ilay hirahira fahazaza..dia samy manohy

21. ari.malala ( 08/11/2006 13:00)
mandingana daolo nareo :
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 08-11-2006 11:20:24
Lohateny : Re : ilay hirahira fahazaza..dia samy manohy
tapitra.

Hira manaraka :

Nankaiza i Margrit - OK, OK, OK
Miverina ery ambony
Mpandefa : tenagasy [ Valio ] 08-11-2006 11:30:46
Lohateny : Re : ilay hirahira fahazaza..dia samy manohy
Nankaiza Ramargrity Ôgé ô ry sakaiza!
ao anatin'ilay trano kely, ok ok ok
ao anatin'ilay trano kely OK o ry sakaiza

de zay vo mitohy am le angalana vato ray sns iny



22. pissoa ( 08/11/2006 13:09)
An3 - mbola misy hoe :

zah izao mba te hitaiza, OK - OK - OK
zah izao mba te hitaiza, OK - O ry sakaiza
23. ari.malala ( 08/11/2006 13:49)
marina kay zany hihihi:)
24. hery ( 08/11/2006 14:25)
Avo loatra ny tamboho OK OK Ok
Avo loatra ny tamboho OK O ry sakaiza

Zay vao angalao vato :-)
25. aigredoux ( 08/11/2006 14:33)
Tandremo ary sao de vaton'olona @ fifidianana no alaina:D
26. kitjo ( 08/11/2006 14:47)
d aona moa sa miverina ndray oe

angalanay vato ray. oge oge oge
angalanay vato ray, oge o ry sakaiza
27. mimich ( 08/11/2006 15:01)
de refa afaka ny ato de we: inn ny ao antin'ity : atody
inn ny ao anatin'ny atody , de tsy tadidiko fa misy we fanajaitra sy kofehy , sns, de mifanenjika avy eo

ce matin dans masambrety e
masambrety ee dilaô
28. mimich ( 08/11/2006 15:03)
hummm mahatsiaro ny fahazazana izay nivalona fahiny hoy ny hira zay:cry::cry:
29. Imahaka ( 08/11/2006 15:19)
je vé fair mon ptit menaze
en zouant ô piano
30. bilakarenjy ( 08/11/2006 15:20)
dia lasa masambrety nitady ilay tantely ,dia hoy izy hoe :NANKAIZA NY TANTELIKO TETO ?
31. Lejim ( 08/11/2006 15:27)
Ity indray ary mba tohizo e!

Avy mangataka izahay o izahay o izahy!
32. Fiffi ( 08/11/2006 15:27)
lanin'ny vitsika ô
33. bilakarenjy ( 08/11/2006 15:36)
vitsik'inona o!
34. fanaina ( 08/11/2006 15:45)
iza re no alaina no alaina no alaina.

Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 08-11-2006 16:27:44
Lohateny : Re : ilay hirahira fahazaza..dia samy manohy
lanin'ny vitsika ô

lanin'ny vitsika?
35. kelly13 ( 08/11/2006 16:25)
hahahaha lasa nifangaro i ra margrity sy vitsika ary tantely hohhoo

vitsik'ambo ooo
36. Fiffi ( 08/11/2006 16:30)
bilakarenjy:
:NANKAIZA NY TANTELIKO TETO ?
de novaliako hoe lanin'ny vintsika ô !

ambo inona ô !




37. tslem ( 08/11/2006 18:25)
sady mmémé kely lou =))=))=))

kambo inona ô?
38. tslem ( 08/11/2006 18:26)
Lejim:

Ity indray ary mba tohizo e!

Avy mangataka izahay o izahay o izahy!



iza re no alainareo,alainareo,alainareo?
i lejim no alaina,no alaina ,no alaina
39. tenagasy ( 08/11/2006 18:46)
iza re no haka azy, no haka azy, no haka azy?
40. Imahaka ( 08/11/2006 18:59)
tslem:

sady mmémé kely lou =))=))=))

kambo inona ô?




kambo sola ô
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0082