Ho saro-piaro v? sa hody fanina?

1. xxx ( 12/11/2006 00:55)
Inona ny ataonareo raha ilay miaraka @ akamanareo iny, dia laozany mijery vehivavy hafa?

Hafa ny hoe mijery kely indray mandeha fotsiny, fa dia tena any foana, in-3, in-4, @ izay tsy mahalala mody fanina akory. Kely sisa no tsy nitenenako hoe ndana manaraka azy any.

Isan'andro mody analako kely izy, rehefa misy ohatr'izany, fa ity indray mandeha ty tena tsy mampime.

novalian'i vale ny 29/11/2006 10:17
2. booboo ( 12/11/2006 06:48)
nenà klou asehoko hoe saro-piaro zà e ...fa aseho @ lé fomba kisangisangy...

Sady tôko ngaha izy raha hitodika in-jato amby arivo eo aza dia enao ihany no miara-mody sy miara-miaina aminy ange fa tsy lé raika hihihihihihi...nenà klou zay fona no ataoko an-doha dé ça va e ....
3. fasaly ( 12/11/2006 08:14)
xxx: zany aza eo iany fa lay hoe c'est une belle femme hein!:-D nefa indry tsy ataony hoe t'es belle!:roll::roll::-D:-D:-D aza marary fo amzany aky fa efa natioraly am lehilahy ny toetra mijery sy manatsara vevavy a! ny torohevitro fotsiny de mba aprrécié-o ny lahilahy mahafinaritra anjy eo imasony de ho tsapany lay izy:wink:
4. diamondra27 ( 12/11/2006 08:30)
xxx: ka taitra kosa izy nahita le kala kou! tsy azo rarahana akia izany fa raha mandrara an'izany ndry dia vao maika mamporisika azy antsokosoko

Ohatra hoe: rehefa hiaraka amindry izy de mety hitandrina be fa refa tsy miaraka nareo de mety manala azy be izy sady mety hi-passage à l'acte

Marina fa mankarary fo le izy fa de c'est à toi de voir e! raha vao manomboka ny fitiavanareo de aleo hajanona izany, raha toa ka efa isanandro ny azy le mijery vhv; mety tsy ho maîtriser-nao izy
Raha toa moa ka efa nekenao izy sy ny toetrany de akory atao, anjaranao ny miteny azy sy mampahanfantatra azy hoe: mankarary ny fonao izy rehefa manao an'io , de mba angatahanao izy mba hanao effort hiala @izany.
courage :-*:-*
5. tywa68 ( 12/11/2006 09:09)
xxx : aza mangataka azy tsy hanao izany fa ataovy aminy ny ataony aminao ê ! ho hitanao ny fiovany (mihetsika enao izany ê mba hitodihan'olona etc... na ampiresahin'olonkafa !) Mba mijery koa enao fa ny maso mijery tsy mitondra mody ê :lol:
6. booboo ( 12/11/2006 09:18)
zay mitsy
7. fasaly ( 12/11/2006 09:23)
zay anie wa e! mba manaova kou dé zay tsy mahatanty....mitomany:wink:
8. xxx ( 12/11/2006 09:59)
booboo: matetika io mimeme io mintsy ny fanaoko, fa t@ ty tsy navita nimeme tsouny za fa lotika lotra.

fasaly: nanomboka t@ zany mihintsy ilay izy: c'est une belle femme hein, on dirait un ange. Dia avy eo tany foana. Za moa nojereko kely fotsiny dia tsy dia nasiako sira loatra.

diams: ny ahy ndray izay ataony any ambadika any tsy dia eritreretiko loatra satria olon-debe izy mahafantatra izay ataony. Fa ty mandinika be eo imasoimaso ty no tsy levony vavoniko. Ny toetrany klou mbola tsy fantatro tsara fa mbola mifandinika eo.

