Ho saro-piaro v? sa hody fanina?
102. cutie
(
15/11/2006 22:23)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 15-11-2006 11:15:32
Lohateny : Re : Ho saro-piaro v? sa hody fanina?
ilay tsara e
ento aty aza :-D
107. soanja
(
18/11/2006 15:52)
xxx:
Inona ny ataonareo raha ilay miaraka @ akamanareo iny, dia laozany mijery vehivavy hafa?
Hafa ny hoe mijery kely indray mandeha fotsiny, fa dia tena any foana, in-3, in-4, @ izay tsy mahalala mody fanina akory. Kely sisa no tsy nitenenako hoe ndana manaraka azy any.
Isan'andro mody analako kely izy, rehefa misy ohatr'izany, fa ity indray mandeha ty tena tsy mampime.
Miankina amin'ny fatokisanao ilay miaraka aminoa aloha izany e. Ny maso mahita anie tsy mitondra mody fa zany hoe kosa raha be loatra ny fijerijerena dia efa midika izany fa mifindra any izany ny fitiavany. Ka ny ataoko voalohany aloha raha zaha dia ny miresaka aminy ampo tony sy milamina ary ampahendrena ny alahelonao. Dia hadihadiana eo. Matetika alo raha lehilahy tsara izy dia mitsotra satria izay no tokony ho izy fa tsy mandainga. Misy manko ny relation feno fandaingana be mihitsy satria tsy te handratra le fon'ny iray ny iray. Carte sur table ihany no tena mampaharitra azy. De rehefa tsy tianao de tsory aminy fa aza mijerijery an'iny fa mamparary ny foko raha tsy tara aminy ianao. Ka raha mbola tratra aty afara dia misaraka ihany no ady eo satrai tsy nanaja ny fifanekena izy zany. Aloe izy tsy manana any satria matetika koa mantsy efa eny an-tananan'olona iny tsiriritiny iny.
mahereza fa be n fakam-panahy eto an-tany ary ny tsara tsy ho lany fa ny fahaizana mandanjalanja ihany no zavadehibe. Raha ny vadiko no tara amin'ny Angelina Jolie dia tsy hitako zay azo atao fa iny ara no mivezivezy amin'ny masony eo. Fa ny hany fantatro dia hoe izaho no hampiharany ny fitiavany isanandro fa tsy i Angelina Jolie. :D
108. kala
(
20/11/2006 07:59)
soanja > zany ange hoa ê! tena milay io
saingy ny sijé lasa resan'olondroa dia ho saro-piaro ve zà sa hody fanina???
mody fanina foana hoa no mety n'in'in miseho. Raha vao miseho sarp eo koa ange dia hararaotin'ny kôfa ny faiblesse ny toi ê!
Zà koa aloha mba mijery izay tsara amiko indraindray fa tsy midika hoe hanaraka an'iny zà akory.
Raha tsy hoe "Keanu Reaves" angah dia lasa zao!:twisted::twisted: :-$
bon courage daholo.

109. xxx
(
20/11/2006 09:34)
Mody fanina foana ny milay e!
Ary misy bandy gasy mitovy an'iny Keanu Reeves iny mihintsy eo Isotry eo an!héhéhé
Ahoana izany i Kala @ izay e!
Ary misy bandy gasy mitovy an'iny Keanu Reeves iny mihintsy eo Isotry eo an!héhéhé
Ahoana izany i Kala @ izay e!
110. kala
(
21/11/2006 09:13)
xxx:
Mody fanina foana ny milay e!
Ary misy bandy gasy mitovy an'iny Keanu Reeves iny mihintsy eo Isotry eo an!héhéhé
Ahoana izany i Kala @ izay e!
de maninona raha tsy miafina nefa zà mba saika renseignements momba an'ileiry?? :wink:
hanao inona moa izah fa mba mijery fotsiny, mi admirer, fa tsy atakaloko lay efa ananako velively akory.:-D:-D:-D:-D
samy mody fanina zahay mitsam amin'izay !!!!
111. millenium
(
23/11/2006 15:08)
Marina fa ny maso mijery tsy mitondra mody,fa mahatonga fitsiriritana ary ny fitsiriritana mitondra fitiavana, ny fitiavana mahazaka maniraka, dia inona no tohiny, fanarahana ary miafara @ inona...
tsy dia hoe saro-piaro aho fa diniho kely io logique n-javatra io
Sady koa tsy misy valeur isika raha mety atao izany hoe eny masontsika izy no mijery vhvy
Hampafantaro azy ny reflexe tokony ataony rehefa miaraka @tsika izy

112. hantakely
(
26/11/2006 19:21)
Tsy dia mbola olana izany maso mijery izany fa indray2 koa ange izy mano fanahiniana mba hiteste andry raha saropiaro indry fa modio fanina de ho vizana ho azy izy,indry no efa tiany e!
114. vale
(
29/11/2006 10:17)
hantakely:hantakely: haindry tsara lay izy, izany mihintsy koa wa matetika, mba tiany ho saro-piaro @ enao dia mody hoe jereo iry na ry!:lol:
Tsy dia mbola olana izany maso mijery izany fa indray2 koa ange izy mano fanahiniana mba hiteste andry raha saropiaro indry fa modio fanina de ho vizana ho azy izy,indry no efa tiany e!
raha oh indray moa izy lhl efa tia jerijery mihintsy dia tsy tokony hataitra koa fa efa fombany ny azy, fa raha olona iray iny foana kosa no jereny isaky ny mandalo eo @ le toerana nareo, na izy, aleo ihany mitandrina fa efa tsy maso tia jerijery intsony izany fa fitiavana manokana!:°):wink: