Tsy misy olona afaka mankany amin'ny ray raha tsy avy amiko.
21. Lek
(
10/01/2007 08:34)
Aza mandany andro mifamaly raha resaka finoana fa tsy ho vita io na rahoviana na rahoviana e!
Samia mihazona ny Vatosoany araka ny teny hoe aza omena ny kisoa ny vatosoanareo. Samia mazoto mamaky baiboly de samia mahatsapa tena hoe manaraka izay lazaina sy ny fampianarana ao ve aho sa tsia ny tena zava-dehibe dia samia mivavaka sy mifampitondra am-bavaka mba hamelan'Andriamanitra ny helotsika fa tsy misy mahay manantona an'Andriamanitra raha tsy tarihin'ny fanahimasin'Andriamanitra
23. Zina
(
11/01/2007 02:12)
o ry pissoa raha izao foana ny fomba ataonao dia tsy ho lasa lavitra ianao...
Ny ahy rehefa itako fa misy zavatra manaitra ny saiko lazain'ny olona dia valiko....
Efa tsy mahita izay ho lazaina intsony ka mi-bredika sisa...

24. Zina
(
11/01/2007 02:14)
xxx [ Valio ] 07-01-2007 17:43:14
Lohateny : Re : Tsy misy olona afaka mankany amin'ny ray raha tsy avy amiko.
Niryna a! izaho akory tsy hanakivy fa mampahery ihany , fa raha araky ny famalin'ireo olona namaly anao eo ambany ireo dia ianao ve mahita fa misy fanahin'Atra miasa aminy ? fa ny olombelona dia tsy mahazaka ny fahamarinana , ary ny tenin'Atra dia tsimaintsy tanteraka fa ho vitsy ny olona ahita ny làlana mankany @ fiainana mandrakizay
Mbola averiko eto indray io fa tena tsara
25. pissoa
(
11/01/2007 07:25)
Hay !
Satria zina sy xxx no mahita izay Fanahy miasa ao anatin'ny tsirairay ? Ary rehefa tsy manaraka ny fomba fivavahana sy ny fomba famalin'i zina sy xxx forum dia mety tsisy Fanah'Andriamanitra miasa ao aminy. Efa miasa eo ambanin'ny baikonareo indray koa angamba ny Fanahin'Andriamanitra e :-D:-D:-D
Vitsy ony ny olona mahita ny lalana mankany @ Fiainana mandrakizay ... Dia heverinareo tafiditra any ve izay lazainareo fa tsy isan'ny Fanahin'Andriamanitra ry zina ? Io anie no hanontaniko anjy hoe refa mifanena any ve dia hoteneninjy Andriamanitra hoe avereno ny fitsarana e. Oops, hay moa tsy novakinajy akory le tenin'i xxx fa tonga dia natao fotsiny oe marina + tena tsara.
Vakio aloha hoa vao mamaly. Raha tsy tianjy notenenina ireo dia alao fotsiny fa tsy voatery naverina notanisaina anie e ! :-D
PS :
:-D:-D:-D Fa rah zao foana ny fomba ataonjy dia mbola ho ao aorinako foana njy na lasa lavitra za na tsia :wink: Mamaky kely alohan'ny hamaliana aza tsy vitanjy akory ka ny miteniteny anah sy ny lavitra mbola alehako no handaniana andro :lol:
xxx+zina:
Niryna a! izaho akory tsy hanakivy fa mampahery ihany , fa raha araky ny famalin'ireo olona namaly anao eo ambany ireo dia ianao ve mahita fa misy fanahin'Atra miasa aminy ?
Satria zina sy xxx no mahita izay Fanahy miasa ao anatin'ny tsirairay ? Ary rehefa tsy manaraka ny fomba fivavahana sy ny fomba famalin'i zina sy xxx forum dia mety tsisy Fanah'Andriamanitra miasa ao aminy. Efa miasa eo ambanin'ny baikonareo indray koa angamba ny Fanahin'Andriamanitra e :-D:-D:-D
xxx+zina:
fa ny olombelona dia tsy mahazaka ny fahamarinana , ary ny tenin'Atra dia tsimaintsy tanteraka fa ho vitsy ny olona ahita ny làlana mankany @ fiainana mandrakizay
Vitsy ony ny olona mahita ny lalana mankany @ Fiainana mandrakizay ... Dia heverinareo tafiditra any ve izay lazainareo fa tsy isan'ny Fanahin'Andriamanitra ry zina ? Io anie no hanontaniko anjy hoe refa mifanena any ve dia hoteneninjy Andriamanitra hoe avereno ny fitsarana e. Oops, hay moa tsy novakinajy akory le tenin'i xxx fa tonga dia natao fotsiny oe marina + tena tsara.
Vakio aloha hoa vao mamaly. Raha tsy tianjy notenenina ireo dia alao fotsiny fa tsy voatery naverina notanisaina anie e ! :-D
PS :
zina:
o ry pissoa raha izao foana ny fomba ataonao dia tsy ho lasa lavitra ianao...Ny ahy rehefa itako fa misy zavatra manaitra ny saiko lazain'ny olona dia valiko....
Efa tsy mahita izay ho lazaina intsony ka mi-bredika sisa...
:-D:-D:-D Fa rah zao foana ny fomba ataonjy dia mbola ho ao aorinako foana njy na lasa lavitra za na tsia :wink: Mamaky kely alohan'ny hamaliana aza tsy vitanjy akory ka ny miteniteny anah sy ny lavitra mbola alehako no handaniana andro :lol:
26. Zina
(
11/01/2007 18:30)
fa ny olombelona dia tsy mahazaka ny fahamarinana , ary ny tenin'Atra dia tsimaintsy tanteraka fa ho vitsy ny olona ahita ny làlana mankany @ fiainana mandrakizay
asa mba ahona ny fandraisanao an'io ry pissoa...
raha olona tena kristiana ianao tonga dia manaiky anio satria marina ...ka anao samy irery no mieritreritra... Tsy mi-forcer na iza na iza rehefa mametraka resaka eto... itanao fa tsara tazony ary rehefa itanao fa ratsy ario... DIA IZAY FOTSINY
manao be commentaire @ tsisy antony ianao ry pissoa....:roll:
27. pissoa
(
11/01/2007 19:19)
Ny fandraisako an'io ve ? Mitovy amin'ny fandraisanjy azy ihany rehefa raisina miaraka amin'ny contexte hitenenana azy. Saingy tsy hainnjy izany satria njy tsy namaky akory fa mamaly be fahatany. Tsy hitanjy akory hoe misy soratra Niryna sy ny namaly azy ny resaky i xxx, noho izany mifandray amin'izay ny tenin'i xxx :lol::lol::lol:
Tsy mihoatra noho ny ataonjy ny comments-ko k:
- Tsisy fanahin'Andrimanitra
- Tsy mahita fiainana mandrakizay
- Tsy lasa lavitra
- Raha olona teny Kristianina ...
Inn kounkou ny manaraka. Tena Kristianina njy sady kely commentaires o :-D:-D:-D

