Loterana sy FJKM sy ny hafa mifanakaiky

81. Rasiligaoma ( 29/12/2006 19:03)
aiza amin'izay ary ny siligaomako ry soanja Lol
82. soanja ( 30/12/2006 02:01)
Ka ianao tsy niteny hoe Malabar sa klorofil sa holioody de laniko alo koo. Refa mihaoana anie le izy koa sady e. Sa omeko resaka siligaoma eto ianao. Miditra de mivoaka de apopoka farany mifotetaka amin'nny tarehy. Mandreraka be enfin!
83. ikaretsaka ( 30/12/2006 02:23)
hmmmmm tsy mazava indray ireto. hifampitsetsitra siligaoma izany nareo 2

[quote]Hoy i Rasiligaoma:

1)vataan sy fanahy io komonio io

2)tempolin'andriamanitra ny tenanao, ao anatinao io Andriamanitra io

3) aza rarahiana intsony ny maha vatana sy fanahy azy raha vao ao anatinao io fa plus ianao miraharaha plus izy lasa ao ihany fa lasa doute tsy mendrika ho tempoly intsony ilay vatana

[/quote

Merci Ra siligaoma an
84. soanja ( 30/12/2006 02:56)
[quote=ikaretsaka]
hmmmmm tsy mazava indray ireto. hifampitsetsitra siligaoma izany nareo 2

Hoy i Rasiligaoma:

1)vataan sy fanahy io komonio io

2)tempolin'andriamanitra ny tenanao, ao anatinao io Andriamanitra io

3) aza rarahiana intsony ny maha vatana sy fanahy azy raha vao ao anatinao io fa plus ianao miraharaha plus izy lasa ao ihany fa lasa doute tsy mendrika ho tempoly intsony ilay vatana

[/quote

Merci Ra siligaoma an


Ahoana kay ry Ikaretsaka ny fampitsetseana siligaoma fa toa tsy mbola nanao izany aho.
Siligaoma anaty fonosana no naika omeko azy re fa aza mba...

Le resaka Kominio aloha de mazava tsara. Samy manana ny finoany.:D
85. ikaretsaka ( 30/12/2006 03:05)
tsy miditra lalina koa aho .. raha resaka komonio....
samy manana ny sppirituality ny io...

fa ny hidirako lalina dia ny fandraisana ny Tompo ao am-po.. na vatana izy na fanahy dia efa ao izy...
that's all matters to e
86. soanja ( 30/12/2006 04:02)
ikaretsaka:

tsy miditra lalina koa aho .. raha resaka komonio....
samy manana ny sppirituality ny io...

fa ny hidirako lalina dia ny fandraisana ny Tompo ao am-po.. na vatana izy na fanahy dia efa ao izy...
that's all matters to e



Marina izany. Zah koa anie mba gaga ny tenako nidrikina be momba izany. Atao akory fa vatana ihany isika de diso fijery indraindray na mijery mivilana. Na dia tsy balamaso aza aho.:D


87. ikaretsaka ( 03/01/2007 00:52)
:roll:8O:lol:
88. mimich ( 05/01/2007 13:56)
Resaka vakiteny sns, ny an'ny katolika arak'izay dia maneran-tany mitovy avokoa , eny fa na dia ny resaka rafitra eo amin'ny fiangonana aza io
fa ny an'ny protestanta reginale sa nationale , ary na na ny resaka rafitra koa aza tia toy izany; Ny an'ny anglikana sy ny ortodoksa no tsy haiko satria amin-dreo koa mantsy toa misy Eveka sns

ny ahy aleoko ilay hitako ao anaty boky hoe bon alahady fahatelo @ avent zao de zao aby ny theme tian'ny fiangonana dinihina androany ... dia efa mba arakarako ilay izy na hipetsopetsona @ teny sinoa be aza Ramopre atsy aloha atsy
tena miomùbon-kevitra amin'ny ikaretsaka aho amin'io , hafa ihany ilay mitovy maneran-tany , satria na samy eto madagasikara aza , ka atao am teny antandroy oh ny toriteny de efa mety misy tsy mahazo ka farahaharatsiny mba misy an'iny lohahevitra itovizana iny ahafahany mandray sy mampifanandrify izay tiana havoitra amin'iny alahady iny
Ny fahitako an'izany ry Ika de aleokoo ihay mipetaka ao natrano de ao aho manao fivavahana mangia sy torapo raha toaka hoany ampengonana ianao nefa tsy ahazo n'ino n'ino. Dia avy eo anefa ianao milaza amin'ny namanao fa izao no resaka tany nefa ianao tsy nahazo ny tenin'ilay mopera akory.


Ho an'ny katolika dia anisan'ny fankamasinana ny andro alahady ny fandehanana any am-piangonana sy ny fandraisana komonio , ary anisan'ny fahotana ny tsy fankamasinana ny andro alahady , izany hoe tsy famonjena sorona masina na fotoam-pivavahana katolika (any am tany tsisy pretra)ny alahady , eny fa na dia alahady 1 fotsiny aza raha tsy nisy antony lehibe (raha ny fahafantarako azy)

Resaka komonio : resaka lava be io ary anisan'ny tsy itovizan'ny fiangoanna katolika , protestanta sns, satria ho an'i katolika dia : "IO I KRISTY"
Vatan'i Kristy no raisina amin'ny komonio (tsy mofo sy divay intsony iny rehefa vita ny fankamasinana fa vatana sy ran'i Kristy fa miseho amin'ny endriky ny ny mofo sy ny divay raha izay no azo ilazana azy)

Ho an''ny fiangonana hafa ankoatry ny katolika dia "EO I KRISTY na "AO I KRISTY" @ fotoanan'ny fandraisana.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.008