Loterana sy FJKM sy ny hafa mifanakaiky

21. soanja ( 17/12/2006 04:44)
Misy fivavahana amin'ny teny Anglisy any ka.:)
22. ikaretsaka ( 17/12/2006 04:47)
eny e.. amiko le izy tsy maninona hoe mba notahian'andriamanitra nahay teny hafa .. fa ho an'ny Malagasy sasany le tena tsy mahay ireny , na tsy malagasy fa olona hafa fotsiny sady tsy sinoa no tsy anglisy .. de ahoana?
23. xxx ( 17/12/2006 08:39)
tonga de tstsitsangola :-D:-D:-D
24. soanja ( 17/12/2006 15:16)
ikaretsaka:

eny e.. amiko le izy tsy maninona hoe mba notahian'andriamanitra nahay teny hafa .. fa ho an'ny Malagasy sasany le tena tsy mahay ireny , na tsy malagasy fa olona hafa fotsiny sady tsy sinoa no tsy anglisy .. de ahoana?

zah dia manentana fa raha te hi-voyage amin'ny toerana isan-karazany, indrinxra ka mampiasa teny tsy fantatra ilay firenena. Raha te hiaina sy hahatsapa (feel) ny zavamisy ao dia ilaina ny fahaizana ny teniny na dia kely fotsiny aza na koa mianatra teny be mpampiasa indrindra eran-tany. Aza mionona fotsiny hoe Teny Gasy ny ahy dia izay ihany. Nefa asa moa fa samy manana ny zavadehibe azy ny olona tsirairay ka tsy misy omena tsiny.

25. soanja ( 17/12/2006 15:24)
cutie:

ka tsy haiko zany koa :roll::roll::roll::roll:
prebysterian ry soanja a , amandaram mankany ange e :lol:

Misaotra aky Cutie fa mba te hahafantatra fotsiny aho. Ny tena mahaliana ahy mantsy dia ny hoe zavatra tahaka ny ahoana dia maMpisaraka antsika olombelona ary tena mampidrikina antsika.
Misy ifandraisany be de be amin'ny tontolo iainana ve (fahagagana nitranga ohatra) sa le politika ao anatin'izany fotoana izany sa ny kolontsaina sa ny teotsaina mifangaro ambompo.
Amiko mantsy rehefa mitory fitiavana an'Andriamanitra sy ny fiderana azy ary ny ny fitiavana ny mpiarabelona rehetra dia mety amiko avokoa n'aiza n'aiza zany hoe vertical sy horizontal ilay hetsika. Ka n'aiza n'aiza misy ahy dia izay fiangonana hitako fa akaiky ahy indrindra no hidirako, raha tsy hoe hisy hiteny hoe avia indry atoa sorona eto ambony alitara de mitsoaka aho na mikikitika ny vatan'olombelona amin'ny endrika hafahafa.:-D

26. jentilisa ( 17/12/2006 16:24)
Manao aza fady indray mandeha! manana ny perikopany itovizana mihitsy na loterana na fjkm! ny an'ny loterana dia azonareo jerena ao amin'ny fiandohan'ny fihirana ffpm mihitsy ho an'izay manana. Ny an'ny fjkm indray vidiana any amin'ny foibe fjkm. Sarotra be ilay hoe araka ny feeling any @ loterana. Mitovy na diany perikopa itoriana teny aza fa amarino kely aza fady. Any @ fjkm no mety misy ilay feeling lazainareo...
27. ikaretsaka ( 17/12/2006 16:34)
soanja:

zah dia manentana fa raha te hi-voyage amin'ny toerana isan-karazany, indrinxra ka mampiasa teny tsy fantatra ilay firenena. Raha te hiaina sy hahatsapa (feel) ny zavamisy ao dia ilaina ny fahaizana ny teniny na dia kely fotsiny aza na koa mianatra teny be mpampiasa indrindra eran-tany. Aza mionona fotsiny hoe Teny Gasy ny ahy dia izay ihany. Nefa asa moa fa samy manana ny zavadehibe azy ny olona tsirairay ka tsy misy omena tsiny.