28. prime
(
12/01/2007 09:53)
Mahereza ry zareo a...
"Hoy Jesosy taminy: Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana; tsy misy olona mankany amin'ny Ray, afa-tsy amin'ny alalako." Jaona 14:6... izany tokoa no voasoratra...

29. niryna
(
13/01/2007 04:47)
[quote=piste]
[/quoteVoalohany, tsara ilay toriteny lava be. Kanefa simban'ilay fitsikerana ny ankamaroany. Tompoko, raha mbola tsy azonao ny fombafombam-pivavahan'ny olona dia aza lany andro mitsikera. Fa aoka samy hiaina ny azy.
Averiko indray, zavatra tsy hay aza tenitenenina,fa rah te hahay dia manàna fanetrenn-tena manontany( non pas pour une simple curiosité, mais pour découvrir dans l'autre les divers aspects du Dieu).]
Tsy afaka ny hitsikera ny zavatra tsy haiko aho,izany akory tsy milaza hoe izay avara-pianarana ihany no afaka milaza, nomen'Atra fahefana ny adala mba hampahiratra ny sain'ny matsilo satria izy milaza ho matsilo amin'izao tontolo izao.

30. niryna
(
13/01/2007 04:52)
pissoa:
Efa fombany io Piste an ! :lol:
Na ny tenin'ny Pretra amin'ny famelan-keloka aza tsy hain'i Niryna akory, dia manoratra lava be mitsikera eto no mahamendamenda aza. Mba mahalalà menatra rey olona an ! :-D:-D:-D:-D:-D
Tsy mitsikera aho fa isika no tsy mahataty ny zava-misy.Inona no nahatonga ny fiangonana hisaraka?Ny fampidiran'ny Romanina Katolika ny tsy mpino hanamaro isa ny mpivavaka.Io no an'isany iray.Moa mba fantatrareo izay mitsipaka io?:evil::cry:
31. niryna
(
13/01/2007 04:58)
[quote=Fiffi]
[Mikasika ny Pretra sy ny fibebahana dia sarotra ny miresaka raha tsy mahafantatra tsara fa mahafantapantatra fotsiny ny tena fampianaran'ny fiangonana Katolika sy ny baiboly.]
Ny zavatra tsapako eto dia mirongatra manao akopany daholo ny olona izay voatoana ny marina ary efa nisy nahatsikaritra io.Tsy ho taritiko lava ny resaka fa izao fotsiny.Avy aiza ilay satroka toa lohana trondro anaovan'i pope iny? Avy amin'ny akanjo nanaovan'ny olona iray tsy mpino ary taty aoriana lasa natao satroka.Moa mba fantatrareo koa ve izany:^):^)

