Ahoana raha i Ny Hasina Andriamanjato?

61. akama2006 ( 30/10/2006 19:42)
besoin>>> :D tonga indray ise aminy famaliana boaraingina sy tsy ampiheverana!

rehefa tsy nataon le olona dia aza misolo vaika ny ankalan e!raha ,SI hoy ny vazaHA ,izany ,fa tsy izy no teo fa ra8!ary haveriko indray!tsy resaka 20 taoan no resahina fa 5 taona satria hifidy izao ary ny hasina no sujet sy programa! azo ny besoin le resaka!

gadraina ny olona nandany vola na iza io na iza!ka tsy hitako izay hametrahanao fanonatanian amiko hoe inona no vita20 taona!ny ahy ny hasina no resahiko fa tsy i ratsiraka na i zafy!matoa aho tsy maka ireny dia tsy nahavita ny zavtra notakiana izy iznay!aza diso debat fa vakio tsara e!

mba valio le fanontaniako eo ambony hoe jerena!
62. besoiiin ( 30/10/2006 20:00)
fa tsy mijery v ny mason'ingahy sa tsy misaina ny sain'ingahy no tsy mahita izao fivoarana bdb eto @tanana zao e???? na zaza vao minono aza v letsy tsy ahalala izany??? tsy omeko tsiny iany ela satria tsy miaina eto;miverena mintsy alou ela aty mba manao tazamaso fa aza maminany sy manao imagination any @ lisany any! wawawa fotsiny nefa zany ary tsy fantatra, modia mba manisy masokely ny aty @ tanana fa tssss
63. akama2006 ( 30/10/2006 20:03)

o lety a!efa novaliko lety le izy a!fa mba vakio tsara!io ataoko io ambany io aloha mba ho valianla le izy!mazava io fa raha tsy azonao dia mila manao solomaso angamab ianao!



tenagasy> mahafinaritra raha manoa fijery toa anao ireto mpomba any ra8 namanareo eto ireto satria,hevitra no tsikeraina eto fa tsy olona.

hoy ianoa hoe betsaka ny zavtra vita...!ny fitsarana ilay hoe zava bita angamba no samy manana ny fandraisany azy,Bold textaminao dia ny isnay zavtra nataony no betsaka!ohatra AnosibeBold text ny ahy indray dia ny hatsarany zavtra sy ny fitantanana no hitsarako azy.

Anosibe: ny tsena aloha dia ny frantsay no nanao azy!ny lalana dia torak'izany ny fmi sy banque mondiale no nanao azy,ary tsy vao izao no efa nikasana atao .nanatanteraka izany izy!(eny sa tsia) koa raha nanatanteraka izy tsy izay ve ilay hoe fifampitohizana eo aminy fitondrana!moa raha samy manova ,isaky izay miova sata dia miova zo ,tsy ho any anaty hady no niefarana!sao aza fa misy ny banky mondialy tsy afaka hilana fa raha tsy izany dia efa niova hevitra ny mpitondra mifandimby!

amiko sy izay mitovy amiko ,dia tsy ala safay na zara favita no atao hoe nanao zavtra fa misy tetik'ady izay manontany ny olona mila ilay zavtra sy ireo izay manao izany,araka ny fantatro DISOY RHA DISO IO dia tsy niys fanontaniana napetraka atminy olona hoe asaiana lalana eto ka inona n mety aminareo kokoa ny fanaovana io lalana io ve sa zavtra hafa!raha izaho mijery dia betsaka ny hiteny hoe:zavtyra hafa toa ny fandriampahalemana,famorana ny findrimam-bola,fiarovana ny zony mpiasa etc...,no ho takiany olona!

ka ny hitako aloha dia ny politika na izay misalotra ity anarana mafonja hoe mpanao politika ity dia politikany manakaja fotsiny,resaka tsindry sy zesta no betsaka fa raha izay hiasa ho any vahoaka dia tsy misy!

ampitahao fotsiny ny zavtra misy hatr'izay ka hatr'izao !andao atao hoe 2002 satria efa i ra8 no teo, inona aminy fanapahankevitra no raisiny moa no nitondra vokatsaoa ho any daholo be?mba mangataka anreo mpanohana azy aeny fa na dia i besoinnn aza mba hiteny ny antony nangalana ny fanapahanvevitra sy ny bilana 5 taona izay!dia evy eo isa miresak!

