso fandray satria novaina ho Maria virjiny sy jesosy ilay izy:^):^)
Ireny tsangambato ireny dia toy ireny maritiora ireny fotsiny fa tsy natao hivavahana.Eny mivavaka izy,feno
ny trano maria sy ny zazakely."AZA mivavaka AMIN'NY SARIVONGANA NA SARY NATAON'OLONA" HOY NY TENY
Ny saplet asiana sary maria aiza ny "connection" andehanan'ny saplet any amin'Atra sy Jesosy."Tsy misy olona afaka makany amin'ny ray raha tsy avy amiko.^:^^:^^:^
Ny fisian'ny sary sy ny etsetra angaha no hitenenana hoe mivavaka amin'ny sary ny Katolika ? Angaha izay hita maso eo anoloana no hivavahana ? Dia IANAO IZANY MIVAVAKA AMIN'NY TSY MISY, satria tsy misy na inona na inona eo anoloanao. Na indraindray mivavaka amin'ny ???n'olona satria izay no eo alohanao any ampiangonana :-D:-D:-D
54. piste
(
16/01/2007 20:00)
Mbola averiko ihany ry niryna " mpivavaka sy manana ny tena marina rehetra ary vononan hampibebaka anay mpanompo sampy " : Secte ianao.
Ary mino aho fa nisy olana teo Fiangonana Katòlika ianao dia eto no mamaly faty sy miala vonkona. Mampalahelo ! NA ny olona tsy kristianina aloha tsy manao haratsian-toetra tahak'izao é. ALeo ianao angamba mandini-tena kely.

55. prime
(
17/01/2007 09:59)
Fa tokana ny lalana mankany amin'Andriamanitra : dia Jesosy Kristy... ny ankoatr'izay dia tsy izy avokoa...
57. prime
(
17/01/2007 13:51)
pissoa> fantatrao tsara io fa hodianao tsy fantatra an... tsy vao izao isika no niresaka ka mba haiko ihany fa fantatrao tsara ny dikan\'ny hoe : Jesosy no lalana sy fahamarinana ary fiainana, tsy misy mankany amin\'ny Ray afatsy amin\'ny alalany...
Nefa dia tarihiko kely ihany ny resaka :
... hatreo aloha
Ny Tenin\'Andriamanitra manamarina izany dia azo raisina tsirairay... fa sao lava loatra dia azo tanterahina amin\'ny manaraka...
Nefa dia tarihiko kely ihany ny resaka :
- lalana hahazoana famonjena dia ny finoana ny Jesosy irery ihany
- lalana handraisana ny tombokasen\'Andriamanitra ka mahavoasoratra ny anarana any amin\'ny bokin\'ny fiainana dia Jesosy irery ihany
- lalana mankany amin\'Andriamanitra Ray, izany hoe hahafahana miditra any amin\'ny fanjakàny dia ny finoana an\'i Jesosy irery ihany
- lalana hahafahana mibebaka sy miala amin\'ny ratsy fanao ka handraisana ny Fanahy Masin\'Andriamanitra dia ny finoana an\'i Jesosy irery ihany
- lalana hahafahana mandresy sy mandrava ny fanjakàn\'ny haizina sy ny fanjakàn\'izao tontolo izao dia Jesosy irery ihany
- lalana TOKANA antsoina hoe FILAZANTSARA dia Jesosy irery ihany ary toriana ho antoka famonjena ny olona sy ahazoany fiainana
- lalana tokana tena hahitàna ny FAHAMARINANA feno dia Jesosy irery ihany
... hatreo aloha
Ny Tenin\'Andriamanitra manamarina izany dia azo raisina tsirairay... fa sao lava loatra dia azo tanterahina amin\'ny manaraka...