32. niryna
(
13/01/2007 05:04)
[quote=xxx]
[amiko dia mitombona ireo voalaza'i niryna io.
za dia nobehazina ary tsy vaovao amiko ny fivavahana Katolika satria taona maro dia maro no nahatao ahy, Isaorako anefa Andrimanitra mbola nampiseho ahy ny tena sitrapony satria dia tsapako fa mivaona @ tena tenin'Andriamanitra ny ankamaroan'ny fampianarana omena ao fa dia fombafomban'olombelona sy vokatry ny fisainan'ireo papa sy mopera nifandimby tao fotsiny no tena voizina mafy ao amin'io fivavahana io (litania, rozery, masina maria, afo fandiovana..)
asa aloha fa amiko dia ny filazana ny zavatra tsy mitombona no tsy zaka sy maharary ho an'ireo iza te-hampadry saina fotsiny hoe io no mahazatra anay.
Tadidio fa isika tsy irayray dia manana safidy ka tsy misy hifanerena eto sanatria. Ny filazan'i Niryna ireo akory tsy hanerena aniza aniza hanaraka izay lazainy. ]
Misaotra anao nijoro vavolombelona,efa nizara aho ka ampy ahy izay,saingy malahelo ny foko satria lasa pope no ataony Atra fa tsy hitany ilay tena herin'Atra.Asa aminy angamba io ilay a/tra velona:P:P

33. niryna
(
13/01/2007 05:16)
[quote=xxx]
[xxx, nobeazina tao ve ianao ary tsy vaovao aminao ny fiangonana Katolika ?
- Inona no tenenin'ny Pretra amin'ny fomotsoran-keloka rehefa mikonfesy ? Tsy hain'i Niryna akory io, ka asa raha afaka atoron'ny tsy Katolika nefa tsy vaovao amin'ny finoana Katolika.
- Mivavaka amin'ny olo-masina ve ny Katolika ? Omeo ny vavaka fanao tany amin'ny olo-masina raha misy.
- Mivavaka amin'ny sary ve ny Katolika ? Omeo ny vavaka fanao tany atao amin'ny sary raha misy.
Raha tsy mahita ianao dia mandiniha tena fa ianao no atao hoe vavolombelona mpandainga.]
Ahoana ny hira hoe " Ianao no lalana sy fahamarinana ry tompo o." Kominio voalohany,tsy mila io ny ankizy satria ny fandraisana kominio dia masina ary maneho ianao fa omenao Azy manontolo ny fiainanao ary miaraka miombona azy amin'ny azo fijaliana ianao.
Eny mivavaka amin'ny olo-masina izy.Masina Maria Virijiny miambena ny tenanay...mamindra-fo aminay.Tsy misy olona na iray aza afaka hiambina ny tenanao, afaka hiaro anao.:evil::evil:
Eny mivavaka amin'ny sary izy.Avy aiza no niandohan'ilay sary reny mitrotro zazakely? Ndry mampalahelo ianareo fa diso fandray satria novaina ho Maria virjiny sy jesosy ilay izy:^):^)
Ireny tsangambato ireny dia toy ireny maritiora ireny fotsiny fa tsy natao hivavahana.Eny mivavaka izy,feno
ny trano maria sy ny zazakely."AZA mivavaka AMIN'NY SARIVONGANA NA SARY NATAON'OLONA" HOY NY TENY
Ny saplet asiana sary maria aiza ny "connection" andehanan'ny saplet any amin'Atra sy Jesosy."Tsy misy olona afaka makany amin'ny ray raha tsy avy amiko.^:^^:^^:^

