ilay hirahira fahazaza..dia samy manohy

101. aigredoux ( 14/11/2006 10:39)
T@ zay tany antsirabe
De nahita sipa manjabe
Piako maso izy de niome
De nividianako sôkôlà
De nitomany nanaraka ahy
...
:*
102. sonwin ( 14/11/2006 11:05)
nentiko tany an-tranonay
nitsikitsiky erý baininay
nentiko tany andakozia
nanaovako lasary vaotabia
nitambatambazako kodiny!
nosafosafoiko ny vo...di....ny:*
nentiko tany amin Hilton
nenjeran'ny baomba dimy taonina
nentiko tany amin'ny Hotely
Izay 'zahay vao nile...faaaaaaaa:^):^)
103. mandrindra ( 14/11/2006 13:28)
:-D:-D:-D
104. booboo ( 14/11/2006 14:19)
:-D:-D
105. cutie ( 14/11/2006 17:33)
:-D:-D:-D:-D
106. xxx ( 14/11/2006 18:55)
Tao anatin'ilay Hotely
oke oke oke
Tao anatin'ilay Hotely
oke o ry sakaiza
107. tslem ( 14/11/2006 18:58)
xxx:

Tao anatin'ilay Hotely
oke oke oke
Tao anatin'ilay Hotely
oke o ry sakaiza



mbôla tena tsy haiko ndray zany!

Maria sifoudra
alé dansé,alé dansé
maria sifoudra
alé dansé,oussera!
108. totofy ( 14/11/2006 19:58)
sonwin: =D=D=D:-D:-D
109. totofy ( 14/11/2006 20:09)
madiou manga nou hanou mba tazanou
ny fidouladoulanan' pang alan a!
vous izou....:-D:-D:-D:-D
110. ari.malala ( 15/11/2006 07:42)
vohizo manafo voizo manafo
ny lakanao manafo hande hanarato
voizo manafo voizo
111. ratonga ( 15/11/2006 09:10)
vihizo.

amina amina!!
tiadôné alé màndé sé paskalina
...:-D:-D
112. andry08 ( 15/11/2006 19:17)
poy! koh
amina, amina
dian-taolo e!
allez zimba
cela ah ah
allez matory ise
ry paskalina...:-D:-D:-D
113. xxx ( 15/11/2006 21:10)
zimbawe
za no claudy
zispery
114. pissoa ( 15/11/2006 21:17)
tsy tadidiko le tohin'io :cry::cry::cry::cry::cry:
115. xxx ( 15/11/2006 22:12)
alaronde et a la ronde eh
jusqu'en bas
alez matory se...

tairo ary isika sy pissoa hanao izay tsy mikipy tsy asiko eh:-D
116. pissoa ( 16/11/2006 06:09)
nahoana e nahoana a :-D

tsy asiana inn alou e :-D


117. pissoa ( 16/11/2006 06:14)
Ooops - nadinoko teo ...

xxx:
alaronde et a la ronde eh
jusqu'en bas
alez matory se...

O ra sipa
aiza ny valin'
ilay taratasy
nomeko anao
omaly maraina
raha tsy valiana de mampalahelo
raha tsy valiana de mampalahelo

sa tsy zany mou ? :oops::-D
118. kala ( 16/11/2006 08:49)
ilaozan'i pissoa manisin-delo

pouah!

isa roa telo
Rainizanabelo
vary misy lelo
ohanin'izy telo

poauh!

zà à jeun zao dia tsy blem ko zany amin'izao ora izao :twisted::twisted::twisted:

:-D:-D:-D:-D:-D

ity ndray vaovao be :

Masaka ny vary
môvé môvé môvé...
119. pissoa ( 16/11/2006 09:35)
dain zany kala :twisted::-D:-D:-D

aroso ny lasary
môvé môvé môvé...
120. andry08 ( 16/11/2006 11:35)
lasary é promenady e!
la route é gallieni
niaraka izahay telo vavy
tery ambony tery!:D...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0088