58. pissoa
(
17/01/2007 16:19)
Tapa-tsinay za. Taiza koa no nahafantarako an'ireo be da be reo ry prime a ? :-D
Ny ahy rehefa hoe i Kristy no lalana mandeha atsy sy ary - dia i Kristy izany no arahina raha te ho atsy sy ary. Izay ihany no fantatro mikasika ny lalana :-D
Ny fanarahana an'i Kristy dia finoana + ASA fa tsy Kabary. Rehefa misy miresaka asa mantsy dia lavina foana fa hoe ny finoana ihany no mahavonjy. Dia raha mitatatata finoana etsy sy eroa ve nefa toherin'ny asa tampoka ilay finoana dia mbola voavonjy ihany ? Zavatra samy hafa ny finoana sy ny asa, ka mitandrema sao lasa mpitari-bato vilam-bava (noho ny asa ratsy natao sy ny asa tsara tsy natao), ary ny hiafarana dia ho toy ny tsy mino.
Raha fehezina dia didy roa no nomen'i Kristy (sa tsy zany moa, za tsy mahay baiboly kle :oops: ), tiava an'Andriamanitra + Tiava ny namana.
Nanontany an'i Prime aho tary ambadika hoe ahoana ilay tia an'Andriamanitra ? (tonga dia asa hoa fa tsy kabary)
+ Tiavo ny namana (hihihi - haintsika rehetra angamba iny)
+ Aza alaina ny plasin'Andriamanitra :-D Aza maika maka ny toerany mitsara ny ataon'ny hafa, indrindra rehefa tsy ampy ny fahalalana sy ny fandinihana fa midika tsy fitiavana an'Andriamanitra izany.
+ Aza mitopo teny fatratra (efa lazain'i Piste io izany). Ny fitompoana teny fatratra dia fanompoana tompo roa na fanaovana andriamanitra kely tsy mety diso ny tena. Aleo manontany, toy izay manizingizina zavatra mety diso toy izao.
+ Aza ampiasaina entina hankahalana ny hafa ny Teniny. Efa lazain'i Piste koa io. Tsy fitiavana Azy izany, ary io no isan'ny tenenin'Andriamanitra amin'ny hoe "manampy sy manala amin'ny teniny". Ny an'ny sasany mantsy dia resaka "boky" fotsiny no takany amin'io.
Ohatra : (misy xxx niteny nifandraika tamin'ito tany ambadika fa kamo zah hitady :oops::-D ) Andriamanitra raha niteny hoe "Vitsy ny mahita ilay lalana tery" dia tsy niteny mihitsy hoe isao ny isan'ny mpivavaka amin'ny fiangonana tsirairay na ny mpanaraka finoana iray - ka izay be indrindra no ho very. :-D Tsy dia tsia. Ny nolazainy dia miambena, mivavaha, halalino ny finoana etsetra.
hatreo aloha ... (hoy i Prime izay :-D )

59. prime
(
18/01/2007 14:46)
pissoa:... Aza afangaro ny resaka fa zavatra samihafa mihitsy ny resaka famonjena sy fanarahana dia an\'i Kristy... raha resaka hoe ahoana indray ny fomba fanarahana dia an\'i Kristy dia hafa indray izany... ka any no idiran\'ny asa, ary ny asa no tena fototra anehoana indray ny fanarahana dia an\'i Kristy fa tsy misy mihitsy ao amin\'ny Tenin\'ny Soratra Masina na dia iray aza miteny hoe ny asa no mahavonjy... raha tsy hoe manana baiboly hafa ianao anamarinana an\'izany... ny asa tsy mahavonjy fa mamelona finoana... araka ny vosoratra hoe :
Ny fanarahana an\'i Kristy dia finoana + ASA fa tsy Kabary. Rehefa misy miresaka asa mantsy dia lavina foana fa hoe ny finoana ihany no mahavonjy. Dia raha mitatatata finoana etsy sy eroa ve nefa toherin\'ny asa tampoka ilay finoana dia mbola voavonjy ihany ? Zavatra samy hafa ny finoana sy ny asa, ka mitandrema sao lasa mpitari-bato vilam-bava (noho ny asa ratsy natao sy ny asa tsara tsy natao), ary ny hiafarana dia ho toy ny tsy mino.
