Ho saro-piaro v? sa hody fanina?
21. cutie
(
13/11/2006 12:03)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 13-11-2006 12:55:53
Lohateny : Re : Ho saro-piaro v? sa hody fanina?
ny maso tsy maintsy mijery ka avelao hijery eee. sipa manja kosa ve no mandalo dia tsy hijery ny bandy.
mahazo mijery fa tsy tokony asiana comments refa miaraka @ le oul koa, raha samy lhl de tsy manin ny manao comments.
22. diamondra27
(
13/11/2006 12:10)
fa maninona na manao comment aza izy, mety mahasoa ihany nge ze lazainy e!
ohatra hoe: mba mahafinaritra ahy le fitafin'iny vhv iny zany. Donk mety mba mandefa morse any aminao izy izany.
...
ohatra hoe: mba mahafinaritra ahy le fitafin'iny vhv iny zany. Donk mety mba mandefa morse any aminao izy izany.
...
25. mandrindra
(
13/11/2006 13:48)
cutie, izaho indray dia tena milaza ny marina foana mihitsy. raha manja be dia lazaiko hoe manja be kosa iny sipa iny an, raha tsara bika dia mazaiko hoe: tsara bika kosa iny sipa iny an, ets, ets.... ny marina anie marina foana e, tsy misy tokony hanafintohina amin'izany.
26. fasaly
(
13/11/2006 13:52)
:wink: efa we mba lazao kou zay mba tena marina ao ampo ry sipa a! we tena bogany be lay bandy iny! tiko be ny look-n'lery zany an! na hoe tsara fefesse nedala zany.....fa aza atao mankarary fo zay masonymijery sy ny vavany mipetsona any, fangah raha miteny zvtr izy de ho peziny lay sipa:wink::-D:-D:-D
27. mandrindra
(
13/11/2006 14:02)
ny manao fanamarihana toa ireny anie tsy avy hatrany dia midika hoe tara amin'ilay sipa e
30. fasaly
(
13/11/2006 14:24)
mandrindra: ny porte monnaie no sokirina de hanipazana vola kely izy au lieu manipy vonikazo hoe manja zany sipa zany:roll::-D:-D:-D
31. cutie
(
13/11/2006 14:28)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 13-11-2006 14:48:34
Lohateny : Re : Ho saro-piaro v? sa hody fanina?
cutie, izaho indray dia tena milaza ny marina foana mihitsy. raha manja be dia lazaiko hoe manja be kosa iny sipa iny an, raha tsara bika dia mazaiko hoe: tsara bika kosa iny sipa iny an, ets, ets.... ny marina anie marina foana e, tsy misy tokony hanafintohina amin'izany
raha samy mahita an'le sipa nanja be nareo roa de ekeko we afaka manao an'zay , fa raha le lhl fotsiny no manao vila-maso de avy eo manao comment eo imason'le sipa de tsy ekeko :lol::lol:
33. kala
(
13/11/2006 14:36)
xxx ilay nanoratra le sijé > fombany lehilahy no manao izany ê! raiso zvt mandeha hoazy!
Maro ireo voalazan'ny namana eo ambony ireo, f'aza saro-piaro amin'izay mpandalo eny rehetra eny.
Rehefa any an-trano dia mba asoana fifanalana kely fotsiny, sipa azo eny andalana, very eny andalana
odio fanina reitsy ê!
:-*
Maro ireo voalazan'ny namana eo ambony ireo, f'aza saro-piaro amin'izay mpandalo eny rehetra eny.
Rehefa any an-trano dia mba asoana fifanalana kely fotsiny, sipa azo eny andalana, very eny andalana
odio fanina reitsy ê!
:-*
34. mandrindra
(
13/11/2006 14:47)
cutie, misy koa ny sipa nanja ka :-D:-D:-D.
ahoana kosa moa no ahafantarana fa nahita na tsia an'ilay sipa manja ravehivavy, sa hanontaniana hoe :"hitanao ve ilay sipa manja be teo?" :wink:
ahoana kosa moa no ahafantarana fa nahita na tsia an'ilay sipa manja ravehivavy, sa hanontaniana hoe :"hitanao ve ilay sipa manja be teo?" :wink:
36. mandrindra
(
13/11/2006 14:50)
dia raha mamaly hoe tsia, dia omena descriptif be dia be:-D:-D:-D
40. mandrindra
(
13/11/2006 15:15)
ka raha vao tsy mamaly anie dia toy izao no tohiny e: tena voa mafy ianao tsy anhita azy, ny masony anie ka aoka fotsiny, bika izany tsy bika, ets ets...; dia mitovy ihany ny vokany