Ho saro-piaro v? sa hody fanina?

81. cutie ( 13/11/2006 16:43)
anisany :-D:-D:-D:-D
82. mandrindra ( 13/11/2006 16:47)
aza manao an'izany moa eeee
83. cutie ( 13/11/2006 16:48)
fa manin:roll:
84. mandrindra ( 13/11/2006 16:49)
mampifilafila ka
85. cutie ( 13/11/2006 16:50)
ka azo atao hono ange ny mampifilafila e :lol:
86. mandrindra ( 13/11/2006 16:53)
ie, fa kely fotsiny :-D:-D:-D
87. cutie ( 13/11/2006 16:54)
ka kely ange ny nataoko e :-D:-D
88. mandrindra ( 13/11/2006 16:56)
mety eto no kely fa atsy mabadika atsy efa bdb
89. cutie ( 13/11/2006 16:57)
hafa ny any :lol:
90. mandrindra ( 13/11/2006 17:00)
raiso amin'izay ary ilay toerana fa hafa izany ny eto :-D:-D:-D
91. cutie ( 13/11/2006 17:01)
in moa le toerana eto zao ?
92. Zina ( 13/11/2006 19:22)
Tena mahatezitra mihitsy kosa anie indray2 za aloha dia tezitra fona e nefa tsita moa izay atao.. ny fo fotsiny no harary @ tsisy antony hihih
93. fasaly ( 13/11/2006 19:26)
aza tezitra am tsy antony wa! lasa antitra kely am zany eo izy hijery ny sipa manja foana de enao me ratsy tarehy eo de tsy hitany tsony lmitsy kou!:wink::-*
94. Zina ( 13/11/2006 19:30)
fasaly hahahaha
95. xxx ( 14/11/2006 06:55)
Ary raha manao elaela tsy hitany ndray??

@ zay manimanina avy any lery tsy ho variana mitazana ny hafa ntsony.
96. xxx ( 14/11/2006 07:54)
Modio fanina ry sipa a! aza mody miraharaha mihintsy fa vao maika ilay bandy lasa adala, sady mbola ampio koa hoe manja be kosa zany sipa izany an! Rehefa molamola be iny le sipa tonga de analao @ izay hoe raiketo ary e!
De mba rehefa mahita bandy bogany be tonga de asio regard somary tonga de love koa, de ho hitany fa tsy maintsy ho tara koa ny sasany fa tonga de sûr aho fa tsy mahazaka ireny bandy ireny e! andramo fa aza miasa saina @ izany fa matoa ianao no miaraka aminy rehefa mody de efa ianao izay no tiany e!
97. mandrindra ( 14/11/2006 10:04)
xxx, milay be izany revinao izany, samia manao dia manja be.

cutie, tsy ilay eto no omena anao fa ilay aty ka:wink:
98. xxx ( 14/11/2006 17:35)
tsy aiko aloha ry reto fa ny lehilahy rehetra mihitsy no tsy mahatanty mahita vevavy tsara an!!! za aloha de efa zatra e , asiny anizany ary hoe " milay iny sipa iny ry neny e"
fa ny tena important de hoe mijery fotsiny izy fa tsy manao . Aleo aza eo imaso toy izay any ivelany , sa tsy izany???
99. cutie ( 14/11/2006 17:40)
cutie, tsy ilay eto no omena anao fa ilay aty ka

ilay in tsara a :lol:
100. mandrindra ( 15/11/2006 10:15)
ilay tsara e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3524