misaotra any tenagasy!
64. besoiiin ( 30/10/2006 20:15)
:D:D:-D:-D efa manao alleretour lety le! ndana matory fa tsss:-D:-D midina wa aty @ tanana raha te ijery ny patiny e
65. akama2006 ( 30/10/2006 20:17)
valio lesy le izy fa aza miala pa a!sa maray ny andoha fa tsy zatra mampiasa saina ?? ndryyy mahonena ity besoinn kely marina!hitako no atao hoe besoin ny solon'anarana koa hay mila besoinnnn ana aspirine!ahahahahah:D:o !
66. besoiiin ( 30/10/2006 20:26)
in no valiana e! misy tsy mazava amla ngah??? iongeh no mahavoa anla e! kelysaina loatra tsy mahatakatra firy kanefa ny dadanlisany ange mba b côcô iany talou e! sa ela ngamba natao maimaika ko! alefaso izato fanontaniana ary ho valiana e
67. akama2006 ( 30/10/2006 20:28)
o lety a!efa novaliko lety le izy a!fa mba vakio tsara!io ataoko io ambany io aloha mba ho valianla le izy!mazava io fa raha tsy azonao dia mila manao solomaso angamab ianao!



tenagasy> mahafinaritra raha manoa fijery toa anao ireto mpomba any ra8 namanareo eto ireto satria,hevitra no tsikeraina eto fa tsy olona.

hoy ianoa hoe betsaka ny zavtra vita...!ny fitsarana ilay hoe zava bita angamba no samy manana ny fandraisany azy,Bold textaminao dia ny isnay zavtra nataony no betsaka!ohatra AnosibeBold text ny ahy indray dia ny hatsarany zavtra sy ny fitantanana no hitsarako azy.

Anosibe: ny tsena aloha dia ny frantsay no nanao azy!ny lalana dia torak'izany ny fmi sy banque mondiale no nanao azy,ary tsy vao izao no efa nikasana atao .nanatanteraka izany izy!(eny sa tsia) koa raha nanatanteraka izy tsy izay ve ilay hoe fifampitohizana eo aminy fitondrana!moa raha samy manova ,isaky izay miova sata dia miova zo ,tsy ho any anaty hady no niefarana!sao aza fa misy ny banky mondialy tsy afaka hilana fa raha tsy izany dia efa niova hevitra ny mpitondra mifandimby!

amiko sy izay mitovy amiko ,dia tsy ala safay na zara favita no atao hoe nanao zavtra fa misy tetik'ady izay manontany ny olona mila ilay zavtra sy ireo izay manao izany,araka ny fantatro DISOY RHA DISO IO dia tsy niys fanontaniana napetraka atminy olona hoe asaiana lalana eto ka inona n mety aminareo kokoa ny fanaovana io lalana io ve sa zavtra hafa!raha izaho mijery dia betsaka ny hiteny hoe:zavtyra hafa toa ny fandriampahalemana,famorana ny findrimam-bola,fiarovana ny zony mpiasa etc...,no ho takiany olona!

ka ny hitako aloha dia ny politika na izay misalotra ity anarana mafonja hoe mpanao politika ity dia politikany manakaja fotsiny,resaka tsindry sy zesta no betsaka fa raha izay hiasa ho any vahoaka dia tsy misy!

ampitahao fotsiny ny zavtra misy hatr'izay ka hatr'izao !andao atao hoe 2002 satria efa i ra8 no teo, inona aminy fanapahankevitra no raisiny moa no nitondra vokatsaoa ho any daholo be?mba mangataka anreo mpanohana azy aeny fa na dia i besoinnn aza mba hiteny ny antony nangalana ny fanapahanvevitra sy ny bilana 5 taona izay!dia evy eo isa miresak!

misaotra any tenagasy!
68. besoiiin ( 30/10/2006 20:35)
hay v le bilan no ilainla e!afa voavaly letsy io a

fa tsy mijery v ny mason'ingahy sa tsy misaina ny sain'ingahy no tsy mahita izao fivoarana bdb eto @tanana zao e???? na zaza vao minono aza v letsy tsy ahalala izany??? tsy omeko tsiny iany ela satria tsy miaina eto;miverena mintsy alou ela aty mba manao tazamaso fa aza maminany sy manao imagination any @ lisany any! wawawa fotsiny nefa zany ary tsy fantatra, modia mba manisy masokely ny aty @ tanana fa tssss

fa taiz ary nareo t@oranidona
69. jpeg ( 30/10/2006 22:06)
manantsoa:

Aza dia manao alahelon-kanina ry zalahy a.Yaourt sy Jus ve no hanaovana alahelo dradradradraina fa mampahory ny fianakams.
Mba ny olana ara-bary ahay tenenina raha misy . Ohatra hoe tsy zakan' ny fahefa-mividy , tsy mahita ho vidiana fa milahatra vao maraina mandra-paharivan' ny andro ......
Eran-tany dia tsy misy filoha mahatanteraka 100% ny promesse présidentielle nataony tamin' ny propagande .Fomba fiady izany .
tsaraina amin' ny asa nataony anefa izy avy eo .

