Ahoana raha i Ny Hasina Andriamanjato?

21. tenagasy ( 28/10/2006 17:02)
HA HA HA
LOL BE
22. bonazy ( 28/10/2006 18:07)
i lery aloha dia tena ok tokoa fa saingy raha mbola eo i baininy dia aleo aloha tsy holazaiko ny hevitro é fa manahirana!
23. kitjo ( 28/10/2006 18:40)
tsika sy bonazy mitovy hevitra.

Moa heveriko koa fa toa tsy ho ampy experience lotra lery @ domaine sasany
24. jpeg ( 28/10/2006 18:55)
besoiiin>momba ny adsl ity misy nalaiko tao amin\\\'ny forum wanadoo
Par: pisokeli
Date: 28 octobre 2006 - 14:10

Tena tiko be ilay miresaka internet eto satria izaho dia victime fa ao am piasana ADSL wanadoo 256 nefa lent be surtout rehefa @ 12 antoandro ka hatra@ 17 h iny, nefa izahay mila vitesse matanjaka be dia ela dia ela ka miandry hariva vao afaka mameno donnée,...
aoka ny resaky ny olona ao no hilaza ny momba azy.

Ny Hasina dia nanolotra ny tenany irery, izay aloha zany no hita hatramin\\\'izao, fa tsy manakana hoe hisy atoko hanohana azy,...
25. besoiiin ( 28/10/2006 18:57)
raha resaka securité zao tsy ainy mintsy kou, mety ho vakitrano sy voapoizina dôly ny gasy....
26. xxx ( 28/10/2006 19:43)
mety ho tsra tokoa nefa raha mbola eo i rapasy tsy havita azy ny HASINA,efa ela loatra no teo @ politika ny rainy nefa de mpanohitra foana tsy mba nisy zavatra lehibe vitany ka raha izy no hanoro de ....
27. kitjo ( 28/10/2006 20:06)
mety ho vitany ve ny hifehy ny tafika?

resaka ara-barotra sy fifanarahana @ Banky mondiale koa toa mampanahy ihany..

Any @ lafiny teknika be sy ekipa vitsy no hitako voany.

Tsy atokisako k!
28. jpeg ( 28/10/2006 20:12)
Tsy hoe rehefa filoha ianao dia ianao daholo ny hitantana ny rehetra, manjary lasa dictature indray izy amin'izay. Izay no hilaina ny governemanta, misy ny ministeran'ny rarahambahiny, manao ny fifampirarahana amin'ny vahiny, ny ministry ny fiarovana amin'ny miaramila, sns,sns.....

Tsy voatery ho voafehinao daholo ny domaine rehefa vao afaka hitondra ianao, ary tsy mbola nisy filoha nahafehy izany.
29. kitjo ( 28/10/2006 20:18)
Eny e, ekena izany fa any amintsika aloha mbola ny filoha no manana pouvoir betsaka kokoa dia mila zatra sy mahay mamehy an reo rehetra ireo izy na ts mahay ny lafiny teknika lotra aza

mety misy fotoana izy misolo tena ny firenena manko dia mba misy taktika e.

sady ilay ekipa mitsy no mampanahy ahy hoe mbola ezaka be ny hananganan' i Ny Hasina ekipa hahay hiara hiasa aminy tsara (olony)

iza ary?

Hery velona Rasalama?
AKFM? goaika antitra dol,...zay le lazaiko teo oe ra ekipa kely (cabinet na ministere) dia ok satria teknisiana fts no ilainy
30. jpeg ( 28/10/2006 21:02)
Matoa ny olona teknisianina iray lasa mpitantana ministera, dia manana fahaizana mitantana izy izany fa tsy resaka teknika fotsiny. Torak'izany ireo teknisianina nanagana ny orinasany.

Hainy ny nanangana ekipa ministeran'ny paositra, ahoana moa no hilazanfa tsy ho hainy ny hanagana ekipa hitondra ny fitondrana?

