ilay hirahira fahazaza..dia samy manohy

41. Imahaka ( 08/11/2006 18:59)
tenagasy:

iza re no haka azy, no haka azy, no haka azy?



i Aino no haka azy no haka azy no haka azy 8)
42. Fiffi ( 08/11/2006 19:34)
inona ary ity lalao mivadika tsy fantatra intsony ity ?:?::roll:
43. Aino ( 08/11/2006 19:37)
i Aino no haka azy no haka azy no haka azy

=))=)) zany ve!! saode ilay paka indray no lasa eo fa hovao olona matanjatanjaka tsara lol!!

44. Aino ( 08/11/2006 19:38)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 08-11-2006 20:34:36
Lohateny : Re : ilay hirahira fahazaza..dia samy manohy
inona ary ity lalao mivadika tsy fantatra intsony ity ?

aleo tohizina marina!!

sola inn ô
45. bilakarenjy ( 08/11/2006 19:41)
sola paika e!
46. Aino ( 08/11/2006 19:52)
paika inn ô
47. Fiffi ( 08/11/2006 20:08)
paikan-drora ô !
48. Aino ( 08/11/2006 20:37)
teno izy nihinana mofo tsy nanome ana!!

... izay moa sa mbola misy eo anelakelany?
49. nolalaina ( 08/11/2006 21:27)
tohin'ny an'i Imahaka!!
Apetrao ré ny didinareo sy ny dakanareo sy ny didinareo!!!! (sady mandaka no :twisted: ihany kou)
50. mimich ( 09/11/2006 07:46)
nakaiza tanteliko teto........ paik'inn pai-drora, rora inn, rora sada
sada inn, sada ovy
ovy inn ovy rata
rata inn; rata akondro
akondro inn,akondro vaza
vaza inn, vaza goaka
goaka inn, goa-miry
miry inn , miri-taona
taona inn, taom-bary
vary inn , vary vao
vao inn, vao-katra
katra inn, katra , iraimbilanja
teo an!!!!..............
didianm-bitsika, didiam-bitsika , tato ny vata misy azyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyyy=))=))=))=))=))=))=))=))(voakitikitika ny helika)
51. booboo ( 09/11/2006 08:14)
:-D:-D
52. tslem ( 09/11/2006 08:33)
tena ohatry nitsongoloka ambony ambany izy zany,tsista tsony oe TANTELIKO TETO sa AVY MANGATAKA sa INN ?:roll:
53. bilakarenjy ( 09/11/2006 09:04)
raha azoko tsara izany dia hoe :avy mangataka ny tanteliko teto ,sa lasa za no tsy mahay manohy azy intsony
54. totofy ( 09/11/2006 09:43)
tairo ary lé kilometatra é .....:-D:-D

1 km an-tongotra... mampiongotra , mampiongotra
mampiongotra ny volon-tongotra ...
1 km à pié....mampiongotra , mampiongotra
mampiongotra ny volom-pé.....
.........
:wink:
55. pissoa ( 09/11/2006 10:39)
tsss
56. enteme ( 09/11/2006 13:56)
plou, plou, lalam-by
57. Rainikarabo ( 09/11/2006 17:30)
pla, pla, lalan-tany
58. lapino ( 09/11/2006 17:33)
totofy:

tairo ary lé kilometatra é .....:-D:-D

1 km an-tongotra... mampiongotra , mampiongotra
mampiongotra ny volon-tongotra ...
1 km à pié....mampiongotra , mampiongotra
mampiongotra ny volom-pé.....
.........
:wink:


1 km mody ... mampiongotra, mampiongotra
mampiongotra ny volon-booozona

Tsy ampy 1 km akory ... mampiongotra, mampiongotra
mampiongotra ny volom-pié
59. pissoa ( 09/11/2006 17:33)
:-D:-D:-D:-D:-D
60. totofy ( 09/11/2006 19:05)
lapino :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.4823