34. niryna
(
13/01/2007 05:23)
xxx:
Niryna a! izaho akory tsy hanakivy fa mampahery ihany , fa raha araky ny famalin'ireo olona namaly anao eo ambany ireo dia ianao ve mahita fa misy fanahin'Atra miasa aminy ? fa ny olombelona dia tsy mahazaka ny fahamarinana , ary ny tenin'Atra dia tsimaintsy tanteraka fa ho vitsy ny olona ahita ny làlana mankany @ fiainana mandrakizay
Marina io satria hisy hitsangana hampianatra amin'ny anarako hoy izy koa tsy izay rehetra miteny hoe tompoko tompoko no manaraka azy.Tadidio fa ny ratsy tsy kely lalana ary efa voasoratra fa handaha azy foana ny olona ary misy nomen'Atra maso,sofina saina kanefa tsy afaka ny ahita,handre na ahalala izy.:roll::roll:Valy boraingina no ataony ary hoe avelao izahay sy ny finoanay.Manaja ny maha-renin'i jesosy azy isika fa na izy aza mbola niera hoe tanterao izay teneniny,midika izany fa toy ny olona rehetra izy ka tsy azo hiankohonanana na hivavahana rehefa mandalo eo ianao.8O8O
35. niryna
(
13/01/2007 05:28)
Lek:
Samia mihazona ny Vatosoany araka ny teny hoe aza omena ny kisoa ny vatosoanareo. Samia mazoto mamaky baiboly de samia mahatsapa tena hoe manaraka izay lazaina sy ny fampianarana ao ve aho sa tsia ny tena zava-dehibe dia samia mivavaka sy mifampitondra am-bavaka mba hamelan'Andriamanitra ny helotsika fa tsy misy mahay manantona an'Andriamanitra raha tsy tarihin'ny fanahimasin'Andriamanitra
Mitombona io teneninao io.Ny tena nahavariana ahy anie dia ity e nisy mariage ary rehefa vita ny rehetra dia hoe ity voninkazo ity natokana ho an'i masina maria.
36. niryna
(
13/01/2007 05:33)
naritsimba:
niryna> tadidio fa na i Paoly Apostoly, na Petera, na Jaona dia samy efa maty nefa dia inoantsika sy toriantsika ny zavatra lazainy.
Fa tsy mivavaka na miankohoka azy isika? Any Roma dia misy sarivongan'i Petera ary milahatra manoroka azy daholo na ny vatican aza:roll::roll:
Aiza ilay Atra no vato no hiankohofana:evil::evil:
37. niryna
(
13/01/2007 05:35)
Zina:
xxx [ Valio ] 07-01-2007 17:43:14
Lohateny : Re : Tsy misy olona afaka mankany amin'ny ray raha tsy avy amiko.
Niryna a! izaho akory tsy hanakivy fa mampahery ihany , fa raha araky ny famalin'ireo olona namaly anao eo ambany ireo dia ianao ve mahita fa misy fanahin'Atra miasa aminy ? fa ny olombelona dia tsy mahazaka ny fahamarinana , ary ny tenin'Atra dia tsimaintsy tanteraka fa ho vitsy ny olona ahita ny làlana mankany @ fiainana mandrakizay
Zany mihitsy ary
marina mihitsy io. Ny fo'ny olombelona dia feno fahotana ka tsy mahazaka ny fahamarinana tokoa...Io ilay atao oe mila fanetre-tena, manaiky fa panota isika rehetra.
Voalazanao tanteraka ^:^^:^
38. niryna
(
13/01/2007 05:40)
dailynews:
niryna> ekeko ny zavatra lazainao.
Misaotra anao nahatsapa sy manana ny finoana.Misaotra ihany koa nanome torohevitra maro teto sy nijoro ho vavolombelona.Tsy misy mpanelanelana ny tenin'Atra afatsy Jesosy irery ihany ho an'ny mpino koa na izy manaraka an'i jesosy milaza izay zava-misy sy marina na izy manaraka ny lalan-kafa.;-);-)
39. niryna
(
13/01/2007 05:44)
prime:
Mahereza ry zareo a...
"Hoy Jesosy taminy: Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana; tsy misy olona mankany amin'ny Ray, afa-tsy amin'ny alalako." Jaona 14:6... izany tokoa no voasoratra...
Io no tanako sy hinoko hatramin'ny farany^:^=D=D
40. xxx
(
13/01/2007 05:49)
Aoka isika samy hivavaka mba omen'Andriamanitra hery ahalala ny marina satria mahery toy ny liona ny herin'ny satana ka mitady izay ho harapany sy kely finoana izy.Mamafaza voa ka aza mba malaina fa tsy fantatrao izay ho vanona.Diniho tsara ny tenin'Andriamanitra fa ao no ahitanao ny tena valiny.