Matoa mora marary sy mora handairan'aretina ny malagasy ankehitriny dia tsy equilibré ny sakafo. Ny fihinana produits laitiers toy ny fromage, yaourt,... ary ranomboankazo, no ilainy vatana hampitombo ny fiarovantena.

Vary izany tsy mitondra hotrikaina, izany no mahatonga antsika malagasy kely sy fohy.




70. manantsoa ( 31/10/2006 04:01)
Mankalaza ra-Jpeg a!Mahafinaritra ra toa anareo daholo ny malagasy mahafantatra fa ilaina ny produits laitiers . Saingy tsy hisy hivarotra aminao amin' ny vidiny ambanin' ny mason-karena akory .
Araka ny nolazaiko ery aloha dia ny mamokatra ihany aloha no tsara indrindra sy azo antoka ho antsika malagasy.
Ireo mpanao politika manam-bola sy milaza fa mahavita azy ireo no tokony hanome ohatra voalohany amin' izany famokarana sy fanaovana asa fampandrosoana izany voalohany.....fa tsy faly hamingana izay mitondra eo .
Ianareo ve dia mino fa tongatonga ho azy ireny asan-dahalo manana fiadiana ari-fomba ireny , ireny fanodikodinana vola samihafa ireny , ireny fandranitana adim-poko ireny ...?
na iza hitondra eo na iza , raha mbola toy izao no ataon' ny mpanohitra dia zava-poana daholo e ..
71. jpeg ( 31/10/2006 08:11)
misy fahamarinany zany lazainao izany. Aleo aloha dia tsorina fa na iza na iza tonga eo tsy maintsy hihinana kely daholo, fanilihana masina :-) .

Tsy mampaninona ahy raha hoe manilika ilay olona nefa mahavita zavatra.

Fa ny ankamaroan'ny mpanao politika dia ny hihinana foana no ao andohany.

72. vetsoko ( 31/10/2006 16:10)
tenagasy a!za vao avy any dago t@ volana ambony,fahantrana be miompapana ny any(tsy takatry ny classe moyenne intsony ny PPN,ny carburant tsy resahiko,ny source d'énergie (charbon,carburant,petrole,gaz)tsy voavidy intsony,leo politika ny olona,matahotra an-dra8 ny olona,tsy mahazo miteny ny olona,tsy mahazo mivavaka ny olona sasany marobe,mihidy ny seranana maro(dia ahoana ny mpiasa miasa isan'andro@ ireny,ny importation,ny produits à éxporter:café,vanille,jirofle,letchis........tsy misy rano eny @ sekolim-panjakana,1500 fmg ny frais taxi be,10 000fmg minimum @ course taxi,chomage tsy asiako resaka,tsy mahazo miteny @ radio sy tele national ny tsy mitovy hevitra rehetra @ mpitondra ary mety mampigadra aza IREO No ISAN'ANDRON' NY MALAGASY......MANDROSO I MADAGASIKARA ARY DIA MAHAY NY MPITONDRA HOY NAREO?Mety hoe samy manana le mandroso aminy angamba,prioritaire ireo zavatra nolazaiko ireo satria ireo no besoin quotidien,noho izany tokony alefa @ ireo ALOHAny éffort sy ny mésure économique rehetra satria AINA izany resahiko izany,ary ain'olona marobe,fa tsy vitan'ny fampanantenana pokaty sy fanohanana sans raisonnement et sans limite et surtout sans critique venanats des partisans que vous étes
73. sipagasy ( 31/10/2006 20:58)
kay maharary ilay kapoka annnn, fa tsara be ilay teninao kanjoko e!!!! maha tonga saina mihintsy e!!! enga anie .....
74. akama2006 ( 31/10/2006 21:32)
vetsoko> tsy fantany izany e!ny andehanany fiara lafo vidy sy ny hitanterany ny vokatra azy no mahamaika azy!hitondra azy any paradis angamba le vola sy harena!
75. vetsoko ( 01/11/2006 16:31)
DIA mandat faharoa dia hoe mbola tsy misy programme ihany @ ity fahatntrana be ity ve dia tsy misy stratégie azo koztna mihintsy?? ??????????????
76. tenagasy ( 01/11/2006 17:12)
Mankamamy ary eh!
sipagasy! Aza mampiseho ny fahazarandratsy mijapy lamasinina io fa mampibaribary ny fahambaniana izany. Asehoy izay mba tena hevitrao fa aza misavily toy ny mpitaingitsoavaly @ (hery) hevitry ny sasany. Ary mety tena gravy be enao raha hitaingina ... an! :roll:
Au fait, toa dia tsy mba nisy na dia sombina fanajana kely akory ho an'ireo namaky ny fangatahanao fanampiana ho an'ilay kandida iray iry, na dia mba tatitra faran'izay tsotra momba ny tohin'iny zavatra iny aza. Amiko efa nataonao imasombahoaka iny ka tokony hataonao imasombahoaka koa izay tohiny: fanajana tsotra indrindra angamba izany. Izaho manokana aloha tsy namaly akory satria amiko tsy sehatra natao hanaovana dokambarotra na ny tahaka izany loatra itony.

