ilay hirahira fahazaza..dia samy manohy

1. Imahaka ( 08/11/2006 08:36)
Iza iry ambony iry o? :roll:
répondu par enteme le 24/11/2006 18:51
2. aigredoux ( 08/11/2006 08:55)
Aiza zany fa tsy tazako?:P
3. Fiffi ( 08/11/2006 09:12)
zah hiany ity ô !
4. pissoa ( 08/11/2006 09:19)
maninn eny njy o ?
5. Simpona ( 08/11/2006 09:21)
milinglingy manin eny ô :lol::lol:
6. tslem ( 08/11/2006 09:28)
mba ataovy serieux kosa ry zareo a !

zah mikotrika atody ô !
7. mbaliana ( 08/11/2006 09:43)
tsy vaky ve ny atody raha mianjera aty ambany aty 0?

firy ny atodinjy o?
8. Fiffi ( 08/11/2006 09:46)
telo sy efatra hiany ô
9. simplex ( 08/11/2006 09:53)

mba omeo 1 ah akia ? o
10. malalatinasoa ( 08/11/2006 09:58)
raha mbo mikotrika njy
11. Fiffi ( 08/11/2006 10:05)
mikotrika hiany aho fa tsy mahavanona !
12. tenagasy ( 08/11/2006 10:07)
ny akoholahy mitsoka mozika!
13. Fiffi ( 08/11/2006 10:10)
ny akohovavy manao dansez !
14. Imahaka ( 08/11/2006 10:15)
ny akohokely cou cou cou tandremo lahy, cou cou cou tandremo lahyo^o
15. pissoa ( 08/11/2006 10:20)
tapitra.

Hira manaraka :

Nankaiza i Margrit - OK, OK, OK :-D:-D:-D
16. tenagasy ( 08/11/2006 10:30)
Nankaiza Ramargrity Ôgé ô ry sakaiza!
17. ravatorano ( 08/11/2006 10:32)
vato iray v d mba ho ampy ô gé ô ge ô gé
vato iray v d mba h ampy ô gé ry sakaiza
18. tenagasy ( 08/11/2006 10:36)
Salut Ravatorano.
Namalankira ianao satria:
alohan'io mbola misy ilay hoe
angalanay vato iray ô gé ôgé ô gé
angalanay vato iray ô gé ô ry sakaiza!
:) :D :-D
19. aigredoux ( 08/11/2006 10:56)
Angalanay "vatorano", oadray,:oops: zfd fa vato roa mantsy e :lol::lol:
ô gé ô gé ô gé
20. andry08 ( 08/11/2006 11:53)
Vato roa ve dé mba ho ampy ô gé ô gé ô gé
Vato roa ve dé mba ho aiza ô gé ô gé sakaiza!=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0086