Ho saro-piaro v? sa hody fanina?

61. cutie ( 13/11/2006 16:01)
:-D:-D:-D:-D:-D
fa aiza
62. xxx ( 13/11/2006 16:05)
Inn ty resaka dokambarotra ty rizareo a??? :?

Andeha ianarako izany mampifilafila sy ny mandrangitra izany fa otrany masimbavy teresa be teo no tsotra loatra .
Fa tsy mampi-destabiliser relation be ve klou zany

63. cutie ( 13/11/2006 16:07)
Andeha ianarako izany mampifilafila sy ny mandrangitra izany fa otrany masimbavy teresa be teo no tsotra loatra .

tsy atao akisesy loatra :wink:
64. mandrindra ( 13/11/2006 16:09)
cutie, any eeee :-D:-D

xxx, avy ampianriko fa zavtra mandeha ho azy io
65. cutie ( 13/11/2006 16:11)
mba omeo ex @ zany mapifilafila zany we ry mandrindra:wink:
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 13-11-2006 17:09:26
Lohateny : Re : Ho saro-piaro v? sa hody fanina?
cutie, any eeee

de lasa tsy ofisialy :-D:-D:-D:-D:-D
66. vale ( 13/11/2006 16:15)
fasaly:

:wink: efa we mba lazao kou zay mba tena marina ao ampo ry sipa a! we tena bogany be lay bandy iny! tiko be ny look-n'lery zany an! na hoe tsara fefesse nedala zany.....fa aza atao mankarary fo zay masonymijery sy ny vavany mipetsona any, fangah raha miteny zvtr izy de ho peziny lay sipa:wink::-D:-D:-D
:lol::-D:-D:-D:-D tsy ratsy!!=D hihihihihi...


67. mandrindra ( 13/11/2006 16:16)
cutie, potika dia tsy amboariko, fa ho amboariko ihany na dia au black tsy ofisialy aza :-D:-D:-D

68. cutie ( 13/11/2006 16:16)
vale, hanaraka an'io lazain'i fasaly io nga njy :lol:
69. mandrindra ( 13/11/2006 16:19)
mba tiako ho hita i vale manao an'izany:wink::lol:
70. cutie ( 13/11/2006 16:21)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 13-11-2006 17:16:15
Lohateny : Re : Ho saro-piaro v? sa hody fanina?
cutie, potika dia tsy amboariko, fa ho amboariko ihany na dia au black tsy ofisialy aza

in koa ny dikan'zany :lol:
71. mandrindra ( 13/11/2006 16:22)
mampifilafila :-D:-D:-D
72. cutie ( 13/11/2006 16:23)
hay efa manomboka:-D:-D:-D
73. vale ( 13/11/2006 16:26)
mandrindra:

mba tiako ho hita i vale manao an'izany:wink::lol:
mandrindra=))=))=))=))=))=))
hihihihi


74. mandrindra ( 13/11/2006 16:26)
sao dia efa nanomboka no izy:-D:-D
75. vale ( 13/11/2006 16:30)
cutie: an,an, fa raha vo manao anah ftsn zay vo hataoko an'io:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:°)hihi
76. cutie ( 13/11/2006 16:34)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 13-11-2006 17:26:38
Lohateny : Re : Ho saro-piaro v? sa hody fanina?
sao dia efa nanomboka no izy

io zay zao vo efa nanomboka :-D:-D:-D
77. cutie ( 13/11/2006 16:34)
vale hay ve e :lol:
78. mandrindra ( 13/11/2006 16:39)
vale:

mandrindra:

mba tiako ho hita i vale manao an'izany:wink::lol:
mandrindra=))=))=))=))=))=))
hihihihi




tena tonga dia tapatsinay ianao satria raha iaho ilay mifanena dia tsy hiteny mihitsy ianao hoe iny misy bandy bôgôsy fa hoe iny misy ôrera beeee ôô

79. cutie ( 13/11/2006 16:40)
:-D:-D:-D:-D:-D
80. mandrindra ( 13/11/2006 16:43)
cutie, toa faly be koa ianao le :cry:
sa io no atao hoe fiatombohan'ny mampifilafila?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2828