Resaka Ny Hasina moa ity, ho hazavaiko ary @ lohateny hafa ny valin'io resakao io vetsoko raha tsy maha-diso satria mifandray amin'ny any ka dia ialako tsiny aminareo raha toa ka maniraka anareo hitady ny valiny any. Na izany aza anefa efa eto @ ity ihany isika koa amiko manokana: Puissance no mahatohitra Puissance, aleo Ravalo (Ny filoha) hanana ny maha izy azy fa raha tsy izany dia maivana sy tsy marim-pototra ny fanjakana, ny firenena ary ny maha malagasy mihitsy aza satria tsofin'ny olona fotsiny dia mirodana. Koa amiko: Ny Hasina, ny tokatranony aza tsy voaarony!!! Ilaina olona manana puissance izany mitondra firenena izany fa tsy izay be tora-po rehetra izao dia hipendipendina avokoa. Raha tsy nanana ny heriny sy ny tanjany ve hoy ianareo i Ravalomanana mety ho naharitra hoatr'izay? Izao aza itony manamboninahitra faratampony amin'ny tafika no efa mijoro ho fahavalony, Tsy efa nankalaza ny fahatsiarovana azy aza isika izay raha toa mbola mety ho nisy ny nahatsiaro azy? Esory aloha ny tandra eny amin'ny endrikao vao mieritreritra hanala ny meloka eny amin'ny hafa ianao.
Sao lasa Gazety na tsy Manaja eto indray, fa dia manasa anao hijery àry @ lohateny hoe: inona no zavabitandra8 vokatry ny fahaiza mitantana.
Mbola mamerina ny fialantsiny hatrany. Dia any no ho ezahiko valiana ianao vetsoko amin'io fanehoankevitrao ho ahy manokana eo ambony io.
Mirary soa!
77. vetsoko ( 01/11/2006 17:22)
donc @ tenagasy le reste c'est pas important??????:ny fahantrana,ny compétance,ny ara-dalana,ny économie............
78. tenagasy ( 01/11/2006 17:44)
Tena important r'i vetsoko ah, saingy araka ny tenin'ny namana iray teto izay hoe: ny tenany aza tsy vitany ve koa firenena indray hataony ahoana?
Avoty ny tena, dia ampio araka izay azo atao izay manana ny fahafaha-mitantana ny firenena raha tena fitiavan-tanindrazana tokoa no manosika anao.
Ity koa aza hadino fa mandroso tsy mitsahatra ny fotoana, izay tokony ho vita anio tsy afaka hiandry 5 na 10 taona haha-filoha anao hanao azy, izay any dia any, izay eo @ fitondrana dia eo, koa amiko raha tena fitiavan-tanindrfazana tokoa no manery antsika rehetra: ny tokony ho zava-miseho dia hoe: ireo rehetra te-hitondra ireo mirohona manoro hevitra sy manampy (fa tsy manao izay handavo azy hatrany toy ny misy hatrizay)araka izay azo atao izay mitondra eo @ fotoana itondrany (izay anisan'ny nankasitrahiko t@ fomba fiadin'ny AVI, saingy nosimbainy moa araka ny voalazako andro vitsivitsy lasa izay); dia rehefa tapitra ny fe-potoanan'ny eo dia tsy mody tsy mahita izay rehetra vita ary mandroso tetika hahavitana tsaratsara kokoa noho iny!

Vetsoko! Tena mbola ato anaty fandaharana izay mba hitako hoe zava-bita aho io. Ho avy tsy ho ela eh!
Mirary soa!
79. fijo ( 01/11/2006 23:59)
vetsoko an,mino ve ise,fa ny zanak"i dada dia tsy hanahaka an'ny dada raha sanatria ka tonga eo?????
80. akama2006 ( 02/11/2006 01:07)
tenagasy> ahona moa no hilazanao fa tsy mety ny natony AVI?

ary le resaka fiarovana dia tsarovy fa raha mba te hizaka ny anarana hoe demokate sy demokrasia izany dia ,tsy ny fiarovantena no ilaina fa fiarovana ny malagasy tsy ho faty nona ary ho velona sy ho finaritra araka ny hirampirenena!ka AMIKO DIA DISO DEBAT LE RESAKA PUISSANCE!
misaotra!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0092