fa raha handalo tapa-bolana any @ tany zoulou ve za ohatra de hila hahay teny zoulou ohatra?
Raha ela de ieee
fa misy nefa frantsay ohatra efa firipolo taona tado madagascar tsy miteny gasy nefa mahay ilay feel an'ny fiainana gasy an
28. soanja ( 17/12/2006 17:49)
Fa afaka miteny Anglisy kelikely ny olona any. Dia eo ilay tokony ianarana ny teny be mpampiasa indrindra.
Ny hoe Frantsay tsy mianatra teny Gasy nefa mipetraka any Mada dia satria ny Gasy no ni-forcer-ny hianatra ny teniny. Dia hahatsApa feeling izy.
29. ikaretsaka ( 17/12/2006 17:59)
Fa tsy za kosa aloha izany heo voatery handeha hiangona any chine za fa handeha hivahiny any 3 semaines de tratran'ny alahady 2 na 3 any ohatra de handeha hianatra teny sinoa mba hahafahako manaraka ilay toriteny sy ny litorjia fotsiny e
tsy logique kosa iznay amiko!
ny ahy aleoko ilay hitako ao anaty boky hoe bon alahady fahatelo @ avent zao de zao aby ny theme tian'ny fiangonana dinihina androany ... dia efa mba arakarako ilay izy na hipetsopetsona @ teny sinoa be aza Ramopre atsy aloha atsy

de avy eo aho raha miantso ny namako any madagasikara ka miteny hoe zao ny nolazaina tany am-piangonana .. dia mba mitovy... afaka mifampizara tsara!
tsy haiko aloha e!
30. soanja ( 17/12/2006 18:56)

Ny fahitako an'izany ry Ika de aleokoo ihay mipetaka ao natrano de ao aho manao fivavahana mangia sy torapo raha toaka hoany ampengonana ianao nefa tsy ahazo n'ino n'ino. Dia avy eo anefa ianao milaza amin'ny namanao fa izao no resaka tany nefa ianao tsy nahazo ny tenin'ilay mopera akory.

31. soanja ( 17/12/2006 18:59)
Asa tokoa moa ry Ikaretsaka fa tsara aloha y fitoampivavahana miaraka.
32. ikaretsaka ( 17/12/2006 19:07)
izay koa aloha marina... fa ohatran'ny tsy ampy ny alahady raha tsy misy komonio ko. (aminay aloha an)
ny anay manko tsy ny teniny ihany no raisina fa ny vatany koa.

ka @ ilay an'ny kato fantatra ihany ny lazainy ko... satria arahana @ boky .. raha tsy manana boky dia mamonjy ilay @ teny latinina: (io indray misy foana)
33. soanja ( 17/12/2006 19:11)
Mazava tsara. Misaotra nizara ny hevitra teto ary. :-*
34. Rasiligaoma ( 17/12/2006 19:22)
fa ny an'ny loterana sy FJKM ahoana tokoa moa?
angaha moa tsy izany ihany?
azavao fa zahay tsy de intelizansa loatra e
35. ikaretsaka ( 18/12/2006 05:46)
ny andry zareo toa liturgy de la parole fotsiny fa tsy misy liturgy de l'Eucharisty.
De izay tian'ny pasitera sy mi inspirer azy no vakiana sy velabelarina fa tsy hoe mitovy daholo ny fiangonana erantany fa na ny fiangonana 2 mifanakaiky aza dia samihafa ny vakiteniny rehefa alahady
tsy haiko aloha \fa mb amilaza izay hitako sy tsapako aho an
36. Rasiligaoma ( 18/12/2006 17:25)
hay moa....
hafa tokoa izany
samy manana ny azy tokoa
37. jentilisa ( 19/12/2006 08:25)
Diso ny tenin\'ikaretsaka! mitovy tsara mihitsy ny teny vakiana itoriana teny ny an\'ny loterana indrindra indrindra
38. ikaretsaka ( 19/12/2006 12:39)
dia ny Loterana any allemagne ve @ alahadyy izao izany de hitovy @ loterana any Ilakaka sy any Montreal ny vakiteny ho vakiana ?
@ alahady?
He ben...
tsara kosa raha izany ko!:D..
andraso hoe hojerena!
39. booboo ( 19/12/2006 12:57)
De izay tian'ny pasitera sy mi inspirer azy no vakiana sy velabelarina fa tsy hoe mitovy daholo

Diso kounkou. Anatin'ny perikopan'ny fjkm dia misy ny teny hovakiana sy ny hevi-dehibe. Misy ny manandahatra reo raha reo ho teny vakiana, misy ovainy ny texte iray, fa tsy mivoana @ hevi-dehibe.

Ny @ torin-teny indray, dia tsy mivoaka ny hevi-dehibe anaty perikopa, na andiny kely @ textes aby aby aza no tena voahabohasana.

Ny fjkm ao Paris manaraka ny perikopa fjkm any M/car, ny any Suisse no tsy haiko.
40. Rasiligaoma ( 19/12/2006 14:54)
ka samihafa anie izany isan-tany e...
izay ilay tiana hahatongavana

nareo ihany io no miteny hoe ny fjkm paris sy mada no mitovy, ary ny tsy paris sy mada?

ary raha tsy fiangonana Gasy ilay izy fa FJK... frantsay mihitsy ohatra?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0564