\"nefa nony fantatsika fa tsy hamarinina amin\'ny asan\'ny lalàna ny olona, fa amin\'ny finoana an\'i Jesosy Kristy, dia nino an\'i Kristy Jesosy koa isika mba hohamarinina amin\'ny finoana an\'i Kristy, fa tsy amin\'ny asan\'ny lalàna, satria tsy misy nofo hohamarinina amin\'ny asan\'ny lalàna.\" Galatiana 2:16
sy ny hoe :
\"Fa maty ny tena, raha tsy misy fanahy, ary maty toy izany koa ny finoana, raha tsy misy asa.\" Jakoba 2:26
...Mitandrema fa sao diso fandray ianao... ary tsy misy mihitsy izany hoe olona mino an\'i Kristy nefa tsy miasa... mamita-tena tokoa ny mpino mihevitra izany... fa raha mamaky tsara ianao hatramin\'izay dia ny Tenin\'Andriamanitra no miteny fa ny finona ihany no ahazoana famonjena... ny asa dia vokatry ny finoana sisa fa tsy fototry ny famonjena velively...
ianao:... ka angaha moa izaho milaza hoe diso izany raha tsy miteny hoe mbola misy alohan\'izany... ny didin\'ny Kristy dia tsarovy fa fehin\'ny didy folo... ny didy voalohany manao hoe \"Tiava an\'i Jehovah Andriamanitrao...\" dia fehin\'ny didy 4 voalohany ao amin\'ny didy folo ka tsy miresaka afatsy Andriamanitra ihany sy ny fitiavana Azy... ny didy \"Tiava ny namanao...\" indray dia fehin\'ny didy 6 sisa ambiny amin\'ny didy folo...
Nanontany an\'i Prime aho tary ambadika hoe ahoana ilay tia an\'Andriamanitra ? (tonga dia asa hoa fa tsy kabary)
+ Tiavo ny namana (hihihi - haintsika rehetra angamba iny)
Ka raha miteny ianao hoe ahoana izany hoe mitia an\'Andriamanitra dia ataovy Andriamanitra no voalohany amin\'ny atao rehetra, ary raha tianao hovoaboasana kokoa dia jereo ny didy 4 voalohany manomboka amin\'ny hoe \"Izaho no Jehovah Andriamanitrao... aza manana andriamanin-kafa...\" sy ny hoe \"aza manononona foana ny anarany...\" sy ny hoe \"aza manao sarin-javatra voasikotra...\" sy ny hoe \"manajà ny andro sabata...\"
Ka raha ireo no ataonao ambanin-javatra fa maikamaika fotsiny ianao hoe efa haiko izany fa ny ahy ny fitiava-namana no tena zava-dehibe, dia izay no lazaiko hoe mba aza adino lehiretsy ilay didy voalohany a...
koa ianao:...:-D:-D
+ Aza alaina ny plasin\'Andriamanitra Aza maika maka ny toerany mitsara ny ataon\'ny hafa, indrindra rehefa tsy ampy ny fahalalana sy ny fandinihana fa midika tsy fitiavana an\'Andriamanitra izany.
+ Aza mitopo teny fatratra (efa lazain\'i Piste io izany). Ny fitompoana teny fatratra dia fanompoana tompo roa na fanaovana andriamanitra kely tsy mety diso ny tena. Aleo manontany, toy izay manizingizina zavatra mety diso toy izao.
+ Aza ampiasaina entina hankahalana ny hafa ny Teniny. Efa lazain\'i Piste koa io. Tsy fitiavana Azy izany, ary io no isan\'ny tenenin\'Andriamanitra amin\'ny hoe \"manampy sy manala amin\'ny teniny\". Ny an\'ny sasany mantsy dia resaka \"boky\" fotsiny no takany amin\'io.