31. akama2006 ( 28/10/2006 21:14)
hasina > tena mba milay sy mety amiko raha iny tary iny no filoha.

raha manao zavatra dia mba mijery alavitra,tsy ho olona tampohany voninahitra sy harena ary laza,ka lasa mamikavika olona sy tia mampidera hoe za no ramose aminy( iza ary izany,ankamantatra)

ny programany sisa handrasana dia jerena ny ho entiny manao dia ho tohanako 100% izy raha mety amiko ilay programa.mahatoky mihintsy aho araka ny zavatra vitany fa ny volany fanjakana dia ho ampiasaina araka ny tokony ho izy fa tsy anoa fandaniana adala ka hanao zaza fanahy ka mety hoe hividy avion,sambo ,masinina,atao kilalao! raha ireo olona milatsaka rehetra ireo dia izy o mbola tsy nivadika loko politika aloha.lahiniriko ,arema ,avy eo tim,dia hiverina tima indray angamba raha resy eo,etc...,

ny ilainy firenena dia olona mahay mampiasa ny enti-manana misy eo aminy fanjakana fa tsy olona manonofy ahavita metro,sy tramway,nefa sady tsy ambony no tsy ambany ka zary nofindririnina.ohatra:nalaza fa hoe asiana tramway eo Antananarivo! fiseoseona ivelany fotsiny fa hay tsy tramway ity izy fa train havadika solika ary lava dia lava no mitety banlieu, ter anie izany e!na train de banlieu,fa maninona no lazaina hoe tramway!fa tsy maintsy manao fisehona ivelany ve ,maninona raha milaza ny marina,sa dia hoe donto daholo ny olona ka tsy ahalala. ho atao ny rova: minisitry ny culture sy patrimoine no miandraikitra izany fa dia tsy maintsy atao fahagagana ka tsy mainsty ni filoha no misalotra ilay hevitra.Tsy misy ilana minisitra raha ny fahitana azy fa dia isan'olona fotsiny sisa.2002 -2005,tsy hita le fanarenana avy eo atao tampoka fa niteny maitre.

tsy demokratia
tsy dictature
tsy monarchie
tsy theocratie...
fa izy rehetra, sadasada .
32. manantsoa ( 29/10/2006 04:04)
Tena mandresy lahatra be mihitsy ianao Ra Jpeg an !
Tsy mamely ilay io .
Olona zatra manilika ny fahavoazana amin' ny herin' ny maizina ve no atao filoha .
Marary dia hoe : namosavian' olona
Very fanana dia hoe : voan' ny fonoka .
Izy milaza fa hampakatra ny karaman 'ny mpiasa io . Mba ohatrinona ny karaman' ny mpiasa ao amin' ilay orinasany amin' izao fotoana ???

tarana-boanjo foto-boanemba e!Ny vava dia ananan-dry zareo.
Vahoaka efa mihinan' ny tsy fihinana izao tamin' ny 2001 dia ialànao pà. Lasa ianao manohana an'i deba........Ny lasa tsy fanadino e !
Ho hita eo ny isam-bato ho azony e. Tsy mbola fay tamin' ilay fifidianana maire tao Tanà.
Ho tapaka lalan-drà eo indray aorian' io fifidianana io dia lazaina fa novonoin' ny izay nandresy .
Matezà ny aina e!
33. besoiiin ( 29/10/2006 07:54)
jpeg> aoka zay ny ADSL fa efa misy alo eto zao! ary ngah mou tsy mety ritra io 256 @gahy??? misy parametr bdb maha lent an'io nbr machine connéctée, download,virus spy etc ary tsy adala akory ny Sté ka handou vola raha tsy atteint @ test we 256 marina v ny debit anao, refa vita ny test d midemerd ianao raha mbola lent ny connexio anao na manaova upgrad:D, anontanio i asina fa ainy tsara izany.
ny momba an'iasina indray tsy azo hamaritana ny competenceny @ fitondrana ny ny firenena ny fitantanana ny poste, samiafab zany tsy we mahay mitondra kalesy ialahy dia hi-pilote avion.
akama2006> ingahy no tena fohy fisainana, mba jereo alou ny tena izay vao milaza we mba mijere lavitra @ olona; ireo zavatra vitsivitsy mba takatry ny maso ireo no mba hita dia we tsy nahavita ny fitondrana! mba mijere lavitra e! ary izay zavatra mbola tsy vita izay mintsy kou no tsy maintsy mbola ho toizany eo. ary tsy hain'ingahy kou v ny dikan'ny we president??? jereo alou ny dictionnaire ny praiminisitra no mihidina ry ingahy dia mpanatanteraka daholo a, dia raha vita v ny rova dia ny minisitra no deraina???? ary manin anao mou raha mba vita ny rova, fa dadanlisany ary teo tsy nahavita, dadatoanlisany nanangombolambahoaka fotsiny nefa tsy hita akory izay vita teo escrô tssss
34. jpeg ( 29/10/2006 09:12)
manantsoa:

Tena mandresy lahatra be mihitsy ianao Ra Jpeg an !
Tsy mamely ilay io .
Olona zatra manilika ny fahavoazana amin' ny herin' ny maizina ve no atao filoha .
Marary dia hoe : namosavian' olona
Very fanana dia hoe : voan' ny fonoka .
Izy milaza fa hampakatra ny karaman 'ny mpiasa io . Mba ohatrinona ny karaman' ny mpiasa ao amin' ilay orinasany amin' izao fotoana ???

tarana-boanjo foto-boanemba e!Ny vava dia ananan-dry zareo.
Vahoaka efa mihinan' ny tsy fihinana izao tamin' ny 2001 dia ialànao pà. Lasa ianao manohana an'i deba........Ny lasa tsy fanadino e !
Ho hita eo ny isam-bato ho azony e. Tsy mbola fay tamin' ilay fifidianana maire tao Tanà.
Ho tapaka lalan-drà eo indray aorian' io fifidianana io dia lazaina fa novonoin' ny izay nandresy .
Matezà ny aina e!


Matoa misy resy lahatra dia mitovy hevitra zany, manamarina fa efa nisy ireo zavatra tsara vitany.

Aleo tsy mitsara olona fa ny zavatra natao sy hatao ihany no tsaraina. Mino aho fa raha nisy zavatra tsy nety nataonao dia alenao maheno hoe "ilay fomba nanaovanao azy no tsy nety", fa tsy hoe "tena tsy misaina tsara ianao,sns...".

Tsy fifidianana maire intsony ity fa filoha, izany hoe eraky Madagikara.

Jereo tsara fa maro ireo olona hitovy hevitra amiko, ary mety hanao fanambarana mihintsy

35. jpeg ( 29/10/2006 09:19)
besoiiin:

jpeg> aoka zay ny ADSL fa efa misy alo eto zao! ary ngah mou tsy mety ritra io 256 @gahy??? misy parametr bdb maha lent an'io nbr machine connéctée, download,virus spy etc ary tsy adala akory ny Sté ka handou vola raha tsy atteint @ test we 256 marina v ny debit anao, refa vita ny test d midemerd ianao raha mbola lent ny connexio anao na manaova upgrad:D, anontanio i asina fa ainy tsara izany.
ny momba an'iasina indray tsy azo hamaritana ny competenceny @ fitondrana ny ny firenena ny fitantanana ny poste, samiafab zany tsy we mahay mitondra kalesy ialahy dia hi-pilote avion.
akama2006> ingahy no tena fohy fisainana, mba jereo alou ny tena izay vao milaza we mba mijere lavitra @ olona; ireo zavatra vitsivitsy mba takatry ny maso ireo no mba hita dia we tsy nahavita ny fitondrana! mba mijere lavitra e! ary izay zavatra mbola tsy vita izay mintsy kou no tsy maintsy mbola ho toizany eo. ary tsy hain'ingahy kou v ny dikan'ny we president??? jereo alou ny dictionnaire ny praiminisitra no mihidina ry ingahy dia mpanatanteraka daholo a, dia raha vita v ny rova dia ny minisitra no deraina???? ary manin anao mou raha mba vita ny rova, fa dadanlisany ary teo tsy nahavita, dadatoanlisany nanangombolambahoaka fotsiny nefa tsy hita akory izay vita teo escrô tssss


y hamaranako ny ADSL dia ny bande passante no tsy ampy, ka raha vao maro ny olona miconnect dia lasa mihena.


tsy azo hamaritana ny competenceny @ fitondrana ny ny firenena ny fitantanana ny poste, samiafab zany tsy we mahay mitondra kalesy ialahy dia hi-pilote avion.


Raha ohatra ka arahiko ny teninao dia hoe tsy azo hamaritana ny competenceny @ fitondrana ny firenan ny
fitantanana ny mairie,.........

Tsy nisy olona hoe tonga dia lasa filoha zany, misy zanatohatra tsy maintsy arahina, manao preuve amin'ny zavatra hafa.

