ilay hirahira fahazaza..dia samy manohy
81. kala
(
13/11/2006 09:14)
cutie > ilaozandry mimémé fotsiny
.... aok'izay!!!
zà :evil: fa nareo misy manivaka:-D:-D:-D:-D lengako zany ê!
Mamaivay ny tongotray....
.... aok'izay!!!
zà :evil: fa nareo misy manivaka:-D:-D:-D:-D lengako zany ê!
Mamaivay ny tongotray....
83. cutie
(
13/11/2006 12:00)
Mpandefa : kala [ Valio ] 13-11-2006 10:14:40
Lohateny : Re : ilay hirahira fahazaza..dia samy manohy
cutie > ilaozandry mimémé fotsiny
io ihany no tena haiko ka :-D:-D:-D:-D
84. ari.malala
(
13/11/2006 12:29)
kala:
qui navet jamés navigué
de misy karôty sy radis ao rehefa lany le navet an!
dia James Dean rehefa tsy hita james bond
=))=))=))=))=))=))
hors sujet ô! =D=D=D=D
=))=))=))=))=))=))=))=))
85. kala
(
13/11/2006 15:25)
andrekaky ô! tsy te-haheno zà fa hoe tsy miasa i ari. malala radem fa tapa-tsinay nimémé :wink::-*:-*:-*:-*
cutie > milay reitsy ê! :-*:-*:-*:-*:-*
in dé trôa
ge manje le petipoa....
cutie > milay reitsy ê! :-*:-*:-*:-*:-*
in dé trôa
ge manje le petipoa....
95. kala
(
14/11/2006 09:09)
tranty trant1 trant2
refa voky de mandehandé
:roll::roll::roll::roll::roll: (mamorona fotsony ê!)
rehefa mampatory zaza ndray zao, dia rehefa avy eo rehefa mampatory olon-dehibe :twisted:
iny hono izy ravorona ô!
......
refa voky de mandehandé
:roll::roll::roll::roll::roll: (mamorona fotsony ê!)
rehefa mampatory zaza ndray zao, dia rehefa avy eo rehefa mampatory olon-dehibe :twisted:
iny hono izy ravorona ô!
......
100. aigredoux
(
14/11/2006 10:39)
T@ zay tany antsirabe
De nahita sipa manjabe
Piako maso izy de niome
De nividianako sôkôlà
De nitomany nanaraka ahy
...
De nahita sipa manjabe
Piako maso izy de niome
De nividianako sôkôlà
De nitomany nanaraka ahy
...