... dia porofoy ara-tsoratra masina ilay fahadisoana raha misy na koa hoe iza no tena maka ny plasin\'Andriamanitra... tsotra anie izany fa tsy sarotra e... iza no hahasahy hanohitra ny Tenin\'Andriamanitra raha marina ny lazainao?... fa tsy izay bevava akory no manana fahamarinana fa izay voalazan\'ny soratra masina ihany... (io moa ilay lavinareo fa ny lazain\'i Piste indray izao no evanjely vaovao...):lol:
60. pissoa
(
18/01/2007 15:15)
Prime :
+ Tsy ny finoana mahavonjy etsetra no laviko - fa ny fisian'ny finoana mihitsy, rehefa tsy manaraka an'i Kristy na rehefa minia manohitra an'i Kristy na amin'ny asa natao na amin'ny asa tsy natao. Efa lazainao rahateo koa io
+ Tsy nandahatra aho hoe izao no ambony indrindra amin'ilay fitiavana an'Andriamanitra, fa nanao "+", nitanisa ampahany fotsiny. :oops::lol:
+ Ilaina porofoina ara-tsoratra masina ve fa tsy tia an'Andriamanitra izay te haka ny toerany ? (eritrereto hoe mipetraka mijery tele eo ny dadan'ny ankizy iray, dia avy any le ankizy dia atosiny tsotra izao ny dadany ... mialaaaaa hoa dada anyyyy! sady tsy fitiavana izany no tsy fanajana :-D)
Ilaina porofoina ara-tsoratra masina fa ve tsy tia an'Andriamanitra ny olona manao ny tenany ho andriamanitra kely ?
Toy izany koa ny olona mampiasa ny tenin'Andriamanitra hanaovana ratsy ?
Aoka kosa moa e ! :roll::-D
Tsy maintsy manao toy ny hafa manizingizina ve aho ? Manentana antsika handini-tena no ezahiko atao amin'ny soratro. Dia anjarantsika no mitonona ny anarantsika any anaty any raha mahatsiaro hoe tokony hotononina. Tsy ilaina soratana eto akory (na hanao xxx aza :-D ) hoe izaho izao na izaho tsy izao.
Ito le tohiny ... "Jesosy irery ihany lanana ..." hoy ilay teny hay tsianjery. Efa maro ihany ny notanisaina teto raha resaka soratra masina. Narahina ary ve ilay lalana (sady lalana milay be an :-P ) sa tantaraina lava fotsiny hoe io ny lalana fa aleo ihany mandeha any amin'ny tsilo ? :-P:-D
(Izay ihany no tiako nambara tamin'ny fanazavana rehetra :oops::-D)

prime:Ka tandremo ihany hoa ny asa atao sao mitory tsy finoana an'i Kristy :-D
ary tsy misy mihitsy izany hoe olona mino an'i Kristy nefa tsy miasa... mamita-tena tokoa ny mpino mihevitra izany..
+ Tsy nandahatra aho hoe izao no ambony indrindra amin'ilay fitiavana an'Andriamanitra, fa nanao "+", nitanisa ampahany fotsiny. :oops::lol:
+ Ilaina porofoina ara-tsoratra masina ve fa tsy tia an'Andriamanitra izay te haka ny toerany ? (eritrereto hoe mipetraka mijery tele eo ny dadan'ny ankizy iray, dia avy any le ankizy dia atosiny tsotra izao ny dadany ... mialaaaaa hoa dada anyyyy! sady tsy fitiavana izany no tsy fanajana :-D)
Ilaina porofoina ara-tsoratra masina fa ve tsy tia an'Andriamanitra ny olona manao ny tenany ho andriamanitra kely ?
Toy izany koa ny olona mampiasa ny tenin'Andriamanitra hanaovana ratsy ?
Aoka kosa moa e ! :roll::-D
Tsy maintsy manao toy ny hafa manizingizina ve aho ? Manentana antsika handini-tena no ezahiko atao amin'ny soratro. Dia anjarantsika no mitonona ny anarantsika any anaty any raha mahatsiaro hoe tokony hotononina. Tsy ilaina soratana eto akory (na hanao xxx aza :-D ) hoe izaho izao na izaho tsy izao.
pissoa:
hatreo aloha ... (hoy i Prime izay )