Aleo mifidy olona efa nampiseho hoe nahavita zavatra teo amin'ny fitondrana, toy izay olona tsy mbola fatatro zay vitany.


36. akama2006 ( 29/10/2006 09:39)
beosiin na besoinn> miarahaba anao! ohatrany tsy azonao le resaka ,i ny hasina no mahay mijery alavitra fa tsy izaho.

resaka ny hasina le izy, tsy tianoa izany izy ,tsy maninona ,fa raha ho ahy izay mijery ny lasa sy ny ho avy dia hoy aho hoe i ny hasina aloha no hitako fa milay .

niresaka momba ny nanohanany i hasina any ratsiraka enao 2001,dia ho valiako tsotra sady mazava :
1- raha ny programa vita teo aminy fanarenana ny krizy 91 dia ny politika ny fitondrana 2001 no mbola nety tsara.
2- inona moa no programany ra8? mba milaza hoe! fampanantenanan anie tsy programa e.tsy nanan programa ny maitre ra8 fa fa ny finoana azy no nasesiny,ianoa izany nino izany dia tsara fa aza terena hanaraka anao ny olona,izay tsy mino mino fahatany fa saint Thomas,tsy mino ny tsy hitany masony.
3- ampitahao ny ekonomia tamin\'izany sy izao dia hitanao soritra fa nihena be ny toekarena.aza resahina akory le resaka krizy na petrole fa efa taty aoriana be izany.
4-ny zavatra vita ho ianao mba jerena: ok!inona le vita;lalana vita fifanarahana fahiny izay ny 80% ny asa fahazahoana ny vola ny teo aloha no nanao azy ve? sa ny fizarana kit scolaire? ny atao hoe nahavita zavatra dia sady mikajy ny maha olona no mijery ny fandavorariana na fanamboarana ny mety hampandrosoana ny maha olona. ny lalana vita izany no atao hoe \"continuité de l\'etat\", mba milaza zavatra vita dia ho valiana tsara enao e!aza atao safy be mantsina hoe nahavita be na kely fa lazao aloha dia ho dinihina .

5- resaka rova,inona le mampiakatra ny tosidra anao amin\'izany aloha. raha hiakatra ihany mba sarotiny aminy fampiasana ny volampanjakana satria sarobidy ohatra ny rova izany,ary ny taranaka ao ariana aza mbola iharan\'izany.ny rova dia tsara harenina aminy maha lova aratantara azy,FA maninona no tsy natomboka hatr\'izay? maninona no atao filaza malaza ny latsakemboka etc,sahala aminy hoe tsy nisy nanao toa izany fa sambany no nisy izany;mazava fa ny olona fohy fijery sy complexe dia tonga dia entaniny fo dia manao fitiavana diso tafahoatra ary miafara aminy fanvakavahana. Ianao izao dia efa milaza hoe dadanay hoe ratsiraka!odryyyyyyyyy ry itony e!dadanareo izany iza !!satria raha atao hoe dada izay olona nitondra dia dadany toi ko izany izy!ahahhahaahah!dadany ra besoinn dia mody gisa izy raha tsy ohatra rabesoin teraka taminy 2002 anagaha ,nefa tsy possible satria zaza kely ohatra izany ve dia ahay hampiasa sy hanoratra ohatra izao.

5-niteny moa ra besoin hoe jereo ny dico ny dikany président! ka ny président banane anie tsy hitovy aminy président fromage e! sa mbola tsy kopy ihany besoin nadritra izay 1960 no mankaty izay! rehefa banane dia ny banane daholo no manapaka sy mandidy ny rehetra, satria banane tsy mahay politika fa organika! ny fromage indray ny minisitra afaka manao sy manapaka aminy ministerany nafaly ny maitre fromage na tsia,ary mametra pialana izy raha tsy mifanaraka ny fijery. fa ny banane dia esorina dia soloina ny minisitra satria i maitre banane mihevitra fa mahay noho ny rehetra (roitelet).izay mahay misolelaka no mahazo banane.

6- enao anie manao politikany fo e!jereo ilay programa sy ny azo atao aminy ho any be sy ny maro fa tsy ho any akolita; tsy gaga mihintsy aho raha kely ny vato ho azony hasina ka,enao angaha ho gaga!banane ve ny mitondra dia inona no ahagaga,i zafy no tsotra tsy nampiasa ny banane fa ireto ambiny,dryyyyyyyyy; akondro be taimparasy.

ajanony hoa le filaza hoe mandroso gasikara,mihemotra io e,izay no hita mihemotra ara-kevitra,ara-panahy,ara-tsaina. minadry olona hendry hanarina azy ohatra hoe i NY hasina!tezitra be zao i besoinnn.ka ennao tsinona tsy mamely ko.
37. sipagasy ( 29/10/2006 10:00)
mmhhhhhh ka maninona moa raha averina izany i ZAFY fa tsy nihinana banane e! hhihih
38. akama2006 ( 29/10/2006 10:05)
sipagasy aiza kosa e!!!ihihihihihihihih
39. besoiiin ( 29/10/2006 10:58)
akama2006>:-D:-D:-D:-D:-D tsy azoko ry akama we iza no entipo eo amintsika roalahy:-D:-D:-D:-D afapo @zay v @ty gazette lavab??? aza enti-po ry akama fa ento mora iany ny fiainana a:D:D:D maka alou rivodrivotr kely fa mitady tsy ho zakan'ingahy izany adihevitra izany! tsy hitako izay misongadina ao @ le gazette b fa toa tora-po fotsiny no betsaka! tsy ho lany eo wa dadanareo na ampidirina gratôss tsy ampandoavina caution aza :D:D:D
razoky a! efa firifiry mou ny investissement azon'ny dadanlisany we hanamboarandalana??? d vita v ny lalana??? ie any anaty carte alou dia mentionné we goudronée dôly e!:D:D ra lery zao no teo efa tany ambilany dôlo ndray ny sos kouuuuu! mampamangy any aminy any e
jpeg> tsy hitan'ingahy ngah fa competent foana ra8 na teo @ mairie na teo @ fitondrana???? ho porofoiko @ngahy v fa mbola competent lery??? jereo fa lany 1/4 de tour izy @ 3dec ; :-D:-D:-D tandremo kou sao entipo ohatra ny akama eo a! izay competent iany lesy no ho lany eo a...
40. akama2006 ( 29/10/2006 11:19)
besoinnnnn> tsy mahazo resaka i ra besoin !iza hoa le hoe dadanla? tsy atao mahagaga raha manao resaka mivilana rangahy satria tsy mamaky tsara fa taitaitra.vakio tsara dia valio avy eo fa manjary miverimberina.

le hoe nanao be na maire aza i maitre le8!izay moa!ahahahaha! o ry ingahy ity,inona no vitay taminy naha maire azy? sao le petatoko no atao hoe vita!

1-zaridaina ambohijaovo:zara fa vita ,vita gasy aminy sens maha ratsy azy,dabapako,mora simba,loko grotesque,sary tsy mitovy habe le teo aminyfidirana,....sns.
2- fanesorana sy fanadiovana ny tetsy 67 ha,nesorina dia natao inona!le nesorina aza ity efa niverina sahady, resabe fa tsy misy programa matotra na ho any olona teo na ho any ho aviny ilay lalana,aiza no tsy hiverina le nesorina.
3- fanalana fako sy fividianana fitaovana tsy misy ilana azy!tadidiko nampiesonina ry malagasy be fivoarana fa hoe masinina fampiasa any aminy tany mandroso mpitsoka fako no ampiasaina!ahahahhahaah,eny e,fa ny any olona fako= taratasy,ravinkazo,ny anao vovoka mena aminy tany ferralitika no mameno,tsy misy ilana azy no fandaniana fahatany ,iaiza tokoa izy izay ry besoin? tsy efa simba? ary mazava ho azy fa tsy hanana vola hikojakojana ny mairie!
4- hotel de ville,fa angaha atao zaridaina moa no nifanarahan momba io? hay ve e!
5- fanadiovana any anosy, toa mbola tsy vita ny fefy hatramin'izao? taminy izy lany filoha aza vao no tapany no vita ary ny manodidina ny arabe be mpandalo ihany no natao faingana satria hita maso!

dia inona koa no lazainao fa vitany tsara hoe! izahay hoa tsy mino mino foana dia azonla fitahana ka tsy ahlala ny ranomaso sy ny setroka.

bonne chance ra besoin a!tandremo sao tsy lany le maitre an ,lasa adla eo ela
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0091