Ny mi-flirter ouvertement na mandinika be bandy eo imasony klou mbola tsy nataoko. Fa ny bandy hafa be jerijery be no efa fanaovany remarque.
9. fasaly ( 12/11/2006 10:45)
xxx: aza rarahina wa! ny maso mijery tsy mitonja mody zany kou! sady izy mijery ngah midika hoe peziny lay sipa?????:lol: fa refa jejo lahy izy de mbo manaova jejovavy kou! na am fijery na fihetsika iany kou! rangito e! refa misy mijerijey njy de vao maika atovy zay fihetsika hanitomanlay bandy mijerijery anjy de hita eo zay lazainy, izany tsy midika fa handeha hisipa amlay bandy ndr akory fa fomba famolahana dool hihihi! sarotra lay fiainan'ny mpifakatia fa mila mi s'adapte am toetra pitsopitsony e!:wink::wink::wink: zà kalou efa azo lazaina hi vita vaksiny ihany amzay:-D:-D:-D
10. vale ( 12/11/2006 14:01)
fasaly::-D:-D:-D
xxx: ndray2 kou ange le lhl mody manao an'izany fa misy zvt tianao hataony @ de mody ampisehony oe voasintona @ hafa iozy izay ny tiany hampitaina ilay message, fa raha ny hafa no tiany ka nanin izy tsy nanaraka azy tany? hihi, na io voalazan'i fasaly io atao, zany oe miditra @ ilay petit jeu -any kou njy e! (raha hita fa olona macho mihintsy le andry fa tsy hoe mba te hitady fitia na fihetsika avy @ njy fotsiny ny hanaovany an'izany!;-)):-*
11. xxx ( 12/11/2006 14:52)
xxx2 aho an ! Ny kôfanay zany tamin'ny nanao an'izany dia na izy izay nahita bandy nijerijery tany na hoe ny tenanay no nanao remarque tany fa nahita bandy milay dia mise venger na te-hitsapa hoe mba sarotiny ve ny tenanay :-D:-D

Ny iray koa anefa dia rehefa tena hita hoe milay ilay sipa na izaho aza mba miteny sy manara-maso hoe "manja kosa lesy iny an !!!!" :-P, rehefa misy bandy milay koa moa ny tenanay dia manao eh, atao ahoana koa manja ary izy koa, omena tsiny ve ny any ambony nanao azy ho milay :?::?: fa mampisaina ny andaniny sy ny ankilany foana io dia mba samy miezaky ny hilay amin'izay :-D:-D:-P

Ny mikôty be eo imaso aloha tsy mbola nisy e !

12. fasaly ( 12/11/2006 14:57)
:-D iz' lay zà kou milay ve?:roll::-D:-D:-D
13. fasaly ( 12/11/2006 15:00)
amiko hasarotapiaro kely dool zany aky a! fa fombanjavatra iany zany e! refa tsy nanarabody anlay sipa izy de mbola tsy manin mitsy....:lol:
nefa ange refa misy bandy mijerijery be enao eny andalana ka miaraka aminy de sotominy be mody sakambininina be tampoka zany e!:-D:-D:-D:-D mafinaritra lay jeu araka ny filazan'i vale azy e!:-D:-D
14. sipagasy ( 12/11/2006 15:57)
ka aleo izy mba hijery akia annnnnn fa maso mijery anie tsy mitondra mody e! hihihi
15. vale ( 12/11/2006 17:31)
fasaly: hihihihi, ie misy fetsy ndoza le lhl:twisted::-D:-D, ka izay mintsy izao ny tena mba tiny hataon'ile sipa angamba hoe sintomin'ile sipa kou izy, ha ha ha!:^)
16. vale ( 12/11/2006 17:32)
fasaly: hihihihi, ie misy fetsy ndoza le lhl:twisted::-D:-D, tia tena be tsssss:°), de izay mintsy koa izao ny tena mba tiny hataon'ile sipa angamba hoe sintomin'ile sipa kou izy, ha ha ha!:^)
17. fasaly ( 12/11/2006 17:47)
ka tsy aleo ve mba handraman'i xxx ho sotomina zany lay kofany sao efikasy iany e!:wink::?
18. vale ( 12/11/2006 23:46)
fasaly: tena zay mintsy izao ny tediavin'ile kofa!:°)
19. xxx ( 13/11/2006 04:19)
fasaly:

ka tsy aleo ve mba handraman'i xxx ho sotomina zany lay kofany sao efikasy iany e!:wink::?



sotomiko @ rambony ve sa @ inn na ny?? :-D
20. mandrindra ( 13/11/2006 11:55)
ny maso tsy maintsy mijery ka avelao hijery eee. sipa manja kosa ve no mandalo dia tsy hijery ny bandy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0881