Ahoana raha i Ny Hasina Andriamanjato?

41. besoiiin ( 29/10/2006 12:15)
ary betsaka iany ngeh ry akama izany zavabita tanisainla izany e.... kanefa vao sombitsombiny ireo, ary mba tanisao we ze vitandadanlisany raha misy????
ny maître nay v??? lany foana lety io a zay tsy mitaingina soavaly maty toa ny dadanlisany zany:-D:-D
42. jpeg ( 29/10/2006 12:37)
besoiiin:

akama2006>:-D:-D:-D:-D:-D tsy azoko ry akama we iza no entipo eo amintsika roalahy:-D:-D:-D:-D afapo @zay v @ty gazette lavab??? aza enti-po ry akama fa ento mora iany ny fiainana a:D:D:D maka alou rivodrivotr kely fa mitady tsy ho zakan'ingahy izany adihevitra izany! tsy hitako izay misongadina ao @ le gazette b fa toa tora-po fotsiny no betsaka! tsy ho lany eo wa dadanareo na ampidirina gratôss tsy ampandoavina caution aza :D:D:D
razoky a! efa firifiry mou ny investissement azon'ny dadanlisany we hanamboarandalana??? d vita v ny lalana??? ie any anaty carte alou dia mentionné we goudronée dôly e!:D:D ra lery zao no teo efa tany ambilany dôlo ndray ny sos kouuuuu! mampamangy any aminy any e
jpeg> tsy hitan'ingahy ngah fa competent foana ra8 na teo @ mairie na teo @ fitondrana???? ho porofoiko @ngahy v fa mbola competent lery??? jereo fa lany 1/4 de tour izy @ 3dec ; :-D:-D:-D tandremo kou sao entipo ohatra ny akama eo a! izay competent iany lesy no ho lany eo a...



Tsy dia tia micritique aho, kanefa hanao izany satria tokony hazava amintsika eto ny fiainana ankehitriny any madagasikara.
fanontaniana hoan'i besoin

1°/ Firy amin'ny fianakavianao no mihinana yaourt isan'andro, na isan-kerinandro?

2°/ Firy amin'ny fianakavianao no misotro jus?
rehefa misy vahiny ihany angambany,....

3°/ Firy amin'ny fianakavianao no tsy mitsitsy courant?

Fahaizana mitantana ve izany hoy ianao?


43. jpeg ( 29/10/2006 12:45)
saika hadina

4°/ niverina indray ny delestage. Hanontanio ny olona ao tana. Ny havana mba te handefa email hoan'ny fianakaviana lavitra dia sahirana tokoa, satria tapatapaka foana ny courant rehefa ao amin'ny cyber café.
44. besoiiin ( 29/10/2006 12:58)
jpeg> tsy ny fianakaviako ihany fa izay malagasy rehetra vonona ny hiotra eo @ fiainana, miasa sy mitrandraka ary tsy miakindoha @nolona dia afaka hihinana ireo kaly tanisain'ingahy ireo isaky ny 5 minitra. ary afaka manao vacancestour de mada sy mampiasa micro onde isan'andro. tsy mifaka kousa aho fa misy ireo malagasy kamo isasatra sy manantena mana ilatsaka any @ravalomanana, ka isaky ny 5taona refa misy fifidianana vao mba mihinana ireo. sao dia misy @reo ny fianakavian'ingahy??? :-D:-D:-D asaivo miasa izy de mikaly avy eo e! tsotra ngeh ny vahaolana e! fa aza faly anakiana fotsiny we i ravalo no fopla nefa ny fianakams no kamobetenda...
45. manantsoa ( 29/10/2006 12:59)
Aza mora miakatra ry zalahy a!( jpeg - besoiiiiiiiin ...)
Ny sujet napetrak' i Jpeg anie mazava e .Nanontany izy hoe :
Ahoana ny hevitrareo raha i Ny Hasina no lasa filoha?
Dia mamaly ny olona araka ny fahitany azy .
Noho izany ninoninona lazain' ny olona indrindra ny toa anay mahalala sy mahita fa tsy mamely io kandidà iray io dia tsy tokony miaka-pofona izay mpomba azy .
Tsy voatery ahafaly anareo akory no soratan' ny olona eto .Mahaiza mifehy tena . Maika fa vita ny fifidianana amin' ny 3 desambra tsy angamba hipoka ny mpomba an'i zanak'idada ny Hopitaly.
46. akama2006 ( 29/10/2006 13:12)
manatsoa> tsy ratsy indray iny humour ny toi iny an!lasa mameno hopitaly izany ny mpoba ny zanaky dada!ahahahahahah! dia tena mety ahazo fandriana ve za izany ra manatsoa sa ahoana, aza hitako ka ny fandriana tokony ho ahy hono lasa nodongiany besoin satria zava bitany maitre hono !ahahhahahahahahahahah!donginy besoin eo mantsy koa.

asa raha mba ho hitany besoin indray ity resaka ity fa ho avy indray izy izao aminy tsy fahazahona resaka dia avy avy be!humour io ra besoin a!tsy haka ny fandrinanao izany eo.
47. besoiiin ( 29/10/2006 13:15)
mbola tsy voavalin'ingah ilay fanontaniana ry akama a... in ary ty mody fanina ity....
48. akama2006 ( 29/10/2006 13:21)
besoin> efa namaky tsara le nosoratako teo ambony ve sa tsia o?raha eny dia apetraho ny teny mila hazavaiko fa hamaly aho !
49. kitjo ( 29/10/2006 14:16)
tohizo le resaka Hasina e..hihi..aza miady fa mifanaraha:-*

jpeg> eo nddra tsika izao,

marina daholo reo lazainao (yaourt blabla sns ireo) fa saingy ho avy tsy ho ela io e! aleo hitohy ny asa fa misy zavatra important kokoa hi-demarrer-na anzany rehetra izany mba ho tombotsoan' ny rehetra sady haharitra.

Fa tsy hoe akory hoe andeha hizara ronono na jus na yaourt isan-tokantrano akory TIKO dia ho faly ny vahoaka...zay le mana avy any andanitra lazaiko nge e!

ka zay oa no tsy ilaiko olon-kafa fa sao mihantona ndray ny ronon' ilay omby efa hoterena ao e..sao d ol ts mahay mitery ronono no ho avy eo ko loza!
50. jpeg ( 29/10/2006 18:10)
tsy hafenina hoe misy ireo malagasy kamokamo, isika moa dia malaza amin'ny hoe moramora. Ny fitondrana anie no tokony haka fepetraka sy mitady vahaolana mba hampazoto azy reo. Misy antony ny olona matoa ka.

Azo hatao mijery ny antony ary manolotra vahaolana amin'ireny olona ireny, dia hasiana lalana ihany koa hifehezana ary ireo (fivorivoriana amin'ny tsy antony, fanariana fako eny andalana, fanaovana maloto, sns...)
51. manantsoa ( 30/10/2006 04:16)
Aza dia manao alahelon-kanina ry zalahy a.Yaourt sy Jus ve no hanaovana alahelo dradradradraina fa mampahory ny fianakams.
Mba ny olana ara-bary ahay tenenina raha misy . Ohatra hoe tsy zakan' ny fahefa-mividy , tsy mahita ho vidiana fa milahatra vao maraina mandra-paharivan' ny andro ......
Eran-tany dia tsy misy filoha mahatanteraka 100% ny promesse présidentielle nataony tamin' ny propagande .Fomba fiady izany .
tsaraina amin' ny asa nataony anefa izy avy eo .
52. besoiiin ( 30/10/2006 06:59)
io ndray na inonana inona resahanareo sy hevitra ijoronareo eto, dia ra8 foana no tsy maintsy lany eo! ary na iza na iza lany eo raha tsy miasa sy mifofotra ny tsirairay dia hahantra fadiranovana foana! tsy ihinana yaourt raha tsy isaky ny 5 taona
53. kitjo ( 30/10/2006 08:42)
jpeg
Azo hatao mijery ny antony ary manolotra vahaolana amin'ireny olona ireny, dia hasiana lalana ihany koa hifehezana ary ireo (fivorivoriana amin'ny tsy antony, fanariana fako eny andalana, fanaovana maloto, sns...)


tena marina, ary efa nanomboka an'io ny fitondrana amin' izao...
efa miha madio ny tanana, trottoir, lalana..izany hoe sady manadio izy no manisy dabam-pako

fivoriana> marina mihitsy ny anao, ary io ilay tsy zakan' ny sasany rehefa sakanana fa hoe tsy manaja demokrasia nefa zareo no manakorontana saim-bahoaka


aza matahotra jpeg fa efa mihatra tsikely2 daholo ireo k!
zay no lazaiko oe aleo ihany izy ho eo hanohy ny efa natomboka.
54. akama2006 ( 30/10/2006 09:13)
ka ny mahagaga dia rehefa maitre8 no mandalo dia misokatra avokoa ny kianja .ary izay tsy fitoviana izay no tsy hitondra zavatra tsara ho any maitre8 satria fomba anti an'ilay zavatra dradradradraina izy io.

besoin>>>> ianao hoa aza manao hevitra bontolo fa raha tsy lany tampoka eo io na hoe nahongany olona ka ho lasa adala anie e!izao aza enao mbola tsy misy fifidianana efa milaza mazava fa tsy maintsy handresy ko!

ny mampiomehy dia nenjehina mafy le teo aloha satria manao ampihimamba,demagogie,tsy fanaovana inona inona,i ny Hasina anie nanao zavatra e! ary tsy vola tany amposiny nividianana avion,kilalao mahazaka fitaovana ho zaraina aminy olona ho vidina, hanambazana sy tapimaso!fa volany fanjakana .izany hoe mahay mitantana izany.

izay zavtra izay no tsara asehonareo tia any ilay iraikalahy (8),satria dia sahiko ny manao pari fa dia ny hanaraka any zokiny ratsiraka no hiafarany,tsy fantatra fotsiny hoe ho any zamerika sa frantsa sa aiza lery io.
55. vetsoko ( 30/10/2006 16:06)
ny tena ara-dalana,ny résultats économique,ny droit fondamental de l'homme(+ moral):tsy mijery sady tsy miraraha an'izany ra8,dia jereo @ fanohanan-kevitr'ireto pomba azy be dia be ireto fa hafa mihintsy ny antony itiavany an-dra8?amindry leirony hoe satria tsy nahavita ny teo aloha dia milay ra8,dia sens uique e!dia vérouillé ao ny opinion'ny marobe,tsy sahy manao critique an-dra8 akory fa hoe mpanohana,dia izany ny politika hitako matetika eto
56. besoiiin ( 30/10/2006 17:40)
vetsoko>ka izao zay milamina ko!na ho adiadiana lalina aza io dia positif foana ny resultat. aleo izy hanoy ny asa tsara nataony e! tsy itako we in no vitandradidi nandritra ny 16 ans mahery
57. tenagasy ( 30/10/2006 18:18)
Mankamamy!
1 - Averiko ihany: tsy misy na iray aza olombelona tonga lafatra izany e! Mijoroa izay sahy. Manahy aho fa vitsy aza angamba no mahazo salan'isa 10/20.Izay mba manakaikikaiky izany hoy aho no fantenina sy fidiana ho Filoha. Ka dia @ fo tsy miangatra no anehoana hevitra fa i Ravalomanana aloha no azo antoka indrindra hahavita @ ireo milahatra rehetra ireo. Dia ianao ihany moa ventsoko no efa mahatsapa fa maro be ny mpomba azy, hoy ianao etsy ambony: " ... jereo @ fanohanan-kevitr'ireto pomba azy be dia be ireto ..." Koa raha mbola tany demokratika ihany koa ny antsika tsy mazava ve izany? Ka inona indray? Voavaly angamba ny lohateny!
2 - Dia tena ny tsy te-hahita tokoa angamba no tsy hilaza hoe nahavita be ny fitondrana Ravalomanana miohatra @ tsy fahavitàn'ny teo aloha e! Ohatra tokana: ANOSIBE: izahay dia anisan'ny mpitaingina sambo antampotanety @ androbe lohataona t@ iny isan'andro: manaintaina ambony ihany ny valahana vao tonga any an-trano nefa hoe nandeha fiara! :-/
3 - Ny hoe tsy sahy mitsikera indray: Dimy taona ngarangidina kosa angamba izay tsy nisy andro iray tsy nitsikeràna ny fitondrana amperin'asa e! Tsy be ve izay sa mbola tsy ampy raha toa ka ireto candida sasany mbola vao andro vitsivitsy izay no mba ifampizaràna vaovao sy fomba fahitàna? Nefa dia lazaina indray hoe ... ...
Sao lazain'ny hafa hoe gazety eto indray fa refa avy eo ampiana raha ...
Mirary soa!
58. besoiiin ( 30/10/2006 19:10)
misy angeh ireo minia mikipy na fankahalana fotsiny izao ngamba no ao antsainy e! ka tsy mahita ireo tombontsoa efa mba hiainandramalagasy izay vao tao anatin'ny 5 taona monja, izany fahiny izany ange ka....
59. akama2006 ( 30/10/2006 19:22)
tenagasy> mahafinaritra raha manoa fijery toa anao ireto mpomba any ra8 namanareo eto ireto satria,hevitra no tsikeraina eto fa tsy olona.

hoy ianoa hoe betsaka ny zavtra vita...!ny fitsarana ilay hoe zava bita angamba no samy manana ny fandraisany azy,Bold textaminao dia ny isnay zavtra nataony no betsaka!ohatra AnosibeBold text ny ahy indray dia ny hatsarany zavtra sy ny fitantanana no hitsarako azy.

Anosibe: ny tsena aloha dia ny frantsay no nanao azy!ny lalana dia torak'izany ny fmi sy banque mondiale no nanao azy,ary tsy vao izao no efa nikasana atao .nanatanteraka izany izy!(eny sa tsia) koa raha nanatanteraka izy tsy izay ve ilay hoe fifampitohizana eo aminy fitondrana!moa raha samy manova ,isaky izay miova sata dia miova zo ,tsy ho any anaty hady no niefarana!sao aza fa misy ny banky mondialy tsy afaka hilana fa raha tsy izany dia efa niova hevitra ny mpitondra mifandimby!

amiko sy izay mitovy amiko ,dia tsy ala safay na zara favita no atao hoe nanao zavtra fa misy tetik'ady izay manontany ny olona mila ilay zavtra sy ireo izay manao izany,araka ny fantatro DISOY RHA DISO IO dia tsy niys fanontaniana napetraka atminy olona hoe asaiana lalana eto ka inona n mety aminareo kokoa ny fanaovana io lalana io ve sa zavtra hafa!raha izaho mijery dia betsaka ny hiteny hoe:zavtyra hafa toa ny fandriampahalemana,famorana ny findrimam-bola,fiarovana ny zony mpiasa etc...,no ho takiany olona!

ka ny hitako aloha dia ny politika na izay misalotra ity anarana mafonja hoe mpanao politika ity dia politikany manakaja fotsiny,resaka tsindry sy zesta no betsaka fa raha izay hiasa ho any vahoaka dia tsy misy!

ampitahao fotsiny ny zavtra misy hatr'izay ka hatr'izao !andao atao hoe 2002 satria efa i ra8 no teo, inona aminy fanapahankevitra no raisiny moa no nitondra vokatsaoa ho any daholo be?mba mangataka anreo mpanohana azy aeny fa na dia i besoinnn aza mba hiteny ny antony nangalana ny fanapahanvevitra sy ny bilana 5 taona izay!dia evy eo isa miresak!

misaotra any tenagasy!

60. besoiiin ( 30/10/2006 19:33)
ary raha avadiko @i akama ny fanontaniana inona no zavabita tao anatin'ny 20taona nitondrandratsiraka???? za wa milaza @ngahy fa raha ny deba no teo tsy vita izany na io anosibe io aza! propagande in3 misesy mody mitondra bulldozer eo ry herivelona ramanantsoa! lany izy d aiz ze zavabita eo? tsisy vita satria miodina any ampaosy daholo ny sos tokony hanasoavana vahoaka, ny lalana eto Mcar dia goudronée daholo ny ankabeazany ao anaty carte satria efa nazahoana investissement, tonga any antoerana nefa ialahy; vovoka mitorajoufff no hitanla; aiz ary le sos???? efa